Fa inona marina ary?

61. xxx ( 10/01/2007 15:24)
^:^^:^=D
62. fasaly ( 10/01/2007 16:44)
:-D:-D:-D kelly: tsy betsaka ka!:wink: izaho ihany no mahakobo azy:°) sa aon ry xxx
ao fa lazaiko andry am bitsika mangina:-D
63. kelly13 ( 10/01/2007 16:46)
fasaly>hihihi za kou mpanao "an an an ka" nge e, nefa tsy za i xxx hahahaha :-D
64. fasaly ( 10/01/2007 16:50)
euhhhhhh! mahatonga saina izy zany kou!:wink:
65. majakely ( 11/01/2007 08:25)
na hoe inn kay ny blème io kou ve de teny vazaha ??:-D
66. majakely ( 11/01/2007 08:29)
kally fahazarana lay izy akia,,otran le fomba fiteny mintsy no mila ovana zany ee,,ohatra zao za fasaly rah miresaka de lasa hotranjiko io: manotany zao njy hoe meo indince fa tsy inn reee:roll:???hihihihi ahona ary filaza an'izany???:?:
67. LazaDaddy ( 12/01/2007 04:09)
kally:
Dia variana ihany aho indraindray hoe fireharehana ve ? tsy fifanajana ve? Fahamaizana hiresaka fotsiny ka tsy miraharaha na azon’ny hafa ny tiana ho lazaina na tsia? Sa fisehoana ho tsy mahay miteny gasy intsony fa efa ela be nipetraka tany ivelany?
so what do you think the answer is? :-D:-D:-D:-D:-D
68. xxx ( 12/01/2007 23:45)
zany ve dia mampihomehy eh





mampalahelo izany.
69. kally ( 17/01/2007 21:33)
majakely:

kally fahazarana lay izy akia,,otran le fomba fiteny mintsy no mila ovana zany ee,,ohatra zao za fasaly rah miresaka de lasa hotranjiko io: manotany zao njy hoe meo indince fa tsy inn reee:roll:???hihihihi ahona ary filaza an'izany???:?:


Ny filaza an'izany "omeo indice" izany akia ry majakely ohatr'ilay tamin'ny mbola kely nanao ankamantatra ihany a! miteny fotsiny hoe "afa-po aho!" dia omen'ilay olona ny valiny!:-D
70. kally ( 17/01/2007 21:35)
LazaDaddy:

kally:
Dia variana ihany aho indraindray hoe fireharehana ve ? tsy fifanajana ve? Fahamaizana hiresaka fotsiny ka tsy miraharaha na azon’ny hafa ny tiana ho lazaina na tsia? Sa fisehoana ho tsy mahay miteny gasy intsony fa efa ela be nipetraka tany ivelany?
so what do you think the answer is? :-D:-D:-D:-D:-D



Ka izaho aza mba manontany tena ry Lazadaddy k'no! raha fantatro ve moa handany andro hametraka fanontaniana aho?
71. melody ( 18/01/2007 15:22)
efa mba miezaka manoratra teny gasy daholo kosa fa indraindray tsy tafavoka ilay izy d tsy maintsy misy mifangaro kely fa raha tsy izany tapaka tsy misy hilavana azy ilay resaka.
zà aloha raha vao misy tsy azoko d manontany aho e, tsy misy mahamenatra izany - tsiky ihany no ady eo ry zalahy a :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.231