Matsiro ilay sakafo eny amoron-dalama/madio ve?
21. niryna
(
05/01/2007 20:25)
Aleo mitandrina ihany rehefa mbola azo atao,tsy mora anie ny mitsabo aty amintsika e.Na ny fampianarana ny olona hoe saromy ny vava rehefa mikohaka ianao sarotra e kanefa mifindra ilay aretina avy eo.Raha mbola afaka miala aloha dia ataovy e indrindra ny sasany mora marary
22. soanja
(
05/01/2007 21:35)
Raha misy fitiavan-tena tsara voalohany indrindra dia ny fitandremana ny vatana tsy harary. Koa misaotra an'ny Niryna nametraka ity hevitra ity. :D:-*
25. niryna
(
06/01/2007 02:32)
Tsy misy fisaorana aky soanja fa mifanohitohy tsy ho lava eto daholo isika rehetra. Ny hevitry ny maro aky mahataka-davitra ary ny soa koa fianatra a:D:D
29. cutie
(
11/01/2007 00:56)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 11-01-2007 00:09:03
Lohateny : Re : Matsiro ilay sakafo eny amoron-dalama/madio ve?
za izao mpikaly amorondalana rehefa any fa tena tsy olana mihintsy.
ratonga io ka
diso famaky za
30. melody
(
11/01/2007 21:39)
Mety ilay ao tana no ratsy fa raha mankany mahajanga nareo an, eny @ borou, harivariva iny, tena manja be mihintsy ny masikita, mandehana dia handramo ange e!
32. melody
(
11/01/2007 22:12)
marina io ka, sady ny ambiansy tsara be mihintsy, amiko aloha hitako mihintsy fa tena romantika be ny atimosifera eo @ borou miaraka amin'ireo sakafo amorondalana. Aza mino ahy fa rehefa tonga any dia handramo, dia lazao ahy ny experiansandry tany:wink:
38. booboo
(
12/01/2007 13:02)
Feno motika tsara amoron-dalana ao Tana kouh : akohon'Ambodimita, menakelin'Ambanitsena, Samôsan'Ambodimanga (lé eo @ sampanana mankeny @ hopitaly girard & robic / Avaradoha iny), mofogasin'ny pont ambony ery Behoririka ...