Ny mpiforum.

81. fasaly ( 31/01/2007 21:21)
mazava wazzzz! tsy misy clan clan mitsy eto am forum fa any ambadika no tsy hay:°)
82. fijo ( 01/02/2007 05:47)
ny mahatonga le fitenenana hoe misy "clan clan,"dia satria misy mpiserasera ita sy miserasera matetika.ka raha hiandry ny tsy hanoratra kosa ve de ahoana????
za sy mbaliana izao de ohatry ny manao...... PV mihintsy;de fan sa clandestin izahay sa mpifanolobody....rindrina?????nefa za aza tiany vonoina,fa saingy mbola eo fasaly sy ari malal de tsy sahy izy.
83. fasaly ( 01/02/2007 07:22)
:-D:-D:-D:-D:-D
84. mbaliana ( 01/02/2007 11:41)
fijo> hahahhaha iza koa aza no nanolotra ny vody....rindrina tamin'i fijo?
ary manana garde à corps kay i fijo...
Fasaly sy ari.malala> ary nareo kosa an.. mody hoe za maka andry za maka andry kay nareo garde à corps-n'i fijo :-w:-w:-w
85. fasaly ( 01/02/2007 12:03)
:-D:-D:-D:-D:-D mody manao garde corps aky zahay fa mitazana sy mitsikilo ny zavatra hataony a!:-D:-D:-D:-D
86. kelly13 ( 01/02/2007 14:25)
o ry fasaly a, sao lazain'ny oul fa mi clan clan kosa aza tsika miresaka tsisy fitsitsina teny ty? :°):°):°):°) d hoy aho hoe odoiéééé, saka manatody alika mivilambilany e, hihhihihihih
87. sitlo ( 01/02/2007 14:44)
veloma kelly dia mampamangy any amin'ny 18 any eh.
88. kelly13 ( 01/02/2007 14:51)
sitlo>sola niaraka iany kou brown vao hifanary?
89. sitlo ( 01/02/2007 14:58)
angaha koa indry efa brown re olona eh. Tadidiko marina isika ilay sola ireny. Mpi-fan be mihitsy.

fa tsy hitako wa izany ps clan izany fa mba nitady ihany aho e.
90. kelly13 ( 01/02/2007 15:06)
naniry le volo ny farany e, ao re le ps clan fa tedavo tsara e :°)
91. sitlo ( 01/02/2007 15:32)
misaotra eh
92. kelly13 ( 01/02/2007 16:01)
hita?
93. sitlo ( 01/02/2007 16:12)
tsy hita eh, kitjo izao no hitako dia diamondra dia kelly dia pissoa dia tsy ary ho voatanisa.

Afa-po
94. kelly13 ( 01/02/2007 16:16)
Jereo eto
95. sitlo ( 01/02/2007 16:34)
lol
voa aho
:-D
96. kelly13 ( 01/02/2007 16:44)
ho za fôna kosa v? hihihi!!! mba mzara eksperiansa eeee hihihi
97. sitlo ( 01/02/2007 16:59)
:evil: mbola ho avy ny andro
mahatantesa ny vali-kitsaka. :°)
98. kelly13 ( 01/02/2007 17:17)
meme po peur le ranjo mangirana b iny hihihi!! inn wa ny cire nampesainao kou :-D:-P
99. sitlo ( 01/02/2007 17:27)
:-D, efa hoe fotpshopy wa iny fa kelly koa?
aleo aloha angoniko daholo ny attakiko tonga ataoko angaredona koa. :°)
100. kelly13 ( 01/02/2007 17:30)
fotpshopy nga ? lazao ny marina mou e! hihihih!!! kayyy, mila maka bouclier za zany fa hiataky penina hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.416