NY FITIA......mampitomany.....
21. fasaly
(
02/01/2007 10:04)
marina mitsy ny an'i fiffi tsy hoe fijaliana fijaliana ny tomanim-pitiavana kosa e!:wink:
prime: misy tomanimpitiavana tena hummmm! be an:wink:fa tsy fijaliana we in akory fa fijalina tsy mahita azy isantsengodra angamba:P:-D:-D:-D
prime: misy tomanimpitiavana tena hummmm! be an:wink:fa tsy fijaliana we in akory fa fijalina tsy mahita azy isantsengodra angamba:P:-D:-D:-D
22. Charlie
(
02/01/2007 10:43)
(l)za aloha amin'izao d tena mitomany e! nefa misy zavatra hafa te hivoaka ato anatiko mameno be ny foko dia aleoko mitomany (l)(l)fitiavana izany e!:D:o
25. sakaizakely
(
02/01/2007 16:37)
fiarahana feno filafila dia mampitomany. Tsy fitiavana izany ka :roll: :roll:
26. titis
(
02/01/2007 16:48)
Rehefa tena tiana ny olona iray ka mampifilafila ny iray dia izay le mampitomany ,maharary ny fo .Mahatsapa tsara ianao zany hoe misy ilay fitiavana matoa mitomany fa raha olona tsy tiana tsy mampitomany zany mihitsy kosa aloha e!:wink:
27. sakaizakely
(
02/01/2007 16:58)
Ka rehefa hitanao fa mampifilafila ve izy na tina sahala am'n'inn aza ve de iaretana eo ? Ny fo anie tanalahy hoy ilay mpihira izay e :-D:-D
28. fasaly
(
02/01/2007 17:33)
raha samy tia fa tsy mifakahita fa mifanembona eny ohatra am sovenir kely nisy dia in no mampitomany:wink:(l)
29. Fiffi
(
02/01/2007 18:06)
titis:heu....nefa ve mba tsapan'le olona koa hoe matoa le raika mitomany de midika zany fa tena tia...satria tsy hitomanimany foana @ tsy misy antony izy...
Rehefa tena tiana ny olona iray ka mampifilafila ny iray dia izay le mampitomany ,maharary ny fo .Mahatsapa tsara ianao zany hoe misy ilay fitiavana matoa mitomany fa raha olona tsy tiana tsy mampitomany zany mihitsy kosa aloha e!:wink:
sakaizakely: heu...miharitra angamba satria zany no tena hatao hoe tia ?
30. zandrikely
(
03/01/2007 21:56)
ty ko misy hira
maro be ny fanontanina
hoe viavy maro da hitomanina
ny fosafosa n'olo aby e
hoe lehilahy tsy amin'azy
io fitiavana io da mampitomaany e
oyeeeeee sady marary eeeeee
omeko kado zay mahita azy ro
maro be ny fanontanina
hoe viavy maro da hitomanina
ny fosafosa n'olo aby e
hoe lehilahy tsy amin'azy
io fitiavana io da mampitomaany e
oyeeeeee sady marary eeeeee
omeko kado zay mahita azy ro
33. fasaly
(
04/01/2007 07:25)
ié! zà konetaka be refa tezitra fa tsy mahavita mitatatata fa tonga de ranomaso tovozina:oops::^)
35. Fiffi
(
07/01/2007 13:37)
hummmm....raha tezitra ve de ahavita mandatsa-dranomaso fa tsy mikikiaka na heu....rommtra be de lasa miakatra ny rà de....
36. booboo
(
07/01/2007 18:21)
Fiffi > zà klou marivo ranomaso e, refa tezitra kounkou dia iny fa milatsaka izy eeeeee :°)
37. fasaly
(
07/01/2007 18:35)
ié! fiffi: zà try mahavita mikikika fa toundé lasa mitomany avy eo vao manipy entana sy mandaka varavarana:?
38. Fiffi
(
07/01/2007 22:39)
koh tsy vao maika ve hitomany be satria narary indray ny tongotra nandaka ny varavarana ?
39. zandrikely
(
08/01/2007 12:16)
dia mande any @ dokotera na carrefour mijery solda na tongotra ra tapaka ny tongotra e
40. andry08
(
08/01/2007 12:26)
misy olona tsy hita hoe tezitra fa mitomany fotsiny na mamono an!Hatezerana hono io!:?::?:nefa asa aloha e!
