ny aty anie ry zareo tsy ohatran'ny any dago

21. Fiffi ( 20/01/2007 16:41)
ny ahy koa aloha tsy lazaiko eto eh ! :-D:-D
22. rurik ( 20/01/2007 17:41)
Fa inona angaha no nahazo an'bazylou ????noteren'ny olona hanampy ny sahirana dia tsy mahazaka angaha:roll::roll::roll:
23. xxx ( 20/01/2007 18:53)
bazylou:

fehiny tsy sahaza ny gasy ny mipetra aty raha mikasa ny hiklandy sy hanao livrera etsy sy eroa!! ary rehefa tsy matanty saoka aty dia aza tonga!!

Safidiny no mipetra any an-dafy,mahataty izy matoa mijanona, maninona no tsy roahina koa ireo sinoa sy karana eto amintsika raha izany.Aza manenjika fa lakalaka ny fiainana mety ny zanakao no hanambady ny iray amin'ireo tsy manana ttsy dia ahoana ngy!:^):^)

24. Fiffi ( 20/01/2007 19:09)
atsy ambadika atsy ny valiny......
25. mpindrana ( 20/01/2007 21:43)
bazylou>mahafinaritra be aloha fa hita hoe :deca ihany rabazy saingy tsy misy apoaka sy tsy misy aseho mihitsy na dia izany aza .Ary sao dia voatsindry tany ary rabazy dia aty no mialavokina nefa mbola sendra ny taolana ihany koa .
Tompona tournée za miresaka aminao ary miasa @ boite American anakiroa sy boite frantsay telo ,mpanao transport international,ary io tournée lazainao hoe :isaky ny @ 2 maraina io anie ka deca koa fa sao heverinao ,fa maizina toy ny hitanao sy ny saika nahavoa anao tany satria toa fantatrao izy izany e!.Efa nanao an'io koa izany ianao matoa mahalala sa sendra ny patron tsy manara-dalana .
Tsy tena vola raisiko tanteraka io teneniko io ,fa io no farany ambany ,tsy hireharehako izany fa ady ny fiainana aty an-tanin'olona aty ary ireo asa ataoko ireo ry bazy dia manaraka ny lalana daholo ,fa tsy araka ny eritreretinao azy !,sa hitady kandra aty amiko ianao fa misy marché vao hanaovako contrat @na societe iray izao any belzika any ary tsoriko fa mbola ambony lavitra noho ny sosy raisinao ny raisiny soferako @ io.Ka ahoana .
Aza anaovana vava be loatra ry bazy fa olona manara-dalana no aty ,fa tsy tampohany toa anao .Te hizesta be ianao sady te-hiseho hoe :aty an-dafy nefa tsy misy aseho sy tsy misy avoaka dia ny an'ny olona no anaovanao vava .
Tsy tiako fotsiny ny vava sy fanambaniana ny gasy mpiray tanindrazana toy izao ataonao izao .Tena sady mampalahelo no mahamenatra ilay toe-tsainao .
26. patrick2002 ( 21/01/2007 17:23)
Mpindrana: Aza tenenina eto ny revenu nao sao dia andefasany, ra bazyl inspecteur any hijery ny impot alohanao, mitandrema ihany @ olona ohatry ny Bazyl, fa ireny ilay mahavita maniraka police hisambotra izay gasy tsy misy paps.
27. xxx ( 22/01/2007 18:49)
bazylou:

sorena be ianareo satria nolazaiko teo ny marina an!!
IO NO IZY TOMPOKOLAHY SY TOMPOKOVAVY ISANY!!
Ilay izy koa anie tsy maintsy raisinareo hoe tsy fitiavana satria tsy manaiky mihitsyianareo raha tsy tonga aty e!!:lol::oops::lol:
Tsy maintsy aty daholo ny manao vakasy sy ny mifindra monina!! aty ihanyno takatra eo !!
Efa nolzaiko teo daholo ny zavatra aty ka inoan no tsy tianao!! Tongava dia mijery sy mamakafaka ary e!! fa raa matanty saoka dia midira!!!
Ny atsy tsy hisy hitsetra anao eo na SDF matory any anaty metro na ambany tetezana aza ianao!!
de nanin ary bazylou no tsy nody any madagasikara fa in ny mbola hijanonanao aty? :-D:-D:-D


28. xxx ( 22/01/2007 19:20)
ra bazyl angamba polisy?
29. xxx ( 22/01/2007 21:49)
tsy maninona ra bazyl na polisy fa tsy misy matahotra azy eto fa manana taratasy daholo ny gasy eto frantsa sy ato @ serasera
30. xxx ( 25/01/2007 14:58)
zao no izy ra-bazy an! aza mirediredy eh! sa enao efa mideprime eh! matoa ny olona tonga aty mahita atao foana fa tsy anao zany ! enao io indrindra no mbola ho tratran'ny patsa ray tsy omby vava! ny anao ary mianatra nen'ny olona papier nationalité et alors , mandeha mody, sao vita ny fianarana koa hoe hiclande! za mintsy no hanaramaso anao haiko tsara anie enao eh!
31. vale ( 28/01/2007 13:33)
njay nenao,:lol: hihihihihihi
32. niryna ( 29/01/2007 02:14)
xxx:

zao no izy ra-bazy an! aza mirediredy eh! sa enao efa mideprime eh! matoa ny olona tonga aty mahita atao foana fa tsy anao zany ! enao io indrindra no mbola ho tratran'ny patsa ray tsy omby vava! ny anao ary mianatra nen'ny olona papier nationalité et alors , mandeha mody, sao vita ny fianarana koa hoe hiclande! za mintsy no hanaramaso anao haiko tsara anie enao eh!

Tena mirefotra mihitsy ny basinao izany na dia mbola tsy mipoaka aza:lol::lol:

33. fijo ( 02/02/2007 10:52)
fa ngaha moa ny manao livraison fahotana e???????toa maro ny namana manaratsy ny olona manao an'io nefa iza ny mpianatra lahy tsy nanao an'io taty?????
34. mbaliana ( 02/02/2007 12:39)
aleo ny olona hanao experience e... bdb ny olona hoe hita nanenina kely ny nifindrany taty ivelany fa samy mikaroka mitady ny vahaolany e, tsy ny fahakiviana no atao mibahana ao an-doha... sady tsy misy koa ny tena lafatra e.. samy mionona ny anjarany...na ho ela na ho haingana anie, na any Dago aza, tsy maintsy miatrika ny tena fiainana ny olona tsirairay fa i dada sy neny akory tsy ho eo mandrakizay hiantoka ny fiainanao...
35. fijo ( 02/02/2007 22:48)
izay mihintsy,io samy mitady izay mety aminy
36. mbaliana ( 04/02/2007 22:20)
tsy hita intsony i bazylou
37. Fiffi ( 05/02/2007 12:54)
fa zao fotsiny eh ! mahafantatra ny hataon'ireo olona ireo ka tsy an'i bazylou na an'ny hafa no tokony hilaza zay zavatra tokony hataony ! ary matoa ry zareo mbola aty foana de mandeha tsara zany ny fiainany ka aiza ny olana ?
38. xxx ( 06/02/2007 06:51)
Mitarika ny olona tsy hisondrotra izany fa tonga dia tsatsoana.Tandremo sao mankaty fa maty aty ianareo.Koa maninona ianao no mbola mijanona any ihany fa tsy mody
39. niryna ( 06/02/2007 17:22)
Avelao izy ho avy mba ahita ny tena marina.Tsy misy mangidy tsy andramana
40. Fiffi ( 06/02/2007 23:22)
xxx:
Tandremo sao mankaty fa maty aty ianareo.
fa maty ahoana eh ? :roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4247