fa maninona kay no mikiakiaka ny sipa e?

21. tsimatimanota ( 18/01/2007 11:10)
"mais on ne parle pas à la Bouche pleine"
22. fasaly ( 18/01/2007 11:56)
:roll::roll::roll::roll:
23. jhouhlambout ( 19/01/2007 00:40)
:-D
24. Aino ( 19/01/2007 19:08)
aleo aloha mamaky sy mijery hevitra fotsony!!:lol:

izaho efa tratrany tsy mahita tory @ilay kiaka nataony ny tao @hevitr'ila t@ nande nanao vacs hoe mba mialamindamina any fa tsy tahaka ny eo @ville kay tao vao maika indray aza tsy nahita tory na dia efa notapenana aza ny sofina fa ilay kiala anefitra hila miaka diso mafy laotra.
25. fiderana ( 23/01/2007 10:38)
amin'ireny dia izao no hataovy, dodomina ny varavarana, dia valiny roa no andrasana ,
1/ na somary mangingina ny fivoakan'ny feon'ilay olona ao.
2/ na manao hoe mandrosoa izy,

raha izaho aloha ny teo amin'ny toeranao t@ izay dia ilay mandrosoa hiaraka no mety amiko ê!:lol:

fa ny claxon anie maneno be koa rehefa voatendry tsara ê!.
26. kanto10 ( 29/01/2007 15:47)
tay be ary za de feran'lay vadiko mihintsy tsy hanao anzao sy zao nefa mety vao maika zany milay raha asiana feo io zavatra io an
27. henrie ( 31/01/2007 13:07)
fasaly:

kiaka natoraly io e! izany no atao hoe kiaka-pahasambarana .....tsy foronina fa lasa ho azy:°)
fangah i xxx tsy mba mamoaka feo na mitrena:-D

:-D:-D:-D:-D:-D eny woa ry fasaly nga hono izy tsy mba mamoka feo za alou mioraka b mhts eh :-D:-D:-D horaka fahasambarana , ohatry ny hoe ny liberer zv izany eh , naturel fa tsy woe fanahinina

28. hertix ( 04/02/2007 16:18)
tena milay kosa aloha ilay maheno ilay kiakiakam-pahasambarana ataon'ny vehivavy rehefa eo e! Tena fier mihitsy ilay bandy hoe tsy izy irery izany no mahazo tsirony!!!
29. ratsikitsiky ( 18/02/2007 11:12)
iny l mba everin f mampilatsaka aingana ny an l lhl ngamba:-D:-D:-D:-D:-D
30. mpitsabo ( 21/02/2007 10:17)
fasaly:

devoir izany ny tinao lazaina! ka izay no mahatonga ny lahilahy maka vevavy hafa anie e! tsy hoe mampirfirafy am tsy antony ny lahy na ny vavy fa misy antony fona:°)

Tena sensé ny lazainao ry fasaly !

31. volatil ( 19/03/2007 16:31)
fika iny @zay vety2 d tonga ngamba:-D:-D:-D:-D:-D
32. apache ( 14/04/2007 06:19)
xxx:

Ny mbola tsy azoko mandrak'ity ny androany dia maninona no mamoaka feo ny sipa na misento loatra rehefa manao fitiavana?Marary ve?Hoy aho hoe tsy de izay loatra !Ankafiziny ve ?hoy indray aho hoe dia arahim-peo ve nefa samy mankafy na ny bandy na ny sipa!Niniako tsy natao any @resa-behivavy izy ity fa sao dia tezitra eo ny andriambavilanitra nefa afaka mandray anjara nareo ,fa maninona e!!!????annnnn????

Ka ny lehilahy indray ary ve no hikiakiaka eh?!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1655