Soa ny fiarahana- Nice
41. ftma
(
04/01/2007 12:26)
ary jonyrapida sy rapahmada toa tsy henoheno e sa nivily lalana ko :wink:
42. Samoana
(
04/01/2007 14:50)
ftma/ ary nampidirinjy handia kilalaka ihany ve ikala "teloampiana1" sa ahoana:lol:?
mich/ totorevy tkoa sefo io kah ! Mbola ezahina tantaraina eto ny menu rehetra e:wink:
tywa/ rehefa mankany @ mpanety za dia mba hangataka atao "coupe sambos" :D
mich/ totorevy tkoa sefo io kah ! Mbola ezahina tantaraina eto ny menu rehetra e:wink:
tywa/ rehefa mankany @ mpanety za dia mba hangataka atao "coupe sambos" :D
43. mimich
(
04/01/2007 15:36)
ftma> de tantarao le fifosana ary ee!!! tena nievona mihitsy aho , nataoko ho voan'ny sery aza kay zany voafosa hihih!!!!!!
samoana> tena mahay izy ka!!!
:-D:-D coupe sambos, de manao ahoana loatra re ny endrik'izany sambos izany ee!! toa halaina tahaka hatao coupem-bolo mihitsy
samoana> tena mahay izy ka!!!
:-D:-D coupe sambos, de manao ahoana loatra re ny endrik'izany sambos izany ee!! toa halaina tahaka hatao coupem-bolo mihitsy
44. mbaliana
(
04/01/2007 17:06)
samoana sy ftma> iza koa ity "teloampiana1"
ftma> fa firy moa le bezesta tany e... toa iray ihany ka.. sa tsy zany mialani2?
samoana sy tywa> anga ataonareo coupem-bolokoaa ny coupe sambos hihihihih iny njay no tsy hitako
mimich hihihihihi efa io asehon'i booboo io e

45. ftma
(
04/01/2007 19:30)
mimich: njy sy samoana hono nifosa ahy t@ izy tany de mba anjaranay indray mifosa anjy de rehefa any dray za fosaintsika samoana :wink:
hay lasa lamody ilay copue sambos :D
mbaliana "teloampiana1" = efatra, nisy bezesta roa anie tao e
samoina: mbaliana sy ralay no tao ambaravarana tao ka asa raha nampidiriny ihany
booboo sy "xxx mpanendy" mbola tsy hita ihany sa very lalana ko

46. mialani2
(
04/01/2007 20:25)
ary tena mety very lalana ngamba ry journalista hihihihh!!!!!!! ary mety mbola varina mikepoka sambos andalana any de taraiky any
47. Ralay
(
04/01/2007 21:01)
Lasa lamody vao² zao ny coupe-mbolo sambos fa tena hametrahako brevet iny kle hahahaha:-D
48. Ralay
(
04/01/2007 21:01)
Tena masiaka ilay tresorière fa tsy azo hanaovana vinany fa tsy mahafantatr'ol mintsy an
49. cutie
(
04/01/2007 21:59)
cutie: tsy mety izany fety tsy misy olona izany, manjary lasa resaka saka fontsiny ny resantsika ato
hihihihi
ka lasa ocp be njy de lasa adino za koa:-D
50. mbaliana
(
04/01/2007 22:35)
iza ihany ary iry teloampiana1 ity?
ralay> tsy dia le tresorière loatra no nasiaka fa le mpiandry varavarana e videur no tena efficace...
mialani2 lasa journaliste ve iny hahahahhahaa =))=))
ralay> tsy dia le tresorière loatra no nasiaka fa le mpiandry varavarana e videur no tena efficace...
mialani2 lasa journaliste ve iny hahahahhahaa =))=))
52. sasa
(
05/01/2007 07:54)
Fa mety hoe miampy ny ekipa hifosa refa tonga aty njy hi hih ihihihi:-D:-D:-D:-D
53. tywa68
(
05/01/2007 08:57)
mimich > ilay coupe sambosa anie tsy hoe inona fa asorina ilay mihoatra @ paty iny dia niomehezandry zareo hoe misy manapaka @ hety mihitsy !
54. booboo
(
05/01/2007 10:54)
mialani2 > aaaahahahahaha, mijery sary zà ato fa azo tsara mitsy enao lé miala any :-D:-D:-D:-D
mbaliana > zay vao tonga zà fa nivily lalana kounkou :°)
tywa68 > zà kou klou tsy mbola bahita sambos haute couture ôtra ireny e hihihihihihihihi
mbaliana > zay vao tonga zà fa nivily lalana kounkou :°)
tywa68 > zà kou klou tsy mbola bahita sambos haute couture ôtra ireny e hihihihihihihihi
55. ftma
(
05/01/2007 11:44)
tongasoa booboo sy xxx
sasa: lasa tsy ifosa raha lasa 3 isika no miaraka ko :wink:
za aloha tsy mba nihinana ilay sambos haute couture e
tywa68: aza ampianarina manety izany mimich fa loza eo
sasa: lasa tsy ifosa raha lasa 3 isika no miaraka ko :wink:
za aloha tsy mba nihinana ilay sambos haute couture e
tywa68: aza ampianarina manety izany mimich fa loza eo
56. xxx
(
05/01/2007 12:17)
misaotra fa nahafinaritra ny tany St Jean Cap ferrat; rahoviana indray ny manaraka ?
xxx "pire
xxx "pire
57. mimich
(
05/01/2007 12:34)
merci tywa
ftma> aleo kosa mba hianarana ee!! tsy asiana loza fotsiny:-D:-D, sao de voahety h@ tsinainy ve sa????????:-D:-D:-D:-D de manome coupe hafa vao2 njay
booboo> avoahy am zay le tena sary fa fa mbola 01/01 anie fa tsy 01/04 eee!!!

58. ftma
(
05/01/2007 13:06)
xxx "pire noho mbaliana" mahazo tonga foana anie toi e sady mbola feno voasarymakirana ato, atao mitondra boule samoana de raikitra dray
mimich: mampalahelo eo njy raha tsy mety le coupe ko andraso an'i tywa68 anao azy
mimich: mampalahelo eo njy raha tsy mety le coupe ko andraso an'i tywa68 anao azy
59. mbaliana
(
05/01/2007 13:20)
ftma nahazo invitation manokana i Pirenohoza... aoka kely fa ze niaraka rehetra tany tokony hiaraka hiverina daholo :-w:-w
xxx pirenoyza mbola misy sary tsy nalefanao aty amiko mihitsy ... andraso fa alefako amin'ny hafatra ao amin'i journaliste e
booboo> taiza njay njy no nanao mission e?
samoana>iza le teloampiana1 e?
xxx pirenoyza mbola misy sary tsy nalefanao aty amiko mihitsy ... andraso fa alefako amin'ny hafatra ao amin'i journaliste e
booboo> taiza njay njy no nanao mission e?
samoana>iza le teloampiana1 e?
60. Samoana
(
05/01/2007 14:04)
ftma:
za aloha tsy mba nihinana ilay sambos haute couture e
hitako tsara fa le speciale couture namboarin'i mbaliana no nohanindry=))
mbaliana/ ndry no te hatory nandroaka anay sy ftma de tsy nandre ny tantara angamba:P
xxx/ mikotrana boulemakirana mafy angà mba tsy ho pirenoizà? hehe