Ny mpiforum.
102. kelly13
(
01/02/2007 17:44)
sady enao toa otran'ny b tongotra b zany ka aleo atao matevina beuuu ny bouclier-ko (valikitsaka mantsy hono), fotoshop nga, milay b nge le ranjo e, serieux e, rare ny lhl manana ranjo mangirana zany :°)
103. sitlo
(
01/02/2007 17:52)
hahaha,
lol
eo dia taratara eo indray, tsy aleonao ve ilay be volotongotra be ireny eh.
Amin'izay ianao tsy mila miompy saka intsony.;-)
lol
eo dia taratara eo indray, tsy aleonao ve ilay be volotongotra be ireny eh.
Amin'izay ianao tsy mila miompy saka intsony.;-)
104. kelly13
(
01/02/2007 17:55)
efa manana b volotongotra b za fa mba mitsiriritra kely le tsy misy volotongotra e! hihihihi saka mampievina tsy lasaaaaa :°)
105. sitlo
(
01/02/2007 18:05)
Ireny manjelatra ranjo ireny ange manajamba eh. Sahirana eo i kelly fa dia miteny aho izay. Sady atao inona koa izany be tongotra be izany. lol
106. kitjo
(
01/02/2007 18:58)
fasaly> za tsy ampy taona dtsy mahazo mankany @ resak' olondehibe :lol:
ampidiro antsokosoko akia an! hihihihi
ampidiro antsokosoko akia an! hihihihi
107. fasaly
(
02/02/2007 04:41)
kitjo: euhhhhh! somary manindry vola kely ihany enao vao tena tafiditra ao:-D:-D:-D:-D:-D
108. fasaly
(
02/02/2007 04:42)
sitlo:
angaha koa indry efa brown re olona eh. Tadidiko marina isika ilay sola ireny. Mpi-fan be mihitsy.
fa tsy hitako wa izany ps clan izany fa mba nitady ihany aho e.
:-D:-D:-D:-Dzà koa nitady an'io ps clan io ry sitlo fa fanina tsy nahita de naleoko nadaboka ny fikarohana:-D:-D:-D
109. fijo
(
02/02/2007 11:12)
mbaliana anie tia manao.....resaka masika amiko ,nefa mitady.......ny halala ny maha virja ahy e.
ka na dia milela.......lela eo aza io tsy maninona fa mpampianatra ka.
fa aza avela irery loatra miaraka amin'io aho ry fasaly sy ari fa asiako........sary eo io vao tampina ........ny vavany
ka na dia milela.......lela eo aza io tsy maninona fa mpampianatra ka.
fa aza avela irery loatra miaraka amin'io aho ry fasaly sy ari fa asiako........sary eo io vao tampina ........ny vavany
110. kelly13
(
02/02/2007 13:19)
sitlo:
Ireny manjelatra ranjo ireny ange manajamba eh. Sahirana eo i kelly fa dia miteny aho izay. Sady atao inona koa izany be tongotra be izany. lol
:°) enao no b lapelle ka, hihihi!!! d mba jamba mifampitatana kou inn mou no blem? :-P
111. sitlo
(
02/02/2007 15:38)
fa angaha any amin'ny tongotra koa izao ny maso? Izay ny mahavoa anareo mpanara-damaody itony. :wink:
112. niryna
(
02/02/2007 15:51)
Toa lasa mivoana ilay izy.Izaho aloha tsy manana fan izany fa tiako alaina namana daholo ny rehetra raha tiany izany.
114. kelly13
(
02/02/2007 16:07)
za kou tsy mifidy fa ze t ho namako d namako, ze tsy t ho namako d namako iany fa tsy koi :)
sitlo>hé hé hé, ny sandrinao ndray zao no ataontsika resaka :°)
sitlo>hé hé hé, ny sandrinao ndray zao no ataontsika resaka :°)
