Fanalana demony
1. nikopol
(
26/01/2007 17:42)
Saika nataoko tao aminy fivavahana ty resaka ty saingy sao manohana ny hafa !
fa raha misy namana mahay manala demony na mahalala olona mahay manala dia mba hanoraty aho fa tsapako hoe misy demony lehibe ato anatin'ny kiboko, tsy dia lavitra ny foitrako eo.
Misaotra dieny mialoha :-*

novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:48
9. Zina
(
26/01/2007 20:52)
fa raha misy namana mahay manala demony na mahalala olona mahay manala dia mba hanoraty aho fa tsapako hoe misy demony lehibe ato anatin'ny kiboko, tsy dia lavitra ny foitrako eo.
tapaho raha manelingelina ny sainao
10. xxx
(
26/01/2007 21:27)
http://youtube.com/watch?v=L0ylCypJi0k
" dia niditra tao amin'ny synagoga niaraka tamin'izay Jesosy ka nampianatra.
Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna.
Ary niaraka tamin'izay dia nisy olona teo amin'ny synagogany, izay azon'ny fanahy maloto; ary niantso mafy ralehilahy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Jesosy avy any Nazareta? Avy handringana anay va Hianao? Fantatro fa Ilay Masin'Andriamanitra Hianao.
Ary Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina hianao ka mivoaha aminy.Ary ny fanahy maloto nampifanintontsintona ny tenan'ilay marary, dia niantso tamin'ny feo mahery ka niala taminy.
Dia gaga ny olona rehetra ka nifanontany hoe: Manao ahoana re izao zavatra izao? Fampianarana vaovao misy fahefana izao! Fa ny fanahy maloto aza no didiany, ka dia manaiky Azy." Marka 1:21-27
Ekeo Jesosy ho hany Tompo sy ho Mpamonjy tokana ho anao ary mibebaka ka miala amin'ny ratsy!!!!!!!!
http://jesus-is-savior.com/Hells_Truth/hells_truth1.htm
Misaotra.

11. andrea
(
26/01/2007 21:27)
Zina> =)) =)) marina izany 8) nikopol demony :twisted: :twisted: :twisted: ty wà tssss
13. niryna
(
27/01/2007 04:18)
xxx:
Welcome..
http://jesus-is-savior.com/Hells_Truth/hells_truth1.htm
:twisted:
XXX Many thanks for the web.Hope you translate it in our language.Many people will be saved.The problems are
no matters how much you explained to them they still do not understand nor accept the truth.May God bless you.
XXX Tsara be ilay izy fa tokony hazavainao amin'ny teny gasy ilay izy satria tsy voatery ahay teny anglisy na teny frantsay daholo ny olona.Allelua ^:^
15. niryna
(
27/01/2007 04:24)
andrea:
Zina> =)) =)) marina izany 8) nikopol demony :twisted: :twisted: :twisted: ty wà tssss
Andrea a tsy azo atao ny manompa olona demony izany satria tsy fantatrao izy,ary tsy mbola niteny izy hoe izaho demony"Blasphemy" manompa fanahy masina.Voasoratra io hoe tsy voavela ny eloka ary io irery ihany no fahotana tsy voavela.Manendrikendrika ny fanahy masina.Aza miteny raha tsy mahita zavatra tsara ho tenenina.Avereno ange ny teninao e dia hoe Andrea ...ho faly ve ianao raha ataon'ny olona izany:cry::cry:
16. niryna
(
27/01/2007 04:26)
nikopol:
Saika nataoko tao aminy fivavahana ty resaka ty saingy sao manohana ny hafa !
fa raha misy namana mahay manala demony na mahalala olona mahay manala dia mba hanoraty aho fa tsapako hoe misy demony lehibe ato anatin'ny kiboko, tsy dia lavitra ny foitrako eo.
Misaotra dieny mialoha :-*
Ahoana no mahatonga anao hiteny izany.:idea::?:
18. Samoana
(
27/01/2007 10:56)
Andrea/ mody ataovy fantatra kosa hono le oul "tsy fantanjy io" @ zay tsy bedin'i nyrina njy e:wink:. Mody avadiho fotsiny hoe "opolnik demony":-D
19. LazaDaddy
(
27/01/2007 11:51)
niko> ao an-tsainao sy ao am-ponao ilay demony mibaiko ny vatanao.