ho anareo zay efa nanandrana:iza no matsiro kokoa?

61. fasaly ( 15/01/2007 13:07)
ronaldo: bandy less zà fa taiza elà no tsy nahalala an'izany a! fa angah zà otran'ny sipa refa miresaka klé:^):^):^)
62. lapino ( 15/01/2007 13:39)
:-D:-D:-D
63. simplex ( 15/01/2007 16:15)
fasaly:
ronaldo: bandy less zà fa taiza elà no tsy nahalala an'izany a! fa angah zà otran'ny sipa refa miresaka klé :^):^):^)

booboo tary ambadika tary:
nampiditra inn Fasaly t@ minuit dia nanala inona ? hihihihihihihi :°)

:°)
64. fasaly ( 15/01/2007 19:56)
simplex: bandy less zany mampiditra sy manàla zany a!:-P:-w
65. bibioul ( 16/01/2007 12:44)
nisy fotoana alou nanandramana thailandaise tena vrai fa tsy de tsara saingy tena manao ny retraretra sady tsy menatra mihintsy, marihiko fat tsy novidina izy io, sao laisany mihevitra fa tena nikôtina fa ny première nuit tonga d toy ny @ film ireny!!fa ny manao tout court alou tsy de tena tsara tamikou e, fa ny ambouny!!!!!averikou indray toy ny @ film.
66. kelly13 ( 16/01/2007 13:04)
bibioul :-w:-w:-w:-w taiza sy iz zany????? =))=))
67. pissoa ( 16/01/2007 20:58)
simp :-D:-D:-D
68. tsimatimanota ( 18/01/2007 11:24)
ny anay gasy fotsy matsiro tsara ery
69. xxx ( 19/01/2007 21:37)
lava le resaka an ;fa ny tena fahenoko de ity ,ny sipa gasy hono de miandry mahazo fa tsy mba sahirana ,fa ra-sipa vahiny de mila mihodikodina ianareo ,ka tsy zakan'ny tsena e
70. fasaly ( 20/01/2007 14:16)
xxx: ny fahenonao izany fa tsy voamarina akory! aiza indray no hisy sipa hiandry mahazo fotsiny amzao andro sarotra izao leretsy:roll::°)
71. naughtyboy ( 20/01/2007 20:17)
O ry zalah a samy manana ny tsirony daoly io sy ny mahatsara azy fa tsy azo ampitovina ,ohatra ra tsara ve zao ny croissant de ho lazaiko fa matsiro noho ny mofo gasy na ramanonaka de avy eo samy manana ny tiany zay tsy azo iadinkevitra .
72. fasaly ( 21/01/2007 19:15)
ny gout sy ny kolera tsy hiadiankevitra hono e! samy mankafy zé tiny sy ny tandrifiny:wink: sa ahoana ry naughtyboy;-):-*
73. xxx ( 22/01/2007 13:13)
Araka ny hevitra rehetra nandeha teto zany di hita fa ny 35% no miteny hoe ny mainty no matsiro ,ny 22% nilaza fa mitovy !Dia zay lazain'ny besinimaro zany no ekena dia ny mainty zany no matsiro
74. naughtyboy ( 22/01/2007 13:31)
Iee masaka mintsy zany kozinjy zany ry fasaly a.
75. henrie ( 31/01/2007 13:15)
TSY MISY OHATRY NY GASY IHANY EH , AO DAHOLO NY EPICE REHETRA TADIAVINA , AZA MAKA LAVITRA ZANY , ZANY RY ZALAHY AN , MANENINA ANY NAREO FA ATAOVY ANIE EH :wink::wink:
76. kama ( 08/02/2007 07:02)
O ry ronaldo 09 a! ahoana indray letsy izany fanontaniana izany a? ny hoe iza no matsiro ny mainty sa ny fotsy? Tsy misy hoe mainty no matsiro kokoa no ny fotsy fa araka ny métabolisme ny tsiraray ihany io e,hazavaiko kely ny olona tsirairay avy dia tia manandrana koa raha toa ka olona tsy mitovy firazanana amin'ny dia heverina fa matsiro, ny cerveau no manome io baiko io, raha hay nao anie ny vehivavy tsara ny manome fahafinaretana ho an'ny lehilahy,dia toraka izany koa ny lehilahy, dia matsiro foana io na fotsy io na mainty, ary ny hoe ny vazaha mitia mainty dia resaka principe fotsiny io satria ny mainty dia amin'ny vazaha dia manana ny atao hoe fidélité,efa leo ny fomba tandrefana ry zareo,sao dia kosa ary ianareo manao ohatry akoho e? avy hatrany dia mitaingina, koa io no antony maha tonga ny vehivavy sasany somary mangatsiaka rehefa manao firaisana, na koa maha tonga azy andeha any amin'ny hafa satri hitany tany amin'ny hafa ilay tsy azony teo amin'ny ilay namany miaraka aminy andavan'andro :o:o:o:o

77. xxx ( 08/02/2007 17:19)
ny vazaha!
78. naughtyboy ( 09/02/2007 00:25)
tsy voateru ho vazaha fa miankina @ oe inn no tsiro ilainao sy ilainy le oul aminao ngamba..
79. volatil ( 19/03/2007 16:48)
ny karana vavy tsa tia gasy na olna tsa mtov karazana @ny ono
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2477