Ny sakrameta,moa ve zatra mandray fotsiny sa dia....
23. soanja
(
04/01/2007 04:20)
ikaretsaka:
voazavan'i soanja...
namaste soanja
Ikaretsaka ny masom-panahiko mahatazana sy mahita ny masom-panahinao iray lalana amiko. Mirehitra be ilay Afo ary matanjaka. Mazava be ny tsilo avy aminy. Izy no ilay mahefa ny zavatra rehetra. Misaotra anao miaradalana amin'ny fanompoana.
24. ikaretsaka
(
04/01/2007 05:24)
soanja> izay! misaotra antsika isika e, dia aza adino ny mivavaka sy manampy ireo tsy mbola nandray ny afo
Ikaretsaka ny masom-panahiko mahatazana sy mahita ny masom-panahinao iray lalana amiko. Mirehitra be ilay Afo ary matanjaka. Mazava be ny tsilo avy aminy. Izy no ilay mahefa ny zavatra rehetra. Misaotra anao miaradalana amin'ny fanompoana.
(ary lava be kay ny dikan'ny namaste raha atao teny gasy an:wink:)
25. soanja
(
04/01/2007 05:32)
Tsy mora ny teny Gasy saingy mahery sady velona!:-*:-*:-*:-*
Ho an'izay rehetra mandray azy ny teniny e, e ny teniny e!....
Misy hira Katolika tiako be izay de hiraiko ao antsaiko alohan'ny hatory "Vatolampy tsy mikoro, vatolampiko ianao.":-*:-*:-*
Ho an'izay rehetra mandray azy ny teniny e, e ny teniny e!....
Misy hira Katolika tiako be izay de hiraiko ao antsaiko alohan'ny hatory "Vatolampy tsy mikoro, vatolampiko ianao.":-*:-*:-*
26. pissoa
(
04/01/2007 05:33)
cutie:
mitovy @ le fandraisana @ protestant ve io sakramenta ny kominio io :lol:
Ho an'ny Katolika dia Kristy Andriamanitra no raisina amin'ny Komonio. Raha Izy no raisin'ny Protestant amin'ilay hoe "Mandray" dia mety mitovy. Angamba ny Protestant no afaka manazava misimisy ny "Fandraisana" dia fantatsika na mitovy na tsia.
27. ikaretsaka
(
04/01/2007 05:35)
soanja> hay ko ve ianao mihira alohan'ny matory e.. he ben...
noheveriko fa za rery. dia tsy sahiko nozaraina:oops:
noheveriko fa za rery. dia tsy sahiko nozaraina:oops:
30. niryna
(
04/01/2007 17:29)
Misaotra aky soanja nanazava? Tonga ny sasany dia mandray atendrony,marina io ry Ika.Inona aloha ity namaste fa tena tsy fantatro izany? Ao anaty baiboly io teny io hoe tsy afaka mandray na mihinana ny kominio na sakramenta isika raha tsy madio ny saina,ary izany no mahatonga azy tsy ho raisina fahantana fotsiny raha tsy tena matotra tanteraka fa sarobidy io.
31. ikaretsaka
(
04/01/2007 19:45)
niryna> namaste=ny masom-panahiko mahatazana sy mahita ny masom-panahinao iray lalana amiko. Mirehitra be ilay Afo ary matanjaka. Mazava be ny tsilo avy aminy. Izy no ilay mahefa ny zavatra rehetra. Misaotra anao miaradalana amin'ny fanompoana.
io ny dikany raha adika tsotsotra..
io ny dikany raha adika tsotsotra..
32. Fiffi
(
04/01/2007 19:48)
niryna: tsy hoe tonga de mandray antendrony ny olona fa arakin'ny nametrahanao ny dinika sy ny fanontaniana no nahatonga ny valiny tahaka ireny.....
Raha ny fandraisana aty @ nay aloha de rehefa mahazo ny tenan'Tompo de harotsaka ao anatin'ny rà-ny ...
Raha ny fandraisana aty @ nay aloha de rehefa mahazo ny tenan'Tompo de harotsaka ao anatin'ny rà-ny ...
34. cutie
(
05/01/2007 00:46)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 04-01-2007 06:33:14
Lohateny : Re : Ny sakrameta,moa ve zatra mandray fotsiny sa dia....
Hoy i cutie:
mitovy @ le fandraisana @ protestant ve io sakramenta ny kominio io
Ho an'ny Katolika dia Kristy Andriamanitra no raisina amin'ny Komonio. Raha Izy no raisin'ny Protestant amin'ilay hoe "Mandray" dia mety mitovy. Angamba ny Protestant no afaka manazava misimisy ny "Fandraisana" dia fantatsika na mitovy na tsia.
za protestante fa tsy taididko na zay le izy :oops:
36. prime
(
05/01/2007 12:21)
Mitovy ny fototra ijoroan\'ny kôminio sy ny fandraisana ny fanasàn\'ny Tompo fa tsy samy hafa akory raha eo amin\'ny katôlika sy ny protestanta ary samy sakramenta rahateo amin\'izy roa tonta... madinidinika toy ny tsy fisotroan\'ny fiangonana divay (ho an\'ny katôlika) sisa no mampisy tsy fitoviana kely... fomba koa moa io ka tsy dia olana loatra... fa ny finoana tokoa no zava-dehibe (efa voalazan\'i ikaretsaka)
Tena mitombina ny fampatsiahivana ataon\'i niryna satria tsy raisiraisina foana ny kôminio na ny fanasàn\'ny Tompo fa araka ny voasoratra hoe :
\"27 Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin\'ny kapoaky ny Tompo amin\'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin\'ny tena sy ny ran\'ny Tompo izy.28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin\'ny kapoaka.29 Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an\'ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy.30 Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.31 Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.\" I Korintiana 11:27-31
Ka dia isaorana ianao niryna nitondra fampatsiahivana fa fahasoavana tsy hita pesimpesenina tokoa no azo rehefa feno firaisana amin\'i Kristy amin\'ny alalan\'ny fandraisana ny fanasàn\'ny Tompo... kanefa loza ihany koa no raisina rehefa tsy ampy fandinihan-tena lalina ny foatrehana izany fanasàna izany...

37. pissoa
(
05/01/2007 14:32)
Prime, tsy ny "fototra" angamba (izay tsy haiko akory ny tena tianao ambara amin'io) no tena tiana fantatra fa hoe "Jesoa Andriamanitra" ve sa tsia no raisin'ny Protestant rehefa mandray ?
39. pissoa
(
05/01/2007 14:56)
Ito no hitako nazavain'i Mimich tary ambadika fa tsy mitovy mihitsy izany ilay izy cutie a !
mimich:
Resaka komonio : resaka lava be io ary anisan'ny tsy itovizan'ny fiangoanna katolika , protestanta sns, satria ho an'i katolika dia : "IO I KRISTY"
Vatan'i Kristy no raisina amin'ny komonio (tsy mofo sy divay intsony iny rehefa vita ny fankamasinana fa vatana sy ran'i Kristy fa miseho amin'ny endriky ny ny mofo sy ny divay raha izay no azo ilazana azy)
Ho an''ny fiangonana hafa ankoatry ny katolika dia "EO I KRISTY na "AO I KRISTY" @ fotoanan'ny fandraisana.
40. niryna
(
05/01/2007 18:58)
Fanontaniana ity ary .Inona no mahatonga anao handray ilay kominio? What make you to take the lord\'s supper? Ary inona no ao an-tsainao rehefa mandray io ianao?What is in your mind when you take the communion? Mety afaka hamaly ahy ve ianareo.Samy manana ny heviny isika.