Manasitrana ny ratra mahazo antsika ve Atra?
23. Zina
(
26/01/2007 16:14)
o ry cutie aaaaaaaaa
ndana vakio ny joba..i devoly no nanome ratra an'azy fa tsy Andriamanitra....
Andrimanitra no nanasitrana....

25. Zina
(
26/01/2007 16:21)
Manasitrana ny ratra no ataony, ny fahotan-tsika no mahatonga ny ratra tsy Andriamanitra velively no mandratra
aleo averiko eto indray
26. cutie
(
26/01/2007 16:37)
: Zina [ Valio ] 26-01-2007 16:26:46
Lohateny : Re : Manasitrana ny ratra mahazo antsika ve Atra?
Voalaza teo :
Izy no mandratra,ary Izy ihany no mamehy ny ratra
mitovy @le we izy no maka azy ary izy koa no manome io :lol:
27. Zina
(
26/01/2007 16:43)
mitovy @le we izy no maka azy ary izy koa no manome io
cutie a amiko io tsy mitovy mihitsy..
Tsy aiko aloha e samy manana ny conception ny olombelona.
29. chakkakkely
(
26/01/2007 19:07)
za alo ra ny finoko dia ny zavatra rehetra dia avy amin Andriamanitra na tsara io na ratsy , kanefa koa Andriamanitra tsy manome zavatra ratsy ho an yn zanany zany , fa isika no mahita azy hoe ratsy , fa mety ange reny fitsapana Andriamnitra antsika eh , hoe ra sendra ny mafy ve ity zanako ity dia aiza no andeha aty amiko sa any amin ny hafa no hitady famonjena , za alo dia mahatsapa fa ny zavatra rhetra miseho eo aminy fiainako dia avy am Andriamanitra daholo eh , satria tena betsaka zay fitsapana nandalovako zay fa rehefa hafaka avy eo za dia mahatsapa foana fa ra tsy nisy an iny za dia tsy niverina tam Andriamnitra , ka zay no inoko hoe ny zavatra rehetra dia avy amin Andriamanitra daholo satria izy no nahary an izao tontolo izao , fa ny tokony ataon tsika dia ny maharitra ao aminy na aminy sarotra na aminy fifaliana ,
31. Zina
(
26/01/2007 21:39)
ka ilay ratra anie no nampiverina antsika @ Andriamanitra e... izany vokan;ny fahotana nataon-tsika ka soa ihany fa ny fanahin'Andrimanitra mbola niteny tamin-tsika - ohatra ry Chakkakely io
-
Andriamanitra dia fitiavana...
-
zay fitsapana nandalovako zay fa rehefa hafaka avy eo za dia mahatsapa foana fa ra tsy nisy an iny za dia tsy niverina tam Andriamnitra
Andriamanitra dia fitiavana...
32. diamondra27
(
27/01/2007 05:56)
Raha tena vrai kristiana ianao de manasitrana ny ratra tokoa Andriamanitra.
Rien est impossible à Dieu.
Raha hanambady na hiteraka na inona ² zavatra ataonao de tokony entinao ambavaka izany.
Mitondra vohoka ianao? ankino @ Atra izany.
Dia ekeo ny teniny hoe: tsy isika no mi-guider ny fiainantsika fa Atra , izy no nanome de izy koa no maka.
Efa niomana ny @izany ve ianao?
Raha tena vontompinoana de tsy ratra no iantsoanao izany zava-miseho izany.
Miala tsiny @ ze olona iharan'izany aloha fa mety ho mafy ihany ilay teniko fa zay no fahaamarinana.
Par experience io: narary dada,nentiko ambavaka foana izy,maty dada, tsy afaka nandevona azy aho, dia hitako mihitsy zany we asan'Atra tamiko izany mampionona ahy. Tsy we tsy malahelo azy aho fa hafa ihany e! tu comprends l'oeuvre de Dieu

33. Zina
(
28/01/2007 01:27)
Diamondra, cutie, Chakkakely
ity misy zavatra itako ary ho lazaiko aminareo:
Andriamanitra dia fitiavana ary aza mba lazaina oe avy any @ Andriamanitra ny ratsy, Ary isika tokony hisatroa an'Andriamanitra amin'ny zavatra tsara rehetra..fa tsy ny ratsy (ratra etc...) akory.. io dia vokan'ny zavatra nataon-tsika satria isika mpanota "on seme ce qu'on a recolte" izay le fahotana.. fa ny zavatra ataontsika dia ny mivavaka amin'andriamanitra mba ho hatanjaka ary mampi-developper ny caractere isika rehefa fantsika ny ratsy nataon-tsika mba ho hanakaiky an'Azy bebekokoa...
Amiko tsy tokony hilaza isika oe avy @ Andriamanitra ny ratsy.
James 1:2,3
Mes frères, regardez comme un sujet de joie complète les diverses épreuves auxquelles vous pouvez être exposés,
1.3
sachant que l'épreuve de votre foi produit la patience.
Rom 2:5,6
par ton endurcissement et par ton coeur impénitent, tu t'amasses un trésor de colère pour le jour de la colère et de la manifestation du juste jugement de Dieu,
2.6
qui rendra à chacun selon ses oeuvres
Gal:6:7
6.7
Ne vous y trompez pas: on ne se moque pas de Dieu. Ce qu'un homme aura semé, il le moissonnera aussi.
Fa soa ihany fa mbola be fitiavana Andriamanitra ka mbola mamela antsika...
Sa ahona oy nareo?

34. niryna
(
28/01/2007 05:56)
Zina:
o ry cutie aaaaaaaaa
ndana vakio ny joba..i devoly no nanome ratra an'azy fa tsy Andriamanitra....
Andrimanitra no nanasitrana....
Notsapain'Atra fanahy izy ka na efa saika niala aza ny ainy dia tsy nivadika tamin'Atra izy.Raha tsy nomen'Atra hery izany ny devoly tsy nahavita ilay fitsapana nataony tamin'i Joba.Hoy izy hoe azonao tsapaina fanahy izy fa ny ainy ihany no tsy azonao alana.Sa tsy izany?
35. niryna
(
28/01/2007 06:04)
chakkakkely:
za alo ra ny finoko dia ny zavatra rehetra dia avy amin Andriamanitra na tsara io na ratsy , kanefa koa Andriamanitra tsy manome zavatra ratsy ho an yn zanany zany , fa isika no mahita azy hoe ratsy , fa mety ange reny fitsapana Andriamnitra antsika eh , hoe ra sendra ny mafy ve ity zanako ity dia aiza no andeha aty amiko sa any amin ny hafa no hitady famonjena , za alo dia mahatsapa fa ny zavatra rhetra miseho eo aminy fiainako dia avy am Andriamanitra daholo eh , satria tena betsaka zay fitsapana nandalovako zay fa rehefa hafaka avy eo za dia mahatsapa foana fa ra tsy nisy an iny za dia tsy niverina tam Andriamnitra , ka zay no inoko hoe ny zavatra rehetra dia avy amin Andriamanitra daholo satria izy no nahary an izao tontolo izao , fa ny tokony ataon tsika dia ny maharitra ao aminy na aminy sarotra na aminy fifaliana ,
Mety mitombona io noteneninao io satria ny fitsapana no ahitana ny fetran'ny finoantsika an'Atra ary hoy koa ny teny hoe misaotra azy amin'ny zavatra rehetra.Diniho ange ny baiboly raha tsy zavatra hiainantsika andavanandro mihitsy e.Ohatran'ireny miteraka ireny,marary mafy ary tsy te-hiteraka intsony raha ny hamafiny kanefa rehefa tonga ilay zaza dia adino ilay fijaliana nahazo.Azo oharina amin'ny fiainana rehetra e fa io no tandrifin'ny saiko.Ao anaty mangidy hono no ahitana ny mamy.Ao anaty fahoriana no ahafahanao manao zavatra hampivoatra ny fiainanao satria raha tsy nahita ilay fangirifirina ianao dia tsy ho tsampanao izany hamamin'ny fiainana.Asa aloha e
36. niryna
(
28/01/2007 06:08)
Zina:
ka ilay ratra anie no nampiverina antsika @ Andriamanitra e... izany vokan;ny fahotana nataon-tsika ka soa ihany fa ny fanahin'Andrimanitra mbola niteny tamin-tsika - ohatra ry Chakkakely io
-zay fitsapana nandalovako zay fa rehefa hafaka avy eo za dia mahatsapa foana fa ra tsy nisy an iny za dia tsy niverina tam Andriamnitra
Andriamanitra dia fitiavana...
Mino an'io koa 'zaho.Misy miteny fa ny aretina dia avy amin'ny devoly daholo.Efa naheno olona niteny an'io ve Zina? Ny fahalalako azy dia tsy avy amin'ny daholo fa misy aretina vokatry ny nataon-tsika.Toy ny hoe areti-nify ohatra rehefa mahery mihinana zava-mamy ianao dia mety ho voan'ny aretinify.Ny dikany raha tsy nahery nihinana mamy dia mety tsy ho voa.
37. niryna
(
28/01/2007 06:14)
prime:
niryna> Tena nisy sa aingam-panahy vaovao?...:lol:
Salut Prime! ity ary ny tohin'ny tantara marina izay nosoratako tato.
Rehefa avy nanao veloma ny zanany izy mivady dia nivoaka nangasihasy,ny feon'ilay zaza no heno farany teo am-panidina ny varavarana:cry::cry:Somary nijanona tao anaty fiara izy mivady naka aina kely ary teo ramatoa no nanomboka niantsoantso an'Atra"Fa nahoana no alainao ny zanako,izany ve ianao no atao hoe Atra fitiavana?Aiza izay toky nomenao anay hoe tsy andao anay ianao?Tsy niteny rangahy fa navelana nanala ny fony teo ramatoa.:cry::cry:
38. niryna
(
28/01/2007 06:21)
prime:
niryna> Tena nisy sa aingam-panahy vaovao?...:lol:
Tohiny manaraka.
Nanontany azy mangina ilay vadiny amin'ny feo malefaka An'iza io zaza io,ahy hoy ramatoa.Namerina ny fanontaniana in-telo rangahy ary namerina ny valiny noteneniny ihany ramatoa.
Izao ary no izy hoy rangahy,zanak'Atra io zaza io fa isika fotsiny no nataony ho fitaovana hanalehibe azy.:roll:IZY no mahalala izay mahasoa azy koa andao apetraka eo am-pelantanany izy"Io angamba no nahatonga ny olona hiteny hoe izay mahasoa ataon'Atra."
Lasa niverina tany amin'ny hopitaly indray izy mivady hijery izay fiovana,tsy nanana fahatokisana intsony,toa mandeha fa ny eritreritra lasa lavitra:x.
Teny an-dalana dia nifanena sage-femme izy(anjely no nitenenan'ilay ramatoa azy),olona tsy mbola hitany tao amin'ilay fitsaboana ny zaza mihitsy hatramin'izay.:roll::roll:Inona re no mety hitranga e
39. niryna
(
28/01/2007 06:39)
EFa niresaka anjely isika ary indraindray olona toa antsika no ampiasain'Atra.Nitondra baiboly teny an-tanany hono ity vehivavy ary nomeny ilay ramatoa
"Vakio an'ny zanakao ity baiboly ity rehefa lehibe izy"
Tsy hitan'ilay ramatoa izay notenenina fa noraisiny ilay baiboly sady nizotra ihany izy mivady hanantona ny biraon'ilay dokotera mpitsabo an-janany.8O8OTarehy mirana no nandraisan'ny dokotera azy ary na izy aza tsy nino ny fahagagana nataon'Atra an'ilay zaza.^:^.Izay no atao hoe fitiavan'ATra antsika.Sitrana soamantsara ilay zaza ka na ny sakafo izay tsy nahazo nohaniny talohan'ny nanasitranan'Atra azy aza dia azony nohanina Eto no nanomboka ny fijoroan'ilay vehivavy ho vavolombelona fa mamaly vavaka Atra ary inona no zavatra tsy ho vitany.
Enga anie ka hanantona azy ianao izay mbola tsy niova fo,manetre tena ka maneke fa mpanonta ianao,mangataha famelana aminy ary omeo azy ny fonao sy ny fiainanao.Minoa an'i Jesosy fa izy dia maty teo ambony hazofijaliana ary nitsangana tamin'ny maty.Ao anatin'ny vavaka mangina izay vokatry ny fonao no hitenenanao sy hiantsoanao azy hitsidika ny fonao .
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA AMENA

40. ndrena
(
29/01/2007 11:11)
Karazany maro no mahatonga ny aretina eo @ tenantsika
Mety tsy fitandremana,mety vokatry ny toetr'andro,mety avy @devoly(Joba)mety avy @ A/tra mivantana(Davida nanisa ny zanak'Israely).Fa raha fintinina dia sitran'A/tra avokoa ireo raha miverina Aminy @ fontsika manontolo isika.