Soa ny fiarahana- Nice

81. mbaliana ( 10/01/2007 12:06)
tywa 68 efa reraky ny namono kou...aiza no tsy ho lany... tsy andry e
82. booboo ( 10/01/2007 12:36)
Mbaliana > dein kounkou ! enao ara tary an-dakozia nanafika balahazo au coco kouh hihihihihihihi :-P....:°):°)
83. Ralay ( 10/01/2007 16:16)
zah aloha nitondra nody mintsy fa tena efa ela no tsy nihinana balahazo.:-$ sady manja nisy coco vao sambany iny an :-$
84. booboo ( 10/01/2007 17:56)
Ary izy nitondra moramora tao kay :-D:-D:-D:-D....hitako kely beee sisa nony hanasa vilany zà fa kôkam-bilany no niadianay sy Pire-noho-Mbaliana tao :-D:-D:-D
85. mbaliana ( 10/01/2007 20:20)
hay ve nitonja nody i ralay .. hitako no kely sisa ny maraina saika hanaovana petit déj.
nilay kounkou le sambos sy balahazo e..
86. ftma ( 10/01/2007 22:53)
tywa68: ilay sarin'ny voasarimakirana kosa azo alefa e :wink:
naritsimba: asa raha mba ho lasa @ izany fihaonana Mahajanga izany fa ny taty aloha tena nifarana t@pifaliana ny taona 2006 e no noraisina ampifalianany taoana vaovao.
Ralay tara foana efa ela izany mangahazo sy coco izany ko
booboo: za aza zara fa nihinana ko, ndraso ataoko hanateran'i samoana indray :wink:
misy tsy mahay manoratra dray ato izany: mangahazo fa sy balahazo izany :D
87. Samoana ( 11/01/2007 07:42)
ftma/ sarina letchi-ko aza notangosanareo admin hiala tato ka sarim-boasary ve tsy mainka hamparikivy anareo:lol:?
Aza malahelo ny lany fa hanaterako @ sobika njy rehefa mandalo za e:wink:
88. mbaliana ( 11/01/2007 19:56)
ftma hihihihii teny gasy koa akia io balahazo io .. fa zany hoe tsy fampiasa firy ao Tana hihihiihih .. tara njay njy tamin'iny
89. ftma ( 11/01/2007 22:37)
mbaliana: mbola tsy henoko izany
samoana: sary inona akia izany? mbola manta atra gamba le letchi-njy ko :wink:
ilay sarimboasarimakirana anie misy an'ixxx i booboo e
90. tywa68 ( 12/01/2007 12:40)
ftma : samy te hi-jery sary dhl anie fa inon no alefa eo ? lay voasary makirana be d be zany ? na ilay paysage favy be ?
91. ftma ( 12/01/2007 16:26)
tywa68: izy roa ko za tsy mahay mandefa raha tsy izany nalefako :wink: le isika nitaninandro iny ko azo alefa saingy manjary misy lany lamody ilay maillot an'i ...
ary nisy nanafina ve jonyrapida sy rapahdago sy ialimalala no tsy mba hita eto e :lol:
92. booboo ( 12/01/2007 16:45)
ftma > :-D:-D:-D:-D
93. watafon ( 12/01/2007 17:22)
ftma: nareo kosa nama d tsy mba mampiseho sary na dia iray ftsn aza anie e!
94. mbaliana ( 12/01/2007 19:04)
ftma koa mitady ny tsy hita...antsoy izy any akaikinareo any ihany ry zareo koa...
watafon.. hihihihi :-$:-$
95. ftma ( 13/01/2007 00:32)
watafon: hapisehoko sary privé rehefa ... fa aza miteniteny an
mbaliana: hitako anie ry zareo fa eto izy no tsy hita e
96. fijo ( 13/01/2007 05:50)
ary aiza le sary e? za mantsy tsy tonga tany ka mba te ahita
97. ftma ( 13/01/2007 09:21)
fijo: ary taiza tokony nefa ny Marseille nanafika taty, mody mamangy an'i samoana de mahita sary :wink:
98. mbaliana ( 13/01/2007 20:32)
fijo sary tsy azo avoaka eto daholo no misy ka aleo ato toy ny tsy misy :-D:-D
99. Samoana ( 13/01/2007 21:17)
sary XXX ! hihihi
100. watafon ( 14/01/2007 13:22)
ftma: tsy azoko ! :-D:-D:-D:-D:-D
mbaliana : fa maninn no :-$:-$:-$:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3487