Ny mpiforum.
61. xxx
(
29/01/2007 15:35)
Tsy misy dikany fa manaonao foana tahaka izao ve?
Sa tsy intélligente ilay vehivavy?
Sa tsy intélligente ilay vehivavy?
62. fasaly
(
29/01/2007 16:17)
mandrindra:
mbaliana, tsy mazava izay voalaza
mandrindra: bonané:-* elabe indry tsy hita an!:?;-)
63. fasaly
(
29/01/2007 16:19)
mbaliana:
mandrindra> noho i fasaly dia niakatra ny tosi-dràn'i fijo
mino anzany ve indry fa izaho no nampiakatra ny tosidrà n'i fijo:-w:-w sao mba nisotro dité bdb lotra:roll::roll::-D:-D:-D
64. mbaliana
(
29/01/2007 19:29)
fasaly> hihihihi za alou tsy mahalala ze natony tany ambadika tany ho any fa da zay alou no teniny...
xxx> aza mba be fialonana e
Tsy misy dikany fa manaonao foana tahaka izao ve?
Sa tsy intélligente ilay vehivavy?
xxx> aza mba be fialonana e
65. ari.malala
(
30/01/2007 07:15)
ounnnnn! fasaly sy mbaliana nareo roa anie ho sahirana ami'io virja io e! i fasaly moa mampiakatra tosidra mo i mbaliana ndray ts mety mapianatra! :-D:-D:-D:-D
mandrindra, ela b tsy hita an, bonané, fa taiza fona klo e! (orsize kely fts za fasaly an;)
xxx, enao no tena ts intelligent fa tia mitsikera be fahatany fotsiny!

66. fasaly
(
30/01/2007 13:17)
mbaliana sy ari.malala: zà kou tsy mahalala fa dia lavo hono i virja re ka de hanampy azy no hataotsika fa ny nahalavo azy t sy hay mitsy sao ary dia nisotro dité mahery:-D:-D:-D:-D nakaiza ary i virja hamaly azy:-w:-w:-w:-w
ari.malala: njy mnao bouche à bouche refa lavo izy:?:-D:-D:-D:-D

67. kitjo
(
30/01/2007 18:59)
za fan antsika rehetra....
na mpametraka sary na ry bazylou&ronaldo ao @Politika na ry Diam any @ sakafo na ry bilakarenjy @ Fiarakodia na i Fiffi encyclopedie na ireo mpitoraka blaogy na iza na iza e...za ko anatiny ary indrindra2 Anay hatrany Bira ao @ forum manokana
tsy adino ny Ekipa solida @ fihaonana a Dago (ravatorano, sasa, mcz, voahirana sns sns e)
zay mahafanina anah..hiiiih
fa sao mampisy clan ry fasaly ny filazana anzany?

68. fasaly
(
30/01/2007 19:59)
:wink: aza alefa lavitra ny saina e!
cool dia reveo mnaja hatrany, aleo tsy mieritreritra ratsy mitsy e! mba eritreritra mandalo tahaka ny rehetra sa aon ozy njy????:°):-*

69. mbaliana
(
30/01/2007 20:34)
aza asiana clan zany fa lasa pluriclan za e
ari.malala> hay njy spesialista amin'ny bouche à bouche hahahahhaha

70. fijo
(
30/01/2007 23:19)
za tsy fan'i kitjo;HI HIHI
MANDRINDRA TONGA SOA LETSY E;
fasaly ,ao moa mba ampidino kely ity tosidrako ity fa sao hanahirana e.
mbaliana io mantsy mitady hamono ahy fotsiny

71. fasaly
(
31/01/2007 07:03)
dray dray dray dray iny fa tonga tsy natsoina i tonton virja:{:{:{:{ ampio aho ry mbalina sy ari. fa lavo fijo a!:{:{:-D
73. xxx
(
31/01/2007 12:45)
fa ny dikan'ny "amitié" angaha vedetisma rey olona eh!
tsy hitako izay hidiran'ny fanatisma @ vedetisma ka hevero fa venjana!=))

74. kitjo
(
31/01/2007 16:08)
fasaly> tsy mandefa saina lavitra akia za fa efa nisy olana oh an'io teto taloha an...t@ 2004 angamb ireny lasa oe misy clan sy fan fan zany d fanina dol..
sinon, zavatra mandeha ho azy izany aloha na tsy eritreretina aza...
fijo> aleo ko enao tsy manao fan fa sao d tsisy kotabaiko vao maraina tsony...:-D:-D:-D
bakobako> fa aona akia?

76. fasaly
(
31/01/2007 17:14)
kitjo: ka ny ahy anie somary hatsika hiany fa tsy hoe in e! hihihih......hay ve nisy anzany e! zà mbola tsy tato tamazany:wink:
ny forum serasera de toute façon otran'ny fiaraha monina ihany ka zay mahatsapa mi clan clan any de azy ny azy fa ny fahatongavana eto hiserasera amin'ny rehetra fa tsy hoe i anona sy i anona ihany akory, fa hafa fotsiny ny hoe mahay mifandray be aminao izay no tiko lazaina amin'io fan fanin a be io! ohatra hoe izao refa tafasiry am sitlo sy kelly zà de tsy mitsitsy teny havoaka mitry:-D:-D:-D:-D:-D
sa aon ry kelly13:°)

77. fasaly
(
31/01/2007 17:17)
Bakobako2:
Kitjo d tt façon eto forum clan.
izany ve???? izaho aloha tsy mahita taratra anzany hatramizao e!:°):? asa na izaho mankafy miditra ato am forum angamba de tsy maita anzany fa zà refa miditra ato de faly ery hitsidika ny dinika mahafinaritra ahy de zay tsy miasa saina am clan clan zany ! lasa clandestine eo:-D:-D:-D:-D
78. kitjo
(
31/01/2007 18:44)
za koa aloh atsy mahita zay oe clan zany tsony amzao e....taloha manko nahitana resaka "prive" bdb tato @ forum ka rehefa notenenina ny rehetra dia nijanona...
amzao kosa indray dia hita fts ny olona sasany hoe mazoto ao @:
- sary
- politika
- fivavahana
- hira
- fiarakodia..
sns...ary olona mitovy daholo ny ankamaroany ary misy hoe tsy mandray anjara mitsy raha tsy amzay lohahevitra tiany
anjara sy safidin' ny tsirairay izay ka ataoko fa tsy olana mihitsy ary tsy reska 'clan"

79. fasaly
(
31/01/2007 19:10)
kitj: ié iny tsy manina ka! samy manana ny tandrifiny sy tiny raha r esaka rubrik!
fa zà kalou ato am forum dia resaka olondehibe sy dinika manokana no tena fandehnako de
ny fitiavana resabehvavy sy lahy ary eritreritra mandalo dia tsy hadino ny sary sy ny mamtraka tsikera manja ary mamaly tsikera:roll::-D:-D:-D:-D fiouuuuuu! ary ankafiziko annnnnn!:-D:-D:-D:-D

80. mbaliana
(
31/01/2007 19:55)
fasaly> ny virja samy virja ve no mifandavo? hihihih ahoana no idiranay amin'izany?
fijo> za tsy hamono anao zany manjary tsy misy mpamaly ze soratako ato koa.. tehirizina ary atao anao indrindra amin'ny maha virja anao
za aloha ry zareo mahita fa tsy misy kaln klan asa alou fa za vao tonga koa