Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 1

21. LazaDaddy ( 03/01/2007 23:44)
ikaretsaka> misaotra :)
miteny fotsiny tokoa ny namana fa anjarako ny mandinika na mahasoa ahy ilay torohevitra na fanorona voana :)
22. cutie ( 03/01/2007 23:51)
:-D:-D:-D:-D
23. ikaretsaka ( 03/01/2007 23:54)
Lazadaddy> raha namana mihoatra ny 4 kosa aloha no efa miteny... angamba tsy hanoro vohana kosa izany e... sa?:lol:
misy kalkil ndray io hoe tsy maintsy zao no isany
24. LazaDaddy ( 03/01/2007 23:56)
ikaretsaka> tsy midika fahamarinana velively ny isa:)
25. cutie ( 04/01/2007 00:01)
ary i LD tsy nandefa attachmemnt akory
26. LazaDaddy ( 04/01/2007 00:05)
cutie> izany ve? andraso kely ary aloha ho jereko indray ny amin'iny.:-*

kay efa nisy fanontaniana lasa tany fa miankina @ iny no andefasako ilay attachment. aie aie aie... aza hitako ka lasa attached @ i cutie eo i LD. hahaha!

Andao @ izay tohizana ny fianarana:

"any an-danitra"
Asa na diso hevitra aho fa amiko io dia:
1) mifono fahamboniana (tsitoha). "Ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalako tsy toy ny lalanareo..." Hoy Izy
2) Manamafy ny finoana ny fisian'Andriamanitra io. Hoy ilay sipa bodista niova Kristianina iray izay tamiko: "t@ izaho bodista dia tsaroako rehefa nivavaka dia manao hoe: ho an'ilay andriamanitra tsy fantatro hoe aiza no misy azy"
27. cutie ( 04/01/2007 00:13)
kay efa nisy fanontaniana lasa tany fa miankina @ iny no andefasako ilay attachment. aie aie aie... aza hitako ka lasa attached @ i cutie eo i LD. hahaha!

:-D:-D:-D:-D:-D

any an-danitra"
Asa na diso hevitra aho fa amiko io dia:
1) mifono fahamboniana (tsitoha). "Ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalako tsy toy ny lalanareo..." Hoy Izy
2) Manamafy ny finoana ny fisian'Andriamanitra io. Hoy ilay sipa bodista niova Kristianina iray izay tamiko: "t@ izaho bodista dia tsaroako rehefa nivavaka dia manao hoe: ho an'ilay andriamanitra tsy fantatro hoe aiza no misy azy"

mistery zany le any an-danitra:lol:
28. cutie ( 04/01/2007 00:39)
kay efa nisy fanontaniana lasa tany fa miankina @ iny no andefasako ilay attachment. aie aie aie... aza hitako ka lasa attached @ i cutie eo i LD. hahaha!

tena i cutie no tsy lasa attached fa tsy haiko ny mamaly an'le fanontaniana :-D
29. cutie ( 04/01/2007 02:37)
dia izay no toa mahavoa anao foana! stubborness!

eny wa
mba ovay le izy fa efa vao2 ny taona :lol:
30. LazaDaddy ( 04/01/2007 02:46)
cutie> ikaretsaka tsy stubborn fa mahay manaja namana :) sy misokatra @ ady hevitra :)
31. cutie ( 04/01/2007 02:51)
hita fa stubborn
sady mieboebo:-D
32. LazaDaddy ( 04/01/2007 02:56)
cutie> misaotra :)
33. cutie ( 04/01/2007 03:04)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 04-01-2007 03:56:05
Lohateny : Re : Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 1
cutie> misaotra

in no dikan'io :roll::-D
34. soanja ( 04/01/2007 04:14)
Tohizo amin'izay le vavaka fa ianareo koa re de be tafasiry aby. Marina e!

Ny rainay izay any an-danitra moa izany dia milaza fa Ray izy ary any an-danitra izy raha io fanombohany io aloha.:)
Midera Azy amin'ny anarany avo ary Azy irery ihany ny fahefana. Izy no ahatokisana fa hahavita izay angatahina of course! inona moa izany fa ny fiombonana aminy ho fianakaviany. IRAY ao amin'ny Tompo isika rehetra satria IZAHAY no sujet eo.

Tohizo amzay azafady fa mi-tren be izy izany!:-*:-* Lany marina ity laboziako ity.:D
35. LazaDaddy ( 04/01/2007 04:24)
soanja> soloy menorah ny labozianao :) tsetsatsetsa tsy aritra iny...

efa betsaka izay resaka momba ny maha Ray any an-danitra Azy izay, kanefa azon'izay te hanampy ampiana.

"Hohamasinina anie ny anaranao"
Eto no mipetraka ilay fanontanian'i prime hoe @ fomba ahoana no hanamasinana ny anaran'Andriamanitra?
Tsy tonotononina fahatany fa omena ny "hasiny", ary tsy ampilaharina @ "andriamani-kafa" koa.
36. soanja ( 04/01/2007 05:08)
Ny Hasina moa izany dia ny fametrahany ny zavatra iray ho ambony (indrindra ETO) noho ny tenanao.
Ampiasaina amin'ny fotoana ilana azy Izy ary heverina fa manandanja rehefa tononina izany Anarany izany, zany hoe hisy vokany ny fiantsoana azy. Mahatoky/mino lalandava ny asany.
37. ikaretsaka ( 04/01/2007 05:51)
cutie>:wink: misy "jeal" @ ikaretsaka indray ny namana sasany:-D
38. LazaDaddy ( 04/01/2007 06:02)
prime, soanja> Raha fintinina izany dia mihatsara velatsihy isika manao an'io vavaka io, raha tsy "manome hasina" an'Andriamanitra fa isaky ny mihodina kely dia..Randriamanitra o!, Mon Dieu! Oh my God! na ny anaram-bositra mihitsy toy ny hoe Gosh.

Ahoana indray ny fihevitrareo ny fanivaivana ny anaran'ny Tompo tahaka ireny, mendrika ve sa tsia? Ohatra: rajesosy, ravolombava, ralavavolo...
39. ikaretsaka ( 04/01/2007 06:16)
LD> io indray dia arakarak'ilay univers nitaizana anao. fa tsy voatery hoe fanivaivana matetika... raha any @ faritra betsileo ianao, sy ffaritra atsimo sy ambanivohitr'Antsirabe/ambositra dia asiany R-a daholo ny anarana rehetra. Izany no fahazaran'ny olona

Raha mivavaka any ianao dia norme be amin'ny olona mihitsy ny haheno hoe Razezo kristy, na Ramaria, na Razambatista , Ramosesy, rapiera, sy ny sisa.

Ramompoera, Rapasy, Ramasera, sns....

Bedebe koa izao ny hira masina (zafindraony) feno "Razezo sy Rafanahy Masina , Randriananahary...
Za koa de voa ohatranao io fa zatra ihany nony farany, rehefa tsikaritrao fa izany no nampiakatra ilay fanahy ao aminy!

ilay contexte io. rehefa manao an'ireny dia izao foana eritreretina hoe izay no mampiakatra ny fanahiny ..


any atsimo andrefana indray dia fady ny miantso mivantana ny anaran'andriamanitra (misy an'ilay clan mihambo azy ho taranaka jiosy izay any) dia rehefa te hiantso izy dia ataony sarinteny ilay izy fa tsy atsoiny direct.. dia io ataony oe Ralava Volo, sy hoe Ry zareo ao ambony rihana...

Fony fanjakan'ny kominisma koa na ohatra hoe mivavaka any @ tanymbola voatohitohina ny kristianisma ... dia atao sy ampiasaina koa ilay hoe Ralava volo io mba tsy ahalalana azy.

Fehiny: na names iza na iza na names ahoana na ahoana.. rehefa ny fanahy no miantso dia mety io
40. LazaDaddy ( 04/01/2007 06:23)
ikaretsaka:
Izany no fahazaran'ny olona
ka adapter-na @ fahazaran'ny olona ve izany Andriamanitra sa ny olona no tokony hi-s'adapter @ Andriamanitra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087