ny aty anie ry zareo tsy ohatran'ny any dago

1. bazylou ( 19/01/2007 21:36)
ka hoe hitsoaka atsy aho fa tsy nomen'ny vadiko na vola na koa hoe andeha hitsoaka fa tsy mety mahita asa!! izay manao ihany no mahazo aty!! ary izay metitika fotsiny hoe hahazo saosy be fa aty andafy dia andana miverina dieny izao na amboary dieny izao ny fisainana fa tsy ho tafavoaka aty na 100 aty aza!!
Feno ny gasy ny mba te hizity hoe hio aty andafy nefa vao tonga herinandro dia mihinana daholo!! avy eo dia mamono eritreritra fotsinyhoe mahantra aho dia mila ravin-ahitra aty dia manao izatsy sy zaroa hahazoana vola.
Ny gasy dia olona fetsifetsy kamolahy izay!! ary tsy mety mino raha tsy efa tratran'ny ankodimirana aty!! Hany ka mihazakazaka ny ho aty daholo na kely na lehibe, nefa rehefa tonga aty ,tssssss TA 1 daholo!! Amin'izay eto france daholo no miklandy nefa ataon'ny frantsay m........iny vao gaga.
Ny sasany izany aza moa dia mahavita mivarotra ny f... hihinana!!
TANDREMO FATSY MISY DADA SY NENY ATY RY GASY REHETRA ARY RAHANY SOLIDARITE GASY NO ANTENANAINAO DIA MODIA DIENY IZAO FATSY MISY IZANY!! NY EO AZA MIADY ANTRANO!!!
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 18:02
2. Fiffi ( 19/01/2007 21:56)
Mafy zany tsy fitiavan'i bazylou ny gasy mpiray tanindrazana azy zany an ! tena zany no hatao hoe "pas de pitié" ve satria nareo nahavita ny fiainanareo sy manana ?
3. bilakarenjy ( 19/01/2007 22:30)
misy fetrany koa anie ry bazylou ny hijanonanao aty fa sao ianao mihevitra ny ho vazaha aty ary indrindra raha mpianatra ianao dia efa miomana koa fa tsy maintsy mody ary efa omano dieny izao ny atao any Dago izay lazainao fa tsy misy asa .Fohy loatra ilay fisainanao ka lasa toy (.........) entin-driaka be ilay dinika arosonao ,ka tenanao ihany no teneninao .
4. andry08 ( 19/01/2007 22:30)
Tsy dia azoko loatra hoe ho an'iza ireo tenenin' bazylou ireo, fa nisy inona kay e!
5. patrick2002 ( 19/01/2007 22:32)
Ny ahy aloha ra Bazyl dia hitako fa mbola betsaka ny Gasy ,tokony hipetraka aty andafy fa tsy mendrika azy ny fiainana ao Dago. Fa hitako lasa kokoa izy raha aty andafy aty.
6. kelly13 ( 19/01/2007 23:07)
gasyophobe mintsy enao ty ry bazylou ka marina mafy!
7. niryna ( 20/01/2007 00:47)
bazylou:

ka hoe hitsoaka atsy aho fa tsy nomen'ny vadiko na vola na koa hoe andeha hitsoaka fa tsy mety mahita asa!! izay manao ihany no mahazo aty!! ary izay metitika fotsiny hoe hahazo saosy be fa aty andafy dia andana miverina dieny izao na amboary dieny izao ny fisainana fa tsy ho tafavoaka aty na 100 aty aza!!
Feno ny gasy ny mba te hizity hoe hio aty andafy nefa vao tonga herinandro dia mihinana daholo!! avy eo dia mamono eritreritra fotsinyhoe mahantra aho dia mila ravin-ahitra aty dia manao izatsy sy zaroa hahazoana vola.
Ny gasy dia olona fetsifetsy kamolahy izay!! ary tsy mety mino raha tsy efa tratran'ny ankodimirana aty!! Hany ka mihazakazaka ny ho aty daholo na kely na lehibe, nefa rehefa tonga aty ,tssssss TA 1 daholo!! Amin'izay eto france daholo no miklandy nefa ataon'ny frantsay m........iny vao gaga.
Ny sasany izany aza moa dia mahavita mivarotra ny f... hihinana!!
TANDREMO FATSY MISY DADA SY NENY ATY RY GASY REHETRA ARY RAHANY SOLIDARITE GASY NO ANTENANAINAO DIA MODIA DIENY IZAO FATSY MISY IZANY!! NY EO AZA MIADY ANTRANO!!!


Manindrona olona be ny fiteninao,misy ny olona tsy mahazaka izany:(:(:(.toy ireny mitady ravin'ahitra ireny,midina any ambanivohitra na renivohitra,na any amin'ny province,rehefa mety ny ataony dia avelao izy.Toa takany tsy andray olona ianao izany k'ty8-)
8. bazylou ( 20/01/2007 01:29)
sorena be ianareo satria nolazaiko teo ny marina an!!
IO NO IZY TOMPOKOLAHY SY TOMPOKOVAVY ISANY!!
Ilay izy koa anie tsy maintsy raisinareo hoe tsy fitiavana satria tsy manaiky mihitsyianareo raha tsy tonga aty e!!:lol::oops::lol:
Tsy maintsy aty daholo ny manao vakasy sy ny mifindra monina!! aty ihanyno takatra eo !!
Efa nolzaiko teo daholo ny zavatra aty ka inoan no tsy tianao!! Tongava dia mijery sy mamakafaka ary e!! fa raa matanty saoka dia midira!!!
Ny atsy tsy hisy hitsetra anao eo na SDF matory any anaty metro na ambany tetezana aza ianao!!
9. bazylou ( 20/01/2007 01:32)
fehiny tsy sahaza ny gasy ny mipetra aty raha mikasa ny hiklandy sy hanao livrera etsy sy eroa!! ary rehefa tsy matanty saoka aty dia aza tonga!!
10. Fiffi ( 20/01/2007 06:56)
ianao aza aty koh ka inona no hidéliréna tahaka zao ?
11. mpindrana ( 20/01/2007 07:07)
aleo ary hifampitsako kely isika mitsamy ry bazylou :
Za miresaka aminao izao no mpanao livraison ary mandray 5000 euros en plus ,koa raha ambanin'io ny karama raisinao dia akombony aloha ny vava fa mbola mitovy @ miklandy sy mikafiry asa ianao ,vao izay aloha ny resahiko ,fa raha mbola avo vava eo dia apokako @ resaka tsy zakan'ny lohanareo sady misy kofa afaka hifampitsako aminareo tsara aty .
12. Fiffi ( 20/01/2007 07:39)
kay ! kay ! kay ! aleo aloha haka pilasy ! zay ny anao rabazyl !
13. booboo ( 20/01/2007 13:12)
Bazylou > dé maninona e ? tsy mampahita tory anao zany sa tsy mampazoto homana anao sa maninona ? efa fantatra fa tsy hanampy an-dreo enao sns dia inona no mbola hitabataba eo inona ? ^^^^^^
14. Fiffi ( 20/01/2007 13:43)
zany ange hoa an ! :{
15. bazylou ( 20/01/2007 14:23)
amboninn'y inona aloha ilay izy e!!:lol::lol: dia hifampitsako inona!! tsssss
Tsy hilaza izay azoko isam bolana sy izatsy sy zaroa azok aho fa raha izany ve!! tsss ilay 5000e ambiny angamba au noir ohatr'ilay livraison isaky ny amin'ny 2 ora maraina ihany!! tandremoary sao tratra ry klandy fa mandha izy ity an!!
Mazava ho azy fa mandray 5000e ianao satria tsy deklare ry tsamy ann!! fa raha ny ara dalana izao tsy mandray 2000e akory ny mpilivra!!tssss
Tony izany le bandy mirepla sy miklandy aty fa hoe milivra dia mahazo saosy an!!
TANDREMO SAO TRATRA FOTSINY E!!
16. Fiffi ( 20/01/2007 14:25)
milay kosa ange raha mandray 5000€ izy eh !
17. bazylou ( 20/01/2007 15:31)
reny ilay faly mandray fotsiny nefa tsy mahalala ny zavatra ataony!!dia avy eo mizity etsa sy eroa fa hoe milay hono tssssss!!
TANDREMO FOTSINY HO AHO SAO TRATRA FA MANARAKA NY POLISY EO NOHO EO , tsy misy indra fo io!!!:lol:
Ny akanjo nanaovanao livraison ihany no entinao mody !!
18. booboo ( 20/01/2007 15:33)
dé maninona kay e ?
19. Fiffi ( 20/01/2007 15:40)
ngamba tsy 5000€ ny karaman'i bazylou hihihihhi nefa niakatra indray zao ny smig an ! :-D:-D
20. bazylou ( 20/01/2007 16:31)
ny anay aloha tsy asa maizina ohatrany azy e!! sady izaho koa tsy hilaza izay azoko isan'andro eto !!:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8807