Ireo teny mahasoa NORAISIKO
41. soanja
(
04/01/2007 04:26)
Cutie o, indry anie ka tsara tarehy sady mahafinaritra ka inona moa aky no imehezako. Sady zah tsy mba mihomehy olona zany mihitsy fa mankasitraka foana rehefa zavatra tsara no ifampizarana.
Misaotra aky fa afapo zah. tahakizay zah tany koa.:-*:-*:-*:-*

42. LazaDaddy
(
04/01/2007 04:41)
soanja:io koa anisan'ny teny mahasoa horaisiko :)
Cutie o, indry anie ka tsara tarehy sady mahafinaritra ka inona moa aky no imehezako.
44. cutie
(
04/01/2007 22:28)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 04-01-2007 05:26:30
Lohateny : Re : Ireo teny mahasoa NORAISIKO
Cutie o, indry anie ka tsara tarehy sady mahafinaritra ka inona moa aky no imehezako. Sady zah tsy mba mihomehy olona zany mihitsy fa mankasitraka foana rehefa zavatra tsara no ifampizarana.
Misaotra aky fa afapo zah. tahakizay zah tany koa.
le tantara no lazaiko we aza hihomehezana , fa na za manoratra azy aza efa tapa-tsinay :-D:-D:-D
48. niryna
(
05/01/2007 17:51)
Miarahaba antsika rehetra indray samy tratry ny taona 2007.Manao ahoana aky soanja.:P:P:P
Mahafinaritra ny dinika na dia tsy mitovy hevitra aza.Anampiko ny fanazavana nataonao dia misy ny olona mbola ronono no omena sotroiny ary misy efa azo omena ventin-kanina,ka mety izay no fomba iray hitarihana azy
Mikasika ny hazofijaliana indray dia symbol ho an\'i Jesosy Kristy io izay namonjy antsika tamin\'ny ota,saingy ny la croix, ny saplet dia misy karazana maro fa tsy io iray io ihany ka ny tsy mpino na pagan no nanao an\'io voalohany:evil::evil:.Araka ny voalaza dia nikambana ny tsy mpino ny mpino iray ary nampiditra io tao am-piangonana.Tsy asiana ady hevitra izany fa izao fotsiny ihany no andrandraina dia ny fitiavan\'Atra velona ho antsika koa aza mitodika na mivavaka amin\'ny zavatra tsy izy isika fa mandeha mivantana aminy fa hamaly anao tsy misy hambahamba izy.\"Andramo ka zahao fa tsara izy.\'
Niryna8)

49. soanja
(
05/01/2007 18:09)
Bozoro Niryna, Namaste aky fa manaja ary tsy manda ny tenindry aho ka. :P:-*:-*:-*:-*:-*:-*
50. cutie
(
05/01/2007 21:13)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-01-2007 06:20:33
Lohateny : Re : Ireo teny mahasoa NORAISIKO
karazany
:-D:-D:-D:-D:-D
ohatraohatra ve