Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 1
41. ikaretsaka
(
04/01/2007 06:32)
ka adapter-na @ fahazaran'ny olona ve izany Andriamanitra sa ny olona no tokony hi-s'adapter @ Andriamanitra?
mety daholo... andriamanitra inoako dia andremanitra tolerant
tadidiko fa ianao koa manana any fahazaranao... misy olona mety mieritreritra anao hoe manivaiva an'andriamanitra Raha manao koa ange hoe Jesosy ianao e!
ny communication -nao aminy no zava dehibe rehefa miala ilay fanahy fa afaka mi fampiresaka nareo ..any no tanjona principal fa tsy izay anarany loatra.
Ianao sy ny fanahinao io.. rehefa izay ny fahazaranao rehefa mifampiresaka aminy ianao.. inona ny olana?
sady tsy tokony idiranao ange izany fa fiainan'izy sy andriamanitra e!Azy zany fa tsy anao!
Ny anao aloha atao tsara!
dia ilay lazain'i Soanja hoe any mihaona... fa samy manana ny lalany!
42. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:36)
Miala tsiny amin'ikaretsaka aho fa tsy miombon-kevitra aminy raha "adapter-ny @ fahazarany Andriamanitra".
43. ikaretsaka
(
04/01/2007 06:39)
lazadaddy>dia izay izany... any @ JK mihaona e..
fa mba vakio tsara aloha ny antony io ambony io
fa mba vakio tsara aloha ny antony io ambony io
44. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:42)
ikaretsaka> amiko dia tsy izaho no mibaiko an'Andriamanitra hi s'adapter @ lohako sy ny fahazarako. Tsy iadiako hevitra mihitsy io na ataonao ho "stubborn" fa tena tery dia tery ny saiko :) ary tsy misokatra @ faharatsiana sy fahalotoana :)
45. ikaretsaka
(
04/01/2007 06:48)
laza> tsy azonao mihitsy ny tiako hahatongavana
io dia samy manana ny fiantsony an'andriamanitra .. izay ange no nolazaio teo e..
fa ny fanahy
ny samy gasy eto madagasikara aza misy fiantso azy efa ho 1000 mahery
fomba fisainana ilay izy.. io ilay fahazarana
Sa rehefa tsy hoe Jehova sy Jesosy dia tsy izy ve izany?

46. LazaDaddy
(
04/01/2007 06:53)
"Hohamasinina ny Anarany", Jehova, Jesoa, Jesosy, Anarany niantsoany ny tenany daholo ireo. :)
- Fa izany "ravolombava" sy "ralavavolo" izany dia fanivaivana :oops:
- Ny "fanerena" Azy hi-s'adapter @ fahazaran'ny olona "manivaiva" Azy dia tsy manome hasina Azy :cry:
- Andriamanitra dia "tsitoha" fa tsy ny olona no hampi-s'adapter Azy @ fahazaran'ny olombelona

47. ikaretsaka
(
04/01/2007 06:59)
Fa izany "ravolombava" sy "ralavavolo" izany dia fanivaivana
io indray fijery an'olombelona ary samy manan any fijeriny...
raha amin'ny fanahinao manontolo sy tsy misy arriere pensee ianoa no manao an'io ary io no raisinao sy asianao respect.. dia mino aho fa ambony lavitra noho ilay miteniteny tsitoha tsitoha ny vavakao ...
It has to come with the spirit aloha.. eo za de d'akoro aminao
io ilay hoe tsy ny fanaovana tompoko tompoko e....
48. LazaDaddy
(
04/01/2007 07:06)
ahoana moa ry ikaretsaka no ahafahako miantso azy @ "halavan'ny volony" na mampitaha Azy @ "volombava" tsy hisian'ny "arriere pensee?:)
Ny nisafidianany ny Anarany rahateo koa dia misy dikany fa tsy nomeny antsika fahatany :)
Ny nisafidianany ny Anarany rahateo koa dia misy dikany fa tsy nomeny antsika fahatany :)
49. ikaretsaka
(
04/01/2007 07:12)
lazadaddy> dia tsy haiko re fa dia arakarakao io .. aminao izany ilay izy misy arriere pensee.. fa amin'olona sasany mety tsisy..
za manko efa niaina t@ tontolon'ny olona manao ireny .. fa tena tsapako fa misy fanahy koakoa ilay vavaka noho ilay jesosy jesosy..
Raha manampotoana ange i laza rehefa sendra any dago iny dia mandehana fiangonana le any ambanimbanivohitr'ambositra ireny e..
fa mandeha be ao ny RaZezo sy ny Ramaria... .. fa kosa ny fanahy kao ao miainga be mihitsy an!
sy ilay hoe "nareo ao ambony ao" mba henoy ny vavakay! ho'zy ilay hira izay
It's not about the name, it's about the union

50. LazaDaddy
(
04/01/2007 07:16)
ikaretsaka> raha olona mankatoa an'Andriamanitra dia manome hasina ny anarana nosafidiany ho Azy, fa tsy manome "anar'Ambositra" :)
Ary nohazavainy rahateo ny dikan'ilay anarana nosafidianiny ho Azy fa tsy sanatria ampilaharina @ "halavan'ny volo" na ampitoviana @ "volombava". Tsy miankina amiko sy aminao io fa Izy no nisafidy ny Anarany :)

51. ikaretsaka
(
04/01/2007 07:20)
lazadaddy> amin'ny fijerinao dia mahasosotar be ilay izy.. ekena . fa io na iza na iza, na anarana inona na anarana inona rehefa atsoinao miaraka @ fanahy ilay izy a dia any no zava dehibe!
io ilay notanisain'i pissoa be atsy hoe .. aza mitsar amba tsy hotsaraina... sy le heo jereo aloha ny andry be eo @ masonao ....
io ilay notanisain'i pissoa be atsy hoe .. aza mitsar amba tsy hotsaraina... sy le heo jereo aloha ny andry be eo @ masonao ....
52. LazaDaddy
(
04/01/2007 07:24)
ikaretsaka> ka tsy ny fijeriko sy ny fijerinao no mamaritra ny Anarany fa Izy no nisafidy ny anarany sy nanazava ny dikany.:) Fa tsy olombelona no andeha ho dedaka mamaritra Azy ho toy ny "volombava" na "halavan'ny volo" sanatria.
53. Achia
(
04/01/2007 08:17)
Aleo to,ga de tohizako ; Atako anie ny sitrapoko ety antany ka hatrany andanitra :wink:
54. pissoa
(
04/01/2007 08:56)
Achia:Hitako Andriamanitra no tsy avelan'zalah hiteny tsony ... hay izy te hanao ny sitrapony :-D:-D:-D:-D:-D
Aleo to,ga de tohizako ; Atako anie ny sitrapoko ety antany ka hatrany andanitra :wink:
55. prime
(
04/01/2007 12:54)
pissoa> manohy ny resak\'i ikaretsaka sy laza no fahazoako io vazivazin\'i achia io fa tsy resaka vavaka nampianarin\'ny Tompo...:-D:-D:-D
Tohizako koa ny ahy etsy ambony...
Satria ny mpanota tsy ho lasa zanak\'Andriamanitra velively raha tsy afaka aloha ilay ota manarona sy manakona azy amin\'Andriamanitra... dia tsy maintsy manaiky hodiovina izy ary mandray an\'ilay rà mpanadio ka anekena azy ho isan\'ny mendrika ho zanak\'Andriamanitra... Amin\'izay nefa dia zanaka natsangana ihany izy fa tokana ihany ilay tena antsoina hoe Zanak\'Andriamanitra ary nanaiky ho sorona nanolotra ny ràny mba hampadio ny maro...
Ny fandraisana sy fiainana io fandiovan\'Andriamanitra mivantana io nefa dia mila fanoloran-tena feno mba hanendren\'Andriamanitra ny Fanahiny hitoetra ka hahatanteraka ny Teny fikasàna rehetra ary rehefa izany dia ho velona ao anatin\'izany olona nanolon-tena izany ny Herin\'Andriamanitra ka afaka miantso an\'Andriamanitra ho Ray izy satria manana ilay Zanak\'Andriamanitra ho mpisolovava azy no manana ilay Fanahy Masina ho mpiahy azy...
Andriamanitra izay antsoina nefa dia manana ny voninahiny feno amin\'ny maha Mpanjakan\'ny Mpanjaka Azy ary mitoetra amin\'izany voninanhiny izany foana na inona toerana tiana ametrahana Azy na inona... ka ny fanekena ny heriny sy ny voninahiny dia endrika fanetren-tena feno avy amin\'ny zanany mba anekena Azy fa any an-danitra Izy...
Ary ny fahamasinana dia efa Azy Andriamanitra foana fa ny zanany rehefa nohamasinina tamin\'ny naneken\'Andriamanitra ny anomezana azy ny Fanahy Masina dia efa masina rahateo, tsy noho ny mahaizy azy fa noho ilay Mpamonjy azy mitoetra ao anatiny amin\'ny alalan\'ilay Fanahiny Mahery... ka ny fanamasinana an\'Andriamanitra dia ny fanetren-tena manaiky ilay Fanahy Masina aloha ary fiainana izany fahamasinana izany araka ny sitrapon\'Izy Andriamanitra... izay vao afaka manamasina an\'Andriamanitra ny tenany ho an\'Andriamanitra sy an\'Andriamanitra rahateo...
Ka ny fanononana io an-dalanteny voalohany io amin\'ny vavaka nampianarin\'ny Tompo dia efa mampandinin-tena lalina hoe :
- zanaka marina ve aho?
- manana ilay tena Zanaka ve aho?
- madio amin\'ny ota ve aho?
- manaiky Azy ho Ray ve aho?
- ekeko ve fa Andriamanitra Mahery Izy fa tsy araka ny iheverako azy ka mitoetra amin\'ny voninahiny feno any an-danitra?
- manana ilay Fanahy Masina ve aho?
- masina ve aho?
- mendrika ny hanamasina Azy ve aho?
...

56. LazaDaddy
(
04/01/2007 13:09)
prime> =D
Achia> mampieritreritra lalina koa iny vazivazinao iny. =)) Aleo marina angamba tonga dia tohizana toy io ampahiratra my masom-panahy. Misaotra
Achia> mampieritreritra lalina koa iny vazivazinao iny. =)) Aleo marina angamba tonga dia tohizana toy io ampahiratra my masom-panahy. Misaotra
57. pissoa
(
04/01/2007 13:45)
LazaDaddy:
"Hohamasinina ny Anarany", Jehova, Jesoa, Jesosy, Anarany niantsoany ny tenany daholo ireo. :)
- Fa izany "ravolombava" sy "ralavavolo" izany dia fanivaivana :oops:
Ka maninona i "Jehova" no antsoinao amin'ny FOFONY hoe Andria-manitra fa tsy ataonao hoe Jehova na Jesoa na Jesosy. Be resaka fotsiny tssss :-P:-D:-D:-D
prime:Hay ve nareo ry tony manao VAZIVAZY ny vavaka nampianarin'ny Tompo e ! Nefa dia resaka heverinareo hoe "vazivazy" amin'ny anaran'Andriamanitra no hiadianareo hevitra amin'i Ika ... be teoria fotsiny fa tssss :b:-D:-D:-D
pissoa> manohy ny resak'i ikaretsaka sy laza no fahazoako io vazivazin'i achia io fa tsy resaka vavaka nampianarin'ny Tompo...:-D:-D:-D
58. ikaretsaka
(
04/01/2007 14:54)
prime:
Ka ny fanononana io an-dalanteny voalohany io amin'ny vavaka nampianarin'ny Tompo dia efa mampandinin-tena lalina hoe :
- zanaka marina ve aho?
- manana ilay tena Zanaka ve aho?
- madio amin'ny ota ve aho?
- manaiky Azy ho Ray ve aho?
- ekeko ve fa Andriamanitra Mahery Izy fa tsy araka ny iheverako azy ka mitoetra amin'ny voninahiny feno any an-danitra?
- manana ilay Fanahy Masina ve aho?
- masina ve aho?
- mendrika ny hanamasina Azy ve aho?
=D namaste prime
mila manao examen de conscience be mihitsy vao mahazo an'ireo fa tsy vitan'ny teoria be fotsiny sy valivaliana fahatany
60. cutie
(
04/01/2007 22:20)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-01-2007 06:51:17
Lohateny : Re : Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 1
cutie> misy "jeal" @ ikaretsaka indray ny namana sasany
:-D:-D:-D:-D:-D
in ny antony :-D