ny aty anie ry zareo tsy ohatran'ny any dago

41. bazylou ( 06/02/2007 23:58)
o ry mpindran , rehefa tsy faly dia mitomaniza e:: ary tandremo sao tratra ao daholo le andy tsy misy papsa ampiasainao ao na koa ilay mpindrana papsa ohatranao!!
42. Fiffi ( 07/02/2007 00:07)
fa inona aza no hamakianareo loha @ zay olona tsy manana paps zany eh ? zay mahatsara ny fiainanareo hatao fa fantany ny hataony ary olondehibe izy ireny ange eh !
43. bazylou ( 07/02/2007 00:30)
ka lasa mandoto rano ilay klandy sy ny mpampiasany anie!! jereo fa raha vao hoe livreur!! dia hoy ny polisy hoe gasy!! en plus klandy , tonga dia mazava be::
Jerei fa ny gasy retra nanao livraison sy tomona livraison hatramin'izay dia saika nanao redresement fiscal sy nigadra daholo satria nampiasa gasy klandy!! ( oh: benja, iza ilay tao bercy iry , ary andrianina moa sa iza ilay nitsoaka tany dago fa tsy nahaloa impot sy karaman'ny mpiasa,kanjo vao niverina teto fa vita ny vacance tany dago tonga dia prison,,.............);; firifiry ny gasy nanao an'io hatr'izay nahoana no nirefotra sy nitsoaka daholo avy eo??
44. Fiffi ( 07/02/2007 06:51)
tssssss !!! mba nisy olona 1 ve nanao zavatra tsy nety de ny rehetra no atao bemiray ?
45. mbaliana ( 07/02/2007 20:47)
fa angaha kosa le mpampiasa tsy mahalala hoe klandy no ampiasiany ? manaonao foana izy zany
46. fijo ( 07/02/2007 21:22)
bazy ngaha misy paps?
47. bazylou ( 08/02/2007 00:07)
rehefa tratra dia tratra ry tsamy a, ary rehefa fanta bahoaka dia mileteha velona fa hafa baraka!! ary tsy izy irery avy eo no maloto passeport fa ny gasy rehetra satria aty antanin'olona!!
48. niryna ( 08/02/2007 05:54)
bazylou:

ka lasa mandoto rano ilay klandy sy ny mpampiasany anie!! jereo fa raha vao hoe livreur!! dia hoy ny polisy hoe gasy!! en plus klandy , tonga dia mazava be::
Jerei fa ny gasy retra nanao livraison sy tomona livraison hatramin'izay dia saika nanao redresement fiscal sy nigadra daholo satria nampiasa gasy klandy!! ( oh: benja, iza ilay tao bercy iry , ary andrianina moa sa iza ilay nitsoaka tany dago fa tsy nahaloa impot sy karaman'ny mpiasa,kanjo vao niverina teto fa vita ny vacance tany dago tonga dia prison,,.............);; firifiry ny gasy nanao an'io hatr'izay nahoana no nirefotra sy nitsoaka daholo avy eo??



Raha izaho ianao tsy manisy sira izay fiainan'ny olona any raha tsy ohatra angaha hanampy azy ,izay dia zavatra hafa.Feno olona tsy ara-dalana daholo izay toerana aleha.Mba mafy anie izany tsy manana ttsy hipetrahana izany e.Soa ihany fa tsy misy vola aloha ny miakatra any an-danitra.
49. mbaliana ( 08/02/2007 10:40)

rehefa tratra dia tratra ry tsamy a, ary rehefa fanta bahoaka dia mileteha velona fa hafa baraka!! ary tsy izy irery avy eo no maloto passeport fa ny gasy rehetra satria aty antanin'olona


raha za aloha no tsy manana paps zany tsy hilentika zany e ... MIVOAHA DAHOLO RY TSY MANANA PAPS DIA ATAOVY NY FIAINANAREO... rehefa mahatsiaro afa-baraka ianao ry bazylou dia ianao no milenteha fa tsy ny hafa akory...
tsy olona iray akory no hanova ny fiainam-bahoaka fa ianao mihitsy zany no tsy mahay mampiseho personnalité-nao fa ny hafa foana no diso aminao
50. Fiffi ( 08/02/2007 12:32)
tsy hitako zay mankarary an'i bazylou @ olona tsy manana paps zany klé ! hehehehe !!! zay mahatsara ny fiainanao hoa atao fa avelao ny olona hanao ny fiainany de zay ! tsy enao nage no ho ahazo blèm raha tratra ry zareo eh !
51. andry08 ( 08/02/2007 16:41)
f'hita koh, tsy i bazyl no mamaly rehefa tratra izy ka inona ny olana?:roll::?::?:Hataovy tsara ny fiainanao dia avelao ireo tsy manana papier fa tsy fantatrao na tsy fantsika anie ny antony tsy nanaovanay an'io e! Ary cool avy eo fa tsy mila ady any @ rehetra rehetra!:D
52. fijo ( 08/02/2007 22:58)
bazy ve wa manana taratasy ?
53. niryna ( 09/02/2007 06:45)
Fiffi:

tsy hitako zay mankarary an'i bazylou @ olona tsy manana paps zany klé ! hehehehe !!! zay mahatsara ny fiainanao hoa atao fa avelao ny olona hanao ny fiainany de zay ! tsy enao nage no ho ahazo blèm raha tratra ry zareo eh !

izaho koa aloha momba andry amin'ity,angamba ity resaka ity tsy ho vita mihitsy fa lasa marary an-doha amin'ny tsy misy dikany ,tsy afaka hanampiana olona

54. niryna ( 09/02/2007 06:54)
bazylou:

ka hoe hitsoaka atsy aho fa tsy nomen'ny vadiko na vola na koa hoe andeha hitsoaka fa tsy mety mahita asa!! izay manao ihany no mahazo aty!! ary izay metitika fotsiny hoe hahazo saosy be fa aty andafy dia andana miverina dieny izao na amboary dieny izao ny fisainana fa tsy ho tafavoaka aty na 100 aty aza!!
Feno ny gasy ny mba te hizity hoe hio aty andafy nefa vao tonga herinandro dia mihinana daholo!! avy eo dia mamono eritreritra fotsinyhoe mahantra aho dia mila ravin-ahitra aty dia manao izatsy sy zaroa hahazoana vola.
Ny gasy dia olona fetsifetsy kamolahy izay!! ary tsy mety mino raha tsy efa tratran'ny ankodimirana aty!! Hany ka mihazakazaka ny ho aty daholo na kely na lehibe, nefa rehefa tonga aty ,tssssss TA 1 daholo!! Amin'izay eto france daholo no miklandy nefa ataon'ny frantsay m........iny vao gaga.
Ny sasany izany aza moa dia mahavita mivarotra ny f... hihinana!!
TANDREMO FATSY MISY DADA SY NENY ATY RY GASY REHETRA ARY RAHANY SOLIDARITE GASY NO ANTENANAINAO DIA MODIA DIENY IZAO FATSY MISY IZANY!! NY EO AZA MIADY ANTRANO!!!



Amiko ny fomba fiteninao io dia tena masiaka ary tsy azo hiankihinanana.
55. Fiffi ( 11/02/2007 18:02)
masika izy satria anti-gasy......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2458