Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
21. niryna
(
20/01/2007 05:27)
Fiffi:
Inona no hinoantsika ary maninona isika no mino?tondé valio aloha ny fanontaniana napetrakao...
Aiza izany no tena fipetraky ny maha-kristianina ny kristianina satria toa izay noteneniny toa tsy nisy nanantanteraka daholo ?raha ianao no tsy nanantanteraka ny zavatra nolazain'Jesoa , aza hatao hoe "TOA TSY NISY NANANTANTERAKA DAHOLO"kanefa dia samy midradradradra ho kristiana daholomanafitohana indraindray ny zavatra lazainao....raha ny andinin'ny baiboly no hitondrako azy dia angamba tsy hitsara aho.nefa de nataonao zany !!!
Ary toa tezitra be fiffi.Mahatsiaro tena ho voadona angaha,mianara mamaky baiboly amin'izay dia ampiaro amin'ny fiainanao fa ho hitanao ny tena atao hoe fiainana ao amin'ny kristy. Maninona ianao no tafitohana,mamela ahy ary tafitoana ny teniko ianao,izaho koa mamela anao amin'ny foko tanteraka mitsaratsara ahy.Afaka manontany izay zavatra tiany sy manitikitika azy ato ny olona fa tsy voatery hanenjika isa ianao ka hanome fahatezerana anao amin'ny tsy misy dikany.Izany aky ry fiffi a :P:P
22. niryna
(
20/01/2007 05:29)
xxx:
Amiko dia tsy toa anao ry niryna an!
Mivoaha tao amin'i XXX tao fa tsy maninona,ahoana no hamelako anao tsy fantatr'Atra izany XXX izany fa tena bobaka be izy tato ato kou=))=))=))=))
23. niryna
(
20/01/2007 05:30)
Zina:
Isika olombelona dia teraka tao @ fahotana, ny baiboly dia mampirisika antsika mba tsy hanadino an'Andriamanitra ary mangataka antsika mba hanaraka an'i Jesosy... Amiko dia ilay oe TENA Kristiana dia tsy misy - fa MIHEZAKA isan'andro isa minitra isa-tsagondra isika ny hanakaiky an'i Jesosy, ny hanaiky azy ao ho ao am-potsika mba tsy hidiran'ny satana izay mampirebireby antsika @ fiainana ankehitriny amin;ny alalan'ny famakiana ny baiboly miaraka aminy fivavahana...ny Manaradia an;i Kristy dia mila finiavana betsaka mihitsy...
Misaotra betsaka aky ry Zina.(l)(l)(l)
25. niryna
(
20/01/2007 05:35)
Zina:
Tena mbola sarotra be @ olombelona mihitsy ny atao oe Kristiana raha io lazain'i xxx io....
Izay no mahatonga antsika handinika azy ry Zina.Ho maro no ho avy amin'ny anarako hoy Izy ary hanao fahagagana maro kanefa tsy izay rehetra miantso hoe tompoko no tena manao ny asany.koa enga anie ka hanana fo hitia(l) antsika rehetra izy.:lol:
26. niryna
(
23/01/2007 07:29)
Ny tena atao hoe kristiana " true Christian" dia izay teny avoakan'ny vavany,na ianao miaraka amin'Atra na ianao mankahala ny tenininy.Koa aza manaiky ataon'ny satana ho tohatra fiakarana ianao. Ny fiteny,ny fihetsika,ny fiakanjoana ireo dia azo tarafany ny maha-kristiana.:(:(
Jaona 14:13 "ary na inona na inona no angatahinareo amin'ny anaraka dia hataoko izany ,mba hankalazany ny ray eo amin'ny zanaka." Tsy niteny mihitsy izy hoe mankanesa any amin'ny olona efa maty raha hitady zavatra aty amiko.Tsy afaka hiambina ny tenanao mihitsy izany ny hafa afatsy jesosy sy Atra IRERY IHANY.
1Tim 2:5 "Fa iray no Atra ay iray no mpanalalana amin'Atra sy ny olona dia Kristy Jesosy.Izay olona sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra"
Tsy misy olon-kafa mpanelanelana an'Atra sy isika afatsy Jesosy irery ihany.Mazava aminao amin'izay.
Izay voa hafafy ihany no jinjaina.

27. prime
(
24/01/2007 11:51)
niryna:
Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
...=izay manana ny fahazavĂ na dia ny Teny velona, ilay Andriamanitra tonga nofo ka nantsoina hoe "Mesia"...
28. niryna
(
28/01/2007 07:16)
Misaotra cutie a.Aoka isika samy hivavaka mba homen'Atra ny herin'ny fanahy masina hanazava antsika ny teniny,sy ampiasa izany teny izany amin'ny fiainantsika rehetra.Ho azy irery ihany anie ny dera sy laza ary ny voninahitra rehetra ety an-tany ka hatrany an-danitra.^:^^:^^:^
29. cutie
(
29/01/2007 03:54)
xxx [ Valio ] 19-01-2007 19:30:15
Lohateny : Re : Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
Ny atao hoe Kristianina dia tsotra, mimenomenona etsy sy eroa amin'ny ataon'ny hafa fa tsy mijery izay ataon'ny tena, ary tsy mihaino na mamaky izay tenenin'ny hafa efa satria efa masina be ny tena ary tsy mety diso, moa ny hafa misy devoly daholo. de izay tsotra kely
Hatrizay tsy nanao xxx za kle
:-D:-D:-D:-D
right wing freako kristian reny ka:-D
31. Zina
(
29/01/2007 22:41)
right wing freako kristian reny ka
fa ahona ry cuite misy left wing ko angaha? hihihihi
indry ve aloha Kristiana sa tsia e?
32. cutie
(
29/01/2007 23:38)
: Zina [ Valio ] 29-01-2007 23:38:45
Lohateny : Re : Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
tsy misy afa tsy io mantsy no zavatra hain-njy miteny an
ka io ny definition an'reny ka :-D
35. prime
(
30/01/2007 11:34)
Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao... = izay sahy miteny toy ny Apostoly Paoly nanao hoe :
"Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy." Galatiana 2:20
36. ndrena
(
30/01/2007 12:26)
Ny kristiana dia ny mpanaradia an'i Kristy na @ saina na @ hevitra na @ fitondrantena,@ izay rehetra ato mihintsy e!Koa raha vao tsy mifanaraka @ sitrapon'i Kristy dia efa tsy izy izay ka mila manitsy ny diany.
37. Zina
(
30/01/2007 18:21)
cutie [ Valio ] 30-01-2007 00:40:15
Lohateny : Re : Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
Voalaza teo :
indry ve aloha Kristiana sa tsia e?
efa novaliako io
nga tsy tadidy
aiza? tsy itako .... atoroy aho oe?
38. Zina
(
30/01/2007 18:22)
ndrena [ Valio ] 30-01-2007 13:26:03
Lohateny : Re : Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
Ny kristiana dia ny mpanaradia an'i Kristy na @ saina na @ hevitra na @ fitondrantena,@ izay rehetra ato mihintsy e!Koa raha vao tsy mifanaraka @ sitrapon'i Kristy dia efa tsy izy izay ka mila manitsy ny diany.
zany mihitsy lesy a
40. Zina
(
30/01/2007 19:24)
mahadiso angaha retsy hihihih
zao aky no saika ho lazaiko andry a...
raha Kristiana njy dia ao anatin'ny io ko
fa fantatro indry fa tsy hiteny mihitsy hihihihi
zao aky no saika ho lazaiko andry a...
raha Kristiana njy dia ao anatin'ny io ko
right wing freako kristian reny ka
fa fantatro indry fa tsy hiteny mihitsy hihihihi