ho anareo zay efa nanandrana:iza no matsiro kokoa?
1. ronaldo09
(
09/01/2007 14:05)
Miala tsiny aloha fa somary mivatambatana sady resa-dehilahy koa moa izy ity:o ry bandy akama isany a!Ho antsika izay efa nanandrana iza no tena matsiro kokoa sipa mainty hoditra ve sa sipa mavo hoditra sa sipa fotsy hoditra??Ny tiako tenenina amin'io dia izao Mainty(Afikanina y compris sipa gasy),fotsy (eoropeanina sy amerikanina),mavo ( sipa aziatika ,toy ny kambojianina sy ny tailandaise)
Za manko nahatsapa fa tena matsiro ny sipa mainty na dia vazaha ary no lasa novadiana!!!
Ka mba valio hoe ry bandy akama ,nareo sipa koa afaka mamaly 2 sens contraire e!!!
Za manko nahatsapa fa tena matsiro ny sipa mainty na dia vazaha ary no lasa novadiana!!!
Ka mba valio hoe ry bandy akama ,nareo sipa koa afaka mamaly 2 sens contraire e!!!
novalian'i volatil ny 19/03/2007 16:48
3. naughtyboy
(
09/01/2007 15:39)
voaboasy kely kalo le oe matsiro misy karazany hono izy reny : ao zany tsiro arapanahy,arabatana ,aratsaina sa aratsosialy sa inn
7. fasaly
(
09/01/2007 17:46)
izaho raha tafaresaka tamina lehilahy vazà de ozy hoe leo poulet blanche hono izy vazà fotsy ny dikan'io aminy, fa te hanambady malagasy nono izy:roll:
dia mino aho fa mahavaly ny fanontani'i ronaldo ilay valiteniko:wink:
fa in tkou no tsiro tadiavina alou e!:wink::-D
dia mino aho fa mahavaly ny fanontani'i ronaldo ilay valiteniko:wink:
fa in tkou no tsiro tadiavina alou e!:wink::-D
9. fasaly
(
09/01/2007 17:59)
malagasy hono aky io fa mihinambary aza misy latsaka voniny iray:wink::-D
13. bonnechance
(
09/01/2007 18:51)
Ny mpiray tanindrazana ihany no matsiro. Fa ngaha nanenina no manontany zany Rnaldo e! Rehefa tafiditra tsy mila manontany zany intsony!!!!!
14. fasaly
(
09/01/2007 19:23)
lost:roll::-D:-D:-Dzà vao saika hiteny hoe ny karàna otran'ny hoe malàny izany!:-D:-D
17. pissoa
(
09/01/2007 21:01)
nampoiziko oe lapino efa nanandrana io :-P:-D:-D:-D:-D:-D
(Aza hitako zah ka bedy eto kle :oops::oops::oops:)
(Aza hitako zah ka bedy eto kle :oops::oops::oops:)
18. Zina
(
10/01/2007 04:46)
Mainty(Afikanina y compris sipa gasy),
tsy mitovy ny afrikana sy ny gasy... samy hafa..manana namana lahy betsaka aho vaza, gasy etc..... ny afrikana hono otran'ny tsy misy zavatra malefaka fa otrany enjana be doly na ny hoditra ko ary hihihihih
20. lapino
(
10/01/2007 05:28)
pissoa, efa nanandrana akoho aloha e! ;)
xxx, mbola tsy henonareo ve ilay hira hoe
" na tsara tarehy aza itena
ka tsy ao amin'itena ny hena
Akoso-bolameeeeeeeeenaaaa .... ":-D:-D
xxx, mbola tsy henonareo ve ilay hira hoe
" na tsara tarehy aza itena
ka tsy ao amin'itena ny hena
Akoso-bolameeeeeeeeenaaaa .... ":-D:-D