fa maninona kay no mikiakiaka ny sipa e?

1. xxx ( 11/01/2007 13:00)
Ny mbola tsy azoko mandrak'ity ny androany dia maninona no mamoaka feo ny sipa na misento loatra rehefa manao fitiavana?Marary ve?Hoy aho hoe tsy de izay loatra !Ankafiziny ve ?hoy indray aho hoe dia arahim-peo ve nefa samy mankafy na ny bandy na ny sipa!Niniako tsy natao any @resa-behivavy izy ity fa sao dia tezitra eo ny andriambavilanitra nefa afaka mandray anjara nareo ,fa maninona e!!!????annnnn????
novalian'i apache ny 14/04/2007 06:19
2. fasaly ( 11/01/2007 13:06)
kiaka natoraly io e! izany no atao hoe kiaka-pahasambarana .....tsy foronina fa lasa ho azy:°)
fangah i xxx tsy mba mamoaka feo na mitrena:-D
3. ronaldo09 ( 11/01/2007 13:19)
mitrena hono::-D:-D:-D:-D:-D Aoka ry fasaly a!:-D:-Dmitrena hono:-D:-D:-D sao dia mba misy vocabulaire hafa kosa:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. fasaly ( 11/01/2007 13:22)
:-D:-D:-D:-Dio no mahafaoka anlay tiko lazaina koa!:oops: tsy hitko zay vocb. hafa ilazàna azy:-D:-D kou otran'ny mitrena izany anie e!
5. xxx ( 11/01/2007 13:24)
tsy matsiro raha mikaly ts'isy feo izany.Aiza de hangina be toy ny diabetika misotro dite tsisy siramamy:-D
6. fasaly ( 11/01/2007 13:26)
mimontsina be eo fotsiny ve dia tsy hita hoe faly na tezitra f de mimontsina tsy mamaoka feo:-D:-D:-D:-D na dia bitsika mangina tsy misy:-D:-D:-D
7. xxx ( 11/01/2007 13:53)
mihina-boandro sy mamono moka hoy rizalà izay. Ny tena mamovokovoka le sipa toy ny tsy mahare inona akory:-D
8. fasaly ( 11/01/2007 14:31)
:-D:-D:-D:-D fa in no antony ilazan'i xxx hoe otran'ny tsy mhare inona ilay sipa kou nareo kosa angamba tsy mamoaka feo:-D
9. xxx ( 11/01/2007 14:38)
misy tokoa sipa frigide toy ny adidy fotsiny ny fanaovany an'io fitiavana io
10. fasaly ( 11/01/2007 14:40)
devoir izany ny tinao lazaina! ka izay no mahatonga ny lahilahy maka vevavy hafa anie e! tsy hoe mampirfirafy am tsy antony ny lahy na ny vavy fa misy antony fona:°)
11. xxx ( 11/01/2007 15:01)
le mikikiaka b manao sena b ireny koa amiko manao devoir.
fa ts mety ny mampirafy fa aleo mifampikitikitika mitady vaholana eny raha miseho izany
12. Fiffi ( 11/01/2007 15:54)
oh ! ry zareo an ! fa nga io azo hatao hoe andeha zah tsy hanokatra vava de zay ? zavatra natorely be io koh ! mandeha ho azy io eh !
13. fasaly ( 11/01/2007 16:00)
xxx:

le mikikiaka b manao sena b ireny koa amiko manao devoir.
fa ts mety ny mampirafy fa aleo mifampikitikitika mitady vaholana eny raha miseho izany


misy lou lay kiaka amboarina e! fa matoa izy manao anzany dia mba handrehetany anlay partenerany hankafy kokoa ilay fiarahana fa aza tao hoe kobo raha manao kiaka tsy natoraly :-D:-D:-D:-D

xxx: aza mba tratra an'ilay resaka fampirafesana momba io ihany ianao fa misy io matoa aho milaza izany ka! na hiteny aza enao hoe tsy vaha olana izany, ekena fa indrisy zava misy izany ka aza tratrany ihany...


14. xxx ( 11/01/2007 16:12)
aleo aza tsy vahako ny olana fa hangina amin'izay aho maitressy a:-D
15. fasaly ( 11/01/2007 16:19)
xxx:

aleo aza tsy vahako ny olana fa hangina amin'izay aho maitressy a:-D

:roll::roll::roll:tsy azo!!!!!:roll::wink::-D

16. booboo ( 11/01/2007 16:48)
:-D:-D
17. ronaldo09 ( 15/01/2007 09:57)
Indraindray le izy tsy natoraly fa tena iniana atao ry zalahy a!Misy sipa avy any Mongolie izay iray foyer sady iray etage aminay fa rehefa manao ny ataony izy sy ilay bandy dia maheno daholo ny foyer manontolo!Te hanontany azy aho ...saingy ...hotry ny tsy mety izany de.....
18. poupousa ( 16/01/2007 09:47)
fa misy koa ange couple rehefa manao de tsy voatery mikikiaka fa miresaka koa e! tsy hoe akory miresaka ny laoka na inona fa miresaka fitiavana be, mifanontany raha mahafa-po le fanaovan'azy,ny position tiana atao, sns...
za alo mahita fy am zany koa e!
19. Favory ( 18/01/2007 06:28)
Rehefa maninona aloha izany satria betsaka ny cas mety hitranga8)
20. fasaly ( 18/01/2007 07:01)
ronaldo: raha kiaka natoraly dia tena tsara fa raha tsy natoraly ilay kiaka fa atao tsy kobo de tsara koa:°):-D

poupousa: marina be izany ka! lay mifampibitsibitsika manontany iny! ny resaka tarokatra aza hoe mifanompa:wink::-D

favory: rehefa manadio trano re io a!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3731