Ny sakrameta,moa ve zatra mandray fotsiny sa dia....
41. cutie
(
05/01/2007 21:08)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 05-01-2007 15:56:10
Lohateny : Re : Ny sakrameta,moa ve zatra mandray fotsiny sa dia....
Ito no hitako nazavain'i Mimich tary ambadika fa tsy mitovy mihitsy izany ilay izy cutie a !
Hoy i mimich:
Resaka komonio : resaka lava be io ary anisan'ny tsy itovizan'ny fiangoanna katolika , protestanta sns, satria ho an'i katolika dia : "IO I KRISTY"
Vatan'i Kristy no raisina amin'ny komonio (tsy mofo sy divay intsony iny rehefa vita ny fankamasinana fa vatana sy ran'i Kristy fa miseho amin'ny endriky ny ny mofo sy ny divay raha izay no azo ilazana azy)
Ho an''ny fiangonana hafa ankoatry ny katolika dia "EO I KRISTY na "AO I KRISTY" @ fotoanan'ny fandraisana.
hay
ok
Raha ny fatadidiko ny an'ny protestant alou de toa fahatsiarovana ny nisoloiny voina hamonjy antsika le "fandraisana e "
42. Fiffi
(
05/01/2007 22:03)
niryna:ny ahy sekiré io......:-$:-$
Inona no mahatonga anao handray ilay kominio? Ary inona no ao an-tsainao rehefa mandray io ianao?
43. niryna
(
06/01/2007 02:53)
Tratry ny taona aky fiffi a! Zarao izay kely hananao fa tsy atao sekret akia.:idea:Samy hifanontany tena anie isika hoe inona no tokony no antony handraisako io ary ny fandraisako an\'io dia milaza inona amiko:?:
44. ikaretsaka
(
07/01/2007 02:37)
Niryna:
io voalazan'i Mimich io ny maha samihafa azy.
io ilay hoe "tena fisotro ny rako ary tena fihinana ny vatako"
Mimich ko amanao Jesuite fihetsika an... sa natoron'i P.H?:wink:

mimich:
ho an'i katolika dia : "IO I KRISTY"
Vatan'i Kristy no raisina amin'ny komonio (tsy mofo sy divay intsony iny rehefa vita ny fankamasinana fa vatana sy ran'i Kristy fa miseho amin'ny endriky ny ny mofo sy ny divay raha izay no azo ilazana azy)
io ilay hoe "tena fisotro ny rako ary tena fihinana ny vatako"
mimich:Izany hoe tsy vatan'i Kristy iny fa miara mandray aminao ao izy, na miara mipetraka aminao eo @ latabatra masina fotsiny!
Ny an'ny protestant dia EO I KRISTY/ao kristy
Mimich ko amanao Jesuite fihetsika an... sa natoron'i P.H?:wink:
46. ari.malala
(
11/01/2007 14:54)
Ka izay hono e, manana havana protestant betsaka izahay, izaho manoratra dia katolika, fa rehefa niady hevitra momba i oresaka io dia izao no valiny nomendry zareo hoe, izany hono no nambaran'i Jesoa fony Izy nanao ny Eokaristia hoe "izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy" dia io fahatsiarovana io no tena imasoan dry zareo.
47. niryna
(
12/01/2007 16:58)
[quote=xxx]
Isaorana an\'i Niryna ny lohahevitra.
Tsy ny Eucharist ihany no Sakramenta ho an\'ny Katolika, fa misy fito. Ny an\'ny hafa tsy haiko.
Mandini-tena ve ?
Raha ny fiangonana Katolika manokana dia manentana ny zanany \"Hikonfesy\" farafaharatsiny indray mandeha isan-taona.
xxx a misaotra nanazava.Tamin\'ny TT taloha no nisy mpitondra nanao fanatitra isan-taona ary manala ny fahotany izy aloha dia avy eo manantona ny vahoaka mitondra fanatitra.Aiza amin\'ny baiboly no milaza io tahorian\'i jesosy izay nanadio ny fahotantsika rehetra ary noho izy dia afaka nanantona an\'Atra tsy misy mpanelanelana intsony isika ary afaka miantso azy isan\'andro fa tsy indray mandeha isan-taona izany.

48. niryna
(
12/01/2007 17:28)
[quote=ikaretsaka]
-Misaotra an\'ika nanome fanazavana.Ny mahavariana ahy dia fa maninona no tsy mandeha mivantana amin\'Atra rehefa mangata-javatra fa mitety ny masina rehetra efa maty.ATra ny velona ho izy fa tsy an\'i maty.
Ny ran\'i jesosy dia nalatsaka hitondra ny famelan-keloka sy ny fahasoavana\"Christ blood was shed for us in order to bring us forgiveness and salvation.\"
Ny fahafatesany teo ambony hazo fijaliana no nanorenana ny fifandraisantsika amin\'Atra sy izay rehetra nandray an\'i kristy ho mpanavotra azy sy ho tompony.\"His death on the cross established a new convenant between God and all who receive Christ as Savior and Lord.\"
Ny fandraisana kominio ho an\'ny rehetra izany dia tsy maintsy mahatsapa izy fa nandray an\'i Jesosy tao am-pony ary izy efa nampianatra antsika ny mamela heloka sy manadio ny tenantsika alohany andraisana an\'io.
Ny sasany indray miteny hoe fomba foana no miteny ho angaha mandray fe mandray ny olona. valiny eny. Tsy Ika no teneniko a .Ny zaza mbola matotra ary tsy tokony andray kominio izy izany raha tsy tena mahalala ny hasarobidin\'ny kominio,io dia mitombona ny fahazarana ary matetika ny pasitera tsy manome ny ankizy toy izany ihany koa isika.Toa ny any amin\'ny hopitaly ny fandehanana any am-piangonana, matoa mandeha any ianao dia mila fanafody ary mety mbola tsy sitrana, mety mbola toana ny fo,mety mbola tsy namela,izay no antony hoe raha tsy fo madio tsy tokony handray io.Enga anie ka hanomboka samy handinin-tena amin\'izay isika fa tsy hoe aza mitsara.Afaka mitsara ny tsirairay raha ao anaty baiboly noresahina,tsy afaka mitsara izy raha mitsikera sy faly mitanisa ny fahavoazan\'ny sasany.
Sorry lesy ry Ika fa tonga dia nalefako ato daholo io a :roll::roll:

49. xxx
(
12/01/2007 17:51)
Tsy mpanelanelana anao sy Andriamanitra ny Pretra ry Niryna. Ny fahotana no manelanelana anao amin'Andriamanitra fa tsy ny Pretra velively. Au contraire, ny ataon'ny Pretra dia manampy anao hiala amin'io fahotana hany manelanelana anao amin'Andriamanitra io.
Mikasika ny fiantsoana na fanatoanan an'Andriamanitra isan'andro fa tsy indray mandeha isan-taona dia ianaro ny dikan'ny teny gasy hoe farafaharatsiny. Rehefa fantatrao ny dikan'io dia voavaly ny ahiahinao.

50. niryna
(
20/01/2007 02:11)
xxx:

:P:P:P
51. prime
(
25/01/2007 15:25)
pissoa:... :-D:-D
Prime, tsy ny "fototra" angamba (izay tsy haiko akory ny tena tianao ambara amin'io) no tena tiana fantatra fa hoe "Jesoa Andriamanitra" ve sa tsia no raisin'ny Protestant rehefa mandray ?
Ka tsy izany anie no lohahevitra fa hoe : mihinana sy misotro fanamelohana ianao sa mihinana sy misotro fitahiana rehefa mandray ny fanasàn'ny Tompo na manao kômonio e?:wink:... sao diso lalana ary ianao ka variana any @ sampanan-dalana any...
Ny lazaiko hoe fototra raha tsy azonao dia ny fanahy iatrehana ny fanasàna... fanahy manao ahoana? fanahy mamantatra ny tenany sy ilay Tena sa fanahy faly hitsikera fotsiny?... ary eo no lazaiko hoe mitovy... fa an'ny tsirairay no sisa raha sahisahy foana hanatrika kômonio na fanasàna amin'ny fanahy tsy mendrika...
Izany rahateo no tian'ny mpanolotra lohahevitra fakafakaina...
52. pissoa
(
25/01/2007 20:17)
Ny resaka fototra hoe "fanahy iatrehana ny fanasana" resahinao, ataoko efa voavaly efa ela. Jereo ireo ambony ireo :-D:-D:-D
Hihihi - Fa raha tsy fantatra akory koa ve ze raisina ry Prime atao inona izay toe-panahy hiatrehana azy a ? Sa mety ve izany ? :-D:-D:-D Io no nanontanian'i cutie teo, dia io no niverenana tamin'ile hoe "Inona ilay raisina" ... Ary jereo ao ambony ao koa fa na ny manokatra ny size aza toa tsy mahafantatra ilay raisina akory, na tsy mahafantatra ilay raisin'ny hafa nefa tiany horesahina :-D
Jereo koa fa na ny resaka ataon'ny nanokatra size misy tsisy hifandraisany amin'ny resaka SAKRAMENTA akory
Etsetra ! Variana tany amin'ny sampana tokoa angamba aho :oops::-D

prime:
Izany rahateo no tian'ny mpanolotra lohahevitra fakafakaina...
Jereo koa fa na ny resaka ataon'ny nanokatra size misy tsisy hifandraisany amin'ny resaka SAKRAMENTA akory
Niryna::-D:-D:-D
-Misaotra an'ika nanome fanazavana.Ny mahavariana ahy dia fa maninona no tsy mandeha mivantana amin'Atra rehefa mangata-javatra fa mitety ny masina rehetra efa maty.ATra ny velona ho izy fa tsy an'i maty.[...]
Etsetra ! Variana tany amin'ny sampana tokoa angamba aho :oops::-D
53. niryna
(
26/01/2007 07:33)
prime:
pissoa:... :-D:-D
Prime, tsy ny "fototra" angamba (izay tsy haiko akory ny tena tianao ambara amin'io) no tena tiana fantatra fa hoe "Jesoa Andriamanitra" ve sa tsia no raisin'ny Protestant rehefa mandray ?
Ka tsy izany anie no lohahevitra fa hoe : mihinana sy misotro fanamelohana ianao sa mihinana sy misotro fitahiana rehefa mandray ny fanasàn'ny Tompo na manao kômonio e?:wink:... sao diso lalana ary ianao ka variana any @ sampanan-dalana any...
Ny lazaiko hoe fototra raha tsy azonao dia ny fanahy iatrehana ny fanasàna... fanahy manao ahoana? fanahy mamantatra ny tenany sy ilay Tena sa fanahy faly hitsikera fotsiny?... ary eo no lazaiko hoe mitovy... fa an'ny tsirairay no sisa raha sahisahy foana hanatrika kômonio na fanasàna amin'ny fanahy tsy mendrika...
Izany rahateo no tian'ny mpanolotra lohahevitra fakafakaina...
Mazava tanteraka ny tenin'i prime.
54. niryna
(
26/01/2007 07:56)
pissoa:
?Hihihi - Fa raha tsy fantatra akory koa ve ze raisina ry Prime atao inona izay toe-panahy hiatrehana azy a
Tena mbola betsaka ny tsy mahalala.Ahoana no ahalalanao fa misy fanahy masina ao am-piangonana?Tadidio fa tsy ny fiangonana rehetra dia fiangonan'Atra?Satria efa nomen'i Jesosy fahefana ny mpianany hanasitrana, hanala demonia,sns.Ary efa noteniny fa ATra ny velona ho izy fa tsy an'i maty.[...]:-D:-D:-D,
Io koa pissoa fa tafiditra ilay mitsipona mot.hi,hi.
Vakio ny fanontaniana ery ambony vao afaka mamaly azy tsara angamba ianao.
Efa im-betsaka io dinika io no nandeha fa ny tena valiny dia hoe "avelao izay finoanay finoanay na mivavaka amin'iza izahay na mivavaka any Kristy.
Ny mpanaradia an'i kristy dia kristiana
Ny mpanaradia an'i Maria dia Mariana.
Mbola tsy nahalala an'i Josefa Maria raha tao an-kibony Jesosy,teraka Izy vao nivady ry zareo ka niteraka zaza hafa.Ny dikany tsy ho masina intsony izy fa mitovy antsika rehetra mpanota.:twisted:
Kominio no resahiko satria ny fandraisana an'io dia tena sarobidy ho an'ny olona izay atao hoe kristiana.
Tsy tokony handray an'io ny ankizy satria mbola tsy fantany ny lanjany.Raha sanatria maty ny zaza rehetra dia alain'Atra izy ireo.
Izay manamaso aoka izy ahita,fa misy mijery ny masony,mamaky baiboly fa tsy mahafantatra.Mivavaha ,mangataha amin'ilay Mahery Velona mba hanome ny fanahy masina hanazava ny marina.
55. prime
(
26/01/2007 11:39)
pissoa> Hay efa voavaly? tsara izany...
...:-D:-D
pissoa:... Hay mbola misy tsy mahafantatra izay raisina?... mahagaga izany... nefa dia mazava ny hoe \"ity no tenako..., ity no ràko...\"
Hihihi - Fa raha tsy fantatra akory koa ve ze raisina ry Prime atao inona izay toe-panahy hiatrehana azy a ? Sa mety ve izany ?
...:-D:-D
56. pissoa
(
26/01/2007 16:46)
niryna:
Tena mbola betsaka ny tsy mahalala.Ahoana no ahalalanao fa misy fanahy masina ao am-piangonana?Tadidio fa tsy ny fiangonana rehetra dia fiangonan'Atra?Satria efa nomen'i Jesosy fahefana ny mpianany hanasitrana, hanala demonia,sns.Ary efa noteniny fa ATra ny velona ho izy fa tsy an'i maty.[...]
Dia aiza ho aiza eo ny resaka Sakramenta sy ny toe-panahy handraisana azy ry Niryna :-D:-D:-D:-D:-D
niryna:
Io koa pissoa fa tafiditra ilay mitsipona mot.hi,hi.
Vakio ny fanontaniana ery ambony vao afaka mamaly azy tsara angamba ianao.
Efa im-betsaka io dinika io no nandeha fa ny tena valiny dia hoe "avelao izay finoanay finoanay na mivavaka amin'iza izahay na mivavaka any Kristy.
Ny mpanaradia an'i kristy dia kristiana
Ny mpanaradia an'i Maria dia Mariana.
Dia aiza koa ny resaka Sakramenta eo ry Niryna =))=))=))
Ny resaka hoe mivavaka amin'ny Maria na Sary na inona na inona, rehefa tapa-kevitra ny hanontany sy hihaino ianao dia azavaiko. Raha mbola te hiteny fotsiny dia mitenena foana kloo fa refa reraka ve ianao tsy hangina :-D:-D:-D
niryna:
Kominio no resahiko satria ny fandraisana an'io dia tena sarobidy ho an'ny olona izay atao hoe kristiana.
Tsy tokony handray an'io ny ankizy satria mbola tsy fantany ny lanjany.Raha sanatria maty ny zaza rehetra dia alain'Atra izy ireo.
Efa in-5 nanontaniana ianao hoe aiza ho aiza ao amin'ny Baiboly no mamaritra ny taon'ny hoe Ankizy ... Fa toa tsy mbola misy valiny mandrakizao. Rehefa atoronao io dia mitohy ny resaka ankizy =))=))=))
prime:
... Hay mbola misy tsy mahafantatra izay raisina?... mahagaga izany... nefa dia mazava ny hoe "ity no tenako..., ity no ràko..."
Jereo tsara tsara ny tenin'i cutie e !
cutie:(Miala tsiny amin'i cutie, tsy hoe mamely an'i cutie tsy mahafantatra aho, fa manazava amin'i prime ny tiako nambara fotsiny)
za protestante fa tsy taididko na zay le izy
Dia jereo koa ny ataon'i niryna
niryna:
Fanontaniana ity ary .Inona no mahatonga anao handray ilay kominio? What make you to take the lord's supper?
Te hiresaka ny Komonion'ny Katolika izy, nefa tsy hainy akory fa tsy "lord's supper" fotsiny io fa "Jesus" mihitsy :-D:-D:-D
Dia farany moa jereo ity ataon'i Prime :
Prime:
... Hay mbola misy tsy mahafantatra izay raisina?... mahagaga izany... nefa dia mazava ny hoe "ity no tenako..., ity no ràko..."
Katolika tampoka angaha moa i Prime ka mandray ny vatana sy ran'i Kristy ? Ny hitako tery ambony mantsy dia hoe
ho an'i katolika dia : "IO I KRISTY"
Vatan'i Kristy no raisina amin'ny komonio (tsy mofo sy divay intsony iny rehefa vita ny fankamasinana fa vatana sy ran'i Kristy fa miseho amin'ny endriky ny ny mofo sy ny divay raha izay no azo ilazana azy)
Ho an''ny fiangonana hafa ankoatry ny katolika dia "EO I KRISTY na "AO I KRISTY" @ fotoanan'ny fandraisana.
Tsy fantatrao akory ilay raisinao rehefa mandray ! =))
57. prime
(
29/01/2007 09:21)
pissoa> :-D:-D... ka i cutie izany anontanio tsara e...=))
Mikasika ny lazain\'i niryna, raha io notsongainao io dia ny fanontaniany hoe \"inona no mahatonga anao handray kômonio?\" fa tsy hoe \"inona no raisinao rehefa mandray kômonio?...\" izay anie ilay mahatonga an\'ilay adihevitra mivily foana e... ilay lohahevitra resahina mampandinin-tena lalina ny antony handraisana fa tsy hoe inona ilay raisina... lasa fifandresen-dahitra fampianaram-piangonana ilay resaka fa tsy izay voambaran\'ny soratra masina mikasika ny fandinihan-tena miatrika ny fandraisana kômonio na ny fanasàn\'ny Tompo...
Ny amin\'ny hoe maha-katôlika ahy, raha izany tokoa no lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra ary tena izany rahateo ka maninona moa? fa zava-dehibe angaha ny maha-katôlika na tsia?...:-D:-D tsy antoka ny famonjena izany ka na lazaina ho katôlika indray aho ankehitriny noho ny Tenin\'Andriamanitra, \"donc, je suis fier de l\'être\"...
Fa ny tiako marihina, dia ny lazainao hoe izao ny an\'ny katôlika ary izany no tena izy... tsy mampaninona ahy loatra satria marina izany ara-tsoratra masina fa raha zohina lalindalina kokoa dia eo no tokony itandremanao mba tsy ny fampianaram-piangonana no tazominao ho marina... ohatra : ka maninona no tsy sotroina ny ràn\'i Kristy? ny lazain\'ny soratra masina dia fanambaràna famelan-keloka mihitsy ny fisotroana izany... dia ahoana izany? (tsy voatery ho valiana izany) fa entina anamarihana fotsiny fa tsy ilay rà sy nofo (Kristy) loatra no tokony iadian-kevitra fa ilay fanahy miatrika ilay fanasàna...

58. cutie
(
29/01/2007 13:38)
prime [ Valio ] 29-01-2007 10:21:43
Lohateny : Re : Ny sakrameta,moa ve zatra mandray fotsiny sa dia....
pissoa> ... ka i cutie izany anontanio tsara e...
za tsy mahatadidy wa :-D