Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao

41. cutie ( 30/01/2007 19:47)
indry ve aloha Kristiana sa tsia e?

eny= satria za mino fa misy Atra
tsia= satria za mbola tsy mahatanteraka feno le we tena atao we kristiana :lol:
42. Zina ( 30/01/2007 20:05)
eny= satria za mino fa misy Atra
tsia= satria za mbola tsy mahatanteraka feno le we tena atao we kristiana


marina mihitsy ny andry .Tsy mbola misy mahatanteraka ny tena oe kristiana fa mihezaka no afaka ataon-tsika... :-*

ka izao anie aky e .. rehefa mba misy zzavatra mba fantan-njy dia lazaina eto anie... dikan'izany tsy oe araho io...fa antsika ny mamaky izay lazain'ilay manome hevitra, dia eritreretana...
Tazomina raha ita fa tsara dia arina raha ita fa ratsy amin-tsika ilay teny...
43. cutie ( 31/01/2007 01:56)
Tazomina raha ita fa tsara dia arina raha ita fa ratsy amin-tsika ilay teny...

zay zany :lol:
44. Zina ( 31/01/2007 03:20)
:wink:
45. prime ( 31/01/2007 11:37)
"Fa hoy Agripa tamin'i Paoly: Hay! ataonao fa mora toy izany no hampanekenao ahy ho Kristiana." Asan'ny Apostoly 26:28

Io no teny tokana ao amin'ny soratra masina manambara ny hoe "kristiana"... ny antokon'olona mpanara-dia an'i Paoly Apostoly, mpitory an'i Kristy, noheverina ho adala, noheverina ho very saina, ary nogadraina, nampijaliana, notevatevaina, novetavetaina, novonoina, andevo, ka natao ho fialam-boly tao Rôma ny famiraviràna azy...

Enjehina noho ny fahamarinana... fa hoy indrindra Kristy :
"Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan'ny lanitra." Matio 5:10...
46. xxx ( 31/01/2007 11:44)
:roll::?::?:
47. prime ( 01/02/2007 08:26)
xxx> :-D:-D:-D... inona no mahagaga anao?... ka tsy hoe inona no atao hoe Kristiana no fakafakaina eto?... :lol:

Efa vita faminaniana hatrany am-boalohany fa hijaly izay milaza tena ho Kristiana ka mahagaga ve izany?...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8736