Matsiro ilay sakafo eny amoron-dalama/madio ve?
41. watafon
(
13/01/2007 19:52)
maskita eny antsakaviro; mofogasy sy menakely ary ramanonaka eny analamahitsy ! sady madio tsara doly reo ry zareo an !
42. melody
(
15/01/2007 19:46)
misy mofo gasy tsara be koa alohan'ny hidirana ampitatafika. Saiko hadinoko fa tena manja b sady madio, misy trano kely fa tsy tena mivalapatra amorondalana aloha e!
44. Fiffi
(
15/01/2007 21:58)
watafon:andefaso akia zah wata an ! :miam::miam: :*
maskita eny antsakaviro; mofogasy sy menakely ary ramanonaka eny analamahitsy ! sady madio tsara doly reo ry zareo an !
45. niryna
(
21/01/2007 05:40)
Angaha adinonareo ny trondron'ny ampefy? Toa ritra ilay trondro maloto eo amin'ny anjelimainty? Tena loza tokoa ireny fa eo ny olona no maka trondro dia amidiny.Mitombona ve io rano io hoe maloto avy ao amin'ny hopitaly no mivarina ao?
47. niryna
(
25/01/2007 06:26)
Hoy fijo.
Efa sahy nihinana teny amorondalana ve izaho.
Taloha aho tsy naninona fa izao mivalana mipiriritra foana rehefa tonga ao an-trano.Ny misao ao analakely anefa tsy maninona na mihinana isan'andro aza aho.Ilay mangataka ranovola eny amin'ny hotely dia omeny ranovola mamay kanefa marary ihany ny kiboko.Tiako ny jus de mangue na ny hafa fa tena tsy zakako aky a.:miam::miam::miam:

49. niryna
(
26/01/2007 07:16)
fijo:
mila stage kely miaraka amiko izany ndry ko
Ka aiza izany isika ho hanao stage ary hatomboka amin'ny fihinana manga manta misy sakay sy sira, dia avy eo mividy voamadilo misy vinaingotra, sa variaminana miaraka amin'ny kitozakely.