NY FITIA......mampitomany.....

41. fasaly ( 08/01/2007 13:30)
andry08 tomany mifangaro fitshtsika mahery vaika = fahatezerana hafa kely:wink::-D:-D:-D

fiffi: ka atao ahoana refa marary fa de mody atao hoe tsy marary sao wain eo:wink::-D:-D
42. Harix ( 08/01/2007 14:30)
Raha hitako aloha dia ny fitiavana sy ny vokany dia zavatra zay mety ho hita aneritreritra kanefa io raha ankinina amin'ny Malagasy dia ao ny lahatra izay hita fa tsy azo ovana na hiala amin'ny vokany izay mety hiseho.Amiko ny fitiavana dia azon'olona tsirairay ny manao azy amin'ny fomba izay tiany.Fa io aloha nizaniza milaza fa tsy ho lavony fitiavana indray andro any dia mitenena fotsiny hoe(a suivre raha misy mamaly azafady)
43. fasaly ( 08/01/2007 16:02)
:°):°):°) ny ahy à suivre!........
44. xxx ( 08/01/2007 21:28)
:cry::cry::cry:
45. pissoa ( 08/01/2007 21:32)
Oujy, fa maninn i xxx ? :roll::-D
46. fasaly ( 08/01/2007 21:39)
:-D:-D:-D
47. Fiffi ( 09/01/2007 14:16)
fa misy inona ry xxx ? ndryyy ..toa malahelo mafy zato ianao ?
48. josvoh ( 17/01/2007 11:51)
Toa tsy fanao @ lehilahy ny mampiseho fa tena tara aminy ianao :} Fa iny noho alikainy anao:cry: Ny fitia...:cry: Makarary sady mampandrandra(l)Mafy izany tena tia izany:!::!::!:Tiako ilay namako :* Fa izy tsy izany no tadiaviny :idea:
49. fasaly ( 18/01/2007 06:57)
de omeo azy zé tedaviny fa mety hitombo ny fitiavany anao:°);-)
50. josvoh ( 18/01/2007 12:29)
Sendra indrisy manko [ :oops: ] Azoko omeko azy daholy izay tadiaviny :} - :arrow: =Fa tsy izaho mihintsy noho tadiaviny :!: :!: :!: : Raha atao ny fandinihana :idea:
51. Fiffi ( 20/01/2007 09:29)
fa maninona hoe i xxx no :(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.109