Ireo teny mahasoa NORAISIKO
21. LazaDaddy
(
03/01/2007 01:10)
ikaretsaka> dia aiza ho aiza ao @ tantaran'i Jonah ao @ Baiboly Katolika no milaza ilay ambaranao fa misy ao hoe: satria tsy nety intsony ilay hoe "tia anao andriamanitra" ...? Sao dia mba tsy mitovy indray koa ny Baiboly Katolika vakiako sy ny vakianao?:) Sa tsy mamaky ny iray amintsika? :)
22. ikaretsaka
(
03/01/2007 01:19)
lazadaddy> vakio hatramin'ny voalohany fa aza tsiponina isan'andalana
24. LazaDaddy
(
03/01/2007 02:00)
ikaretsaka> dia aiza ho aiza hatrany am-boalohany fa toa tsy misy an'izany ilay Baiboly Katolika novakiano? Nefa mba fohy ihany ilay tantara an! :)
25. soanja
(
03/01/2007 02:57)
LazaDaddy:
soanja> mahafinaritra e! Ny ahy indray somary hafa kely satria ny Teny tsapako fa nahasoa ahy indrindra dia ny tantaran'i Jonah. Hafa kely satria mifanohitra be @ "seeker sensitive" dradrain'ny "purpose driven lies" sy ny "fake growth" ankehitriny.
- tsy niteny mihitsy i Jonah hoe: "tia anao Andriamanitra", na "Andriamanitra dia fitiavana"
- firenena fahavalo no nandehanany sy nitondrany ny hafatr'Andriamanitra
- kanefa nibebaka ihany ny tananan'i Niniveh
Ny nahasoa ahy t@ io tantara io dia hoe, rehefa Andriamanitra no avela hiasa fa tsy fihevitr'olombelona miseho ho hendry sy "politically correct" dia mahomby mandrakariva. Nahasoa ahy io hanetry tena, "pleasing God and not people".
Misaotra an'i LD nanome ny teny nahasoa azy.
Azon'i LD hazavaina ve ilay hoe "fake growth" satria relatif be mantsy ny atao hoe "fake" raha tsy mahadiso?
Marina tokoa ny teninao momba an' Jonah sy ny nandefasan'Andriamanitra azy ary tsy diso koa ny tenenin'i Ikaretsaka raha ny fahitako azy.
Araka ny volazanao tokoa mantsy fa tsy ny fihevitr'olombelona no mitondra ny zavadrehetra fa ny tanjona napetrak'Andriamaniatra ho antsika tsirairay tamin'ny nanamboarany antsika. Isan-karazany ny fiasan'Andriamanitra amintsika ary fomba isan-karazany no handraisantsika azy. Zany hoe isika rehetra dia manana mission raha tonga eto ambonin'ny tany ka anjarantsika ny mifandray amin'Andriamanitra ahafantarana hoe inona io mission natokany ho antsika io. Ka ny an' Jonah moa izany mazava dia io. Tsy mora koa anefa ny namitana izany mission izany ary misy ny fitsapana sns izay mitondra anao hanana herimpo bebe kokoa rehefa manana Azy Andriamanitra matanjaka ao anatinao. Izay no antony tsy maintsy hifikirana amin'ny fanaovana meditation sy vavaka mba ahafahanao manetri-tena araka io lazainao io dia Andriamanitra no hiresaka aminao fa tsy ny sain'olombelona na saintsika mihitsy.
Isankarazany ny fisehoan'io resak'Andriamanitra io.
Koa mahereza fa tsy mora ny asan'Andriamanitra saingy ny Fitiavana atolony koa goavana mihoatra lavitra noho izany ary tena mahasoa.
26. cutie
(
03/01/2007 03:07)
Izay no antony tsy maintsy hifikirana amin'ny fanaovana meditation sy vavaka mba ahafahanao manetri-tena araka io lazainao io dia Andriamanitra no hiresaka aminao fa tsy ny sain'olombelona na saintsika mihitsy
=D=D=D=D=D
27. soanja
(
03/01/2007 03:47)
cutie:
Izay no antony tsy maintsy hifikirana amin'ny fanaovana meditation sy vavaka mba ahafahanao manetri-tena araka io lazainao io dia Andriamanitra no hiresaka aminao fa tsy ny sain'olombelona na saintsika mihitsy
=D=D=D=D=D
Bonne Annee Cutie! Nanao ahoana aloha ny fety e?:D:-*:-* Nangina be ny tanana nilaozandry teto. Faly be zah tafampody indry.:-*:-*:-*
30. soanja
(
03/01/2007 03:55)
Tratry ny ho avy mitsingeringerina o. Miandry ahay an.Misaotra mialoha:-*:-*:-*:-*
31. ikaretsaka
(
03/01/2007 05:13)
zay no antony tsy maintsy hifikirana amin'ny fanaovana meditation sy vavaka mba ahafahanao manetri-tena araka io lazainao io dia Andriamanitra no hiresaka aminao fa tsy ny sain'olombelona na saintsika mihitsy
io ilay heo maka recul... an isan'andro aza io tsy maninon
32. LazaDaddy
(
03/01/2007 05:34)
soanja> ny "fake growth movement" dia ny tetik'adin'ny mpitondra fiangonana sasany misarika zatovo hameno fiangonana fa tsy hitaiza azy ireo.
Ohatra vitsy ao Salt lake city:
- esorina ao am-piangonana ny hazo fijaliana fa manafitohina "ny sasany" hono
- fihetsiketsehana isan-karazany no mameno fandaharam-potoana sy ampianarina. Tsy ratsy akory izany, fa ny loza dia hakelezina araka izay azo atao ny fianarana ny Tenin'Andriamanitra.
- tsy mitory teny afa-tsy ny "hafatra mandokadoka ny olona ihany"
...

33. soanja
(
03/01/2007 14:37)
LD> Sarotra be amiko ny hiteny hoe marina ny tenin'i LD na tsia amin'io resaka resahinao ambony io satria miankina amin'ny fijerin'ny tsirairay tokoa izany. Manaja tanteraka ny fahitano azy aho.
Saingy raha ny hevitro dia miankina amin'ily societe nitaizana ilay olona (background nisy azy) no tokony foana hijerena ny fomba tena efficace hahafahana maka ny fony hitody amin'i Kristy.
Oh: Raha isika gasy izao dia notezana amin'ny hoe "fahalalana onona" modesty. De mora mihitsy ny manomboka miketrika ny fitoriana teny amintsika hoe " Moromora kokoa ho an'i Rameva ny hiditra amin'ny vodifanjaitra toy izay ny mpanakarena hiditra ny fanjakan'Andriamanitra." amin'io message io ohatra dia tonga dia mahatsapa ny gasy izay mahantra fa manana anjara toeana ao amin'i Tompo izy. Vetivety aminy ny handray anjara hamaky izany Teny Mahavelona izany satria fantany fa misy anjara mahasoa ho azy ao. Dia eo ampianarana ny Tenin'Andriamanitra eo izy vao mi-decouvre hoe hay tsy vita mora toy izany le resaka fa mbola betsaka noho io ny takian'Andriamanitra.
De toy izany koa ny aty, inona ny approach matanjaka hampiasaina fa ny goal iray ihany "handraisana an'i Kristy ao anaty ka hampiharana azy amin'ny fiainana."
Dia zah mino fa io no hitako fa fomba iray hampianarana ny Amerikanina satria izy mbola kely de io no Andriamanitra keliny dia ity fidokadokafana ity. Dia any aloha no handraisanao azy fa rehefa vonona izy ka mahazo ilay teny dia Andriamanitra no hanome azy Ilay FAHENDRENA izay tiany ho hita amintsika zanany. Hainy io ary apetraka aminy izay fahatokisana azy izay fa mampianatra no anjarantsika raha toa ka izay no niantsoana antsika.
Farany fa lavabe azafady an:D Ianao ve efa namaky ilay boky "UNDER THE BANNER OF HEAVEN" nosoratan'i Jon Krauker. Io izao ny boky vakiako ary dia tena miaiky aho hoe mahavariana ny fomba andraisan'olona ny atao hoe "Tenin'Andriamanitra" satria rehefa mamaky azy ianao dia ahita fa nahoana no mbvaola betsaka ny olona ny manaraka ity finoana Mormona ity nefa izany ny zavanisy sy ny tantara ary ny vokany eo amin'ny fiarahamonina. Andriamanitra irery anefa no afaka hanome izay valiny izay satria isika olombelona dia tena complex be ny features nanamboarany antsika, indrindra ny ao amin'ny atidoha ao. Undrestanding of others no hany hitako fanafodiny ary mivavaka ho azy amin'izany safidiny izany. Mahereza Soanja.

35. ikaretsaka
(
03/01/2007 15:04)
De toy izany koa ny aty, inona ny approach matanjaka hampiasaina fa ny goal iray ihany "handraisana an'i Kristy ao anaty ka hampiharana azy amin'ny fiainana."
tsy voafetra io approche io ary miovaova be araka ny context sy ny tontolo ihainana sy ny milieu..
noho izany dia tsy misy lallana na regle hoe tsy maintsy zao le approach
ny an'ny tanora amerikanina izao io lazain'i soanja io dia izay, ny an'ny pedro mety approche hafa, ny an'ny tanala mety approche hafa mihitsy
36. soanja
(
03/01/2007 15:13)
ikaretsaka:

namaste Ikaretsaka!
37. ikaretsaka
(
03/01/2007 15:31)
fa tsy voatery hoe nety taminao ilay heo nandeha tsiroaroa niaraka amin'ny baiboly nitety tranon'olona..
dia tsy maintsy hoe izay foana
dia tsy maintsy hoe izay foana
39. soanja
(
03/01/2007 15:41)
Ny voalohan-teniko aloha dia mirahaba an'i Dongadonga tonga eto amin'ny sehatra ny fivavahana sy finoana. Faly be zah ary enga anie handray anjara matetika eto ianao. Tadidio fa mivavaka ho anao mangina ilay anabavinao ao amin'i Tompo. Soanja.
40. cutie
(
04/01/2007 01:34)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 03-01-2007 04:55:39
Lohateny : Re : Ireo teny mahasoa NORAISIKO
Tratry ny ho avy mitsingeringerina o. Miandry ahay an.Misaotra mialoha
efa lasa any :lol:
de aza himehezana a:oops: