ho anareo zay efa nanandrana:iza no matsiro kokoa?
41. pissoa
(
10/01/2007 19:02)
bitso be loha no amidin'io raha mivarotra :-P:-D
Lap, mba hampazoto an'i fasaly hamaky no nifidianako an'io farany io teo an :-*:-D
Lap, mba hampazoto an'i fasaly hamaky no nifidianako an'io farany io teo an :-*:-D
42. fasaly
(
10/01/2007 19:03)
lapino: misaotra fa hitako:wink::°)
fa somary nametraka kaomantera aho fa rehefa hovakiko tsy hita teo fa angamba aho tsy maintsy miditra mintsy aloha fa ilay jereo eto fotsiny mantsy no nanokafako ilay blogy
azfd fa mbola aoro sizé zà an!;-):°)

43. fasaly
(
10/01/2007 19:06)
pissoa::-D:-D:-D:-Dary tena nety lay fika fa najary nanaokatra ilay blogy aho hamakiko azy:-D:-D:-D
f iny eo ihany fa resa be fotsiny kou ilay hoe ny mena sa ny fotsy sa ny maintsy na fotsy no matsiro fa rehefa samy tojo ny henany eo dol ny tsirairay dia samy tia sy mankafy ampitiavana be ny henany eo daholo, ka tsy marina ve izany:wink:

45. Ankazomanga
(
11/01/2007 08:12)
Tsy misy matsiro nohon'ny sipa gasy leitsy a. Ny sipa fotsy no tena tsy milay sady matsatso be ny ranony. Ny sipa mavo indray gaigy raha hampirevy; tena mahay ry zareo.
Fa marina aloha fa ny karana koa matsiro an.
Fa marina aloha fa ny karana koa matsiro an.
46. Fiffi
(
11/01/2007 08:26)
Ankazomanga:zany ange hoa eh ! gasy ka milay eeeeee !!!
Tsy misy matsiro nohon'ny sipa gasy leitsy a.
49. fasaly
(
11/01/2007 12:28)
Ankazomanga:
Tsy misy matsiro nohon'ny sipa gasy leitsy a. Ny sipa fotsy no tena tsy milay sady matsatso be ny ranony. Ny sipa mavo indray gaigy raha hampirevy; tena mahay ry zareo.
Fa marina aloha fa ny karana koa matsiro an.
ié ny sipa mavo hono tena bete de r evy mitsy e!:wink: sady ireny malama tsisy volo fa miobolisatra ho azy:-D
50. ronaldo09
(
11/01/2007 12:56)
Ny sipa mavo aloha tsy mamely ry papa a! Mba efa niaraka tamina Thailandaise ihany fa tsy ............ eny e....tsy haiko !
52. ronaldo09
(
11/01/2007 13:22)
EEEE!!!!Miaro tena tsara akia !Efa taloha ange zany zao efa manambady sady efa ho 24 ans dia mbola hanao an'izany foana ve!!
53. fasaly
(
11/01/2007 13:25)
euhhhh! ntsooooo! hendry be izany! tsara ka mahafinaritra:wink: fa taiza no nahitàna anlay thailandaise io ary tany dago ve, fa raha tany dago dia izay no tsy nampamely azy satria hanao afera no nahatongavany tany:wink:
54. naughtyboy
(
13/01/2007 01:08)
henjana ko ny resaky lapino @ ty,satria resaka masaka kalo atr@ zao no zay mivoaka eto
56. batita
(
13/01/2007 10:17)
Iza no miteny hoe malany ny karana!Misy koa anie ny Gasy tsy misasa e!Ny ahy aloha metisy no matsiro amiko e!
57. fasaly
(
13/01/2007 14:55)
izho miteny hoe malàny ny karàna fa isaky ny mifanena amreny de misy fofona hafahafa mifangaro be, asa marina na ny prduit ampesainjareo miampy ny emoka manitra isakarazany ka manjary mivadika orera ny fofona, na lahy io na vavy!:°)
58. naughtyboy
(
13/01/2007 16:00)
fasaly: betsaka le lafiny ahazaona tsirony fa 4 no azoko amintinana an'io tsiro io:
vatana : mety ho tarehy,ny endrika ivelany sns..
saina :mety ny hankingantsaina na koa fifamenoana aratsaina @ oul 1
fanahy : iny ngamba le oe silampanahy
sosialy :ra misy ve ny saosy inn no olana vao maika mampamandimandina ny fiarahana ra tsy asiana olakolaka ny resaka

59. fasaly
(
13/01/2007 21:26)
naughtyboy:
fasaly: betsaka le lafiny ahazaona tsirony fa 4 no azoko amintinana an'io tsiro io:
vatana : mety ho tarehy,ny endrika ivelany sns..
saina :mety ny hankingantsaina na koa fifamenoana aratsaina @ oul 1
fanahy : iny ngamba le oe silampanahy
sosialy :ra misy ve ny saosy inn no olana vao maika mampamandimandina ny fiarahana ra tsy asiana olakolaka ny resaka
hihihih! mazava de mazava ka!:wink::°)
fa in kalou lay resaka aolakolana e!:roll: tsy mazava kely io:wink:
60. ronaldo09
(
15/01/2007 10:00)
O ry zareo a! I fasaly ve aloha lehilahy sa vehivavy fa za manko mihevitra fa vehivavy izy!