misy olona de tsisy atao mihitsy ato
41. toovs
(
22/12/2006 10:51)
zay aloha fa hanao zavatra hafa amin'izay aho e.
am manaraka indray fa vita izay ny fialamboly.
mzotoa daholo e
am manaraka indray fa vita izay ny fialamboly.
mzotoa daholo e
42. booboo
(
22/12/2006 10:52)
bref tsra ny miala voly eto nefa mba eritrereto koa ny mba hahatsara ny asa ataonareo zay miasa. aza faly manana connexion fotsiny. matoa mamorona asa ny mpampiasa de fantaro fa mila bénéfice avy amin'ny mpiasany izy. raha tsy izany tsy misy olona adala eo ka hamoona asa tsy hahazoany tombony.
aza mi-sous estimé ny fampiasan'ny hafa ny coco-ny sy ny fotoany...
43. xxx
(
22/12/2006 10:57)
toovs a, inona ary no mahataitaimbômbina anao @ mpampiasa hafa e? izy aza tsy taitra akory! raha perte izy dia ianao ve no voa? raha izay dia omeko raison tanteraka ianao.
44. diamondra27
(
22/12/2006 11:31)
miarina:
Ary mahay miresaka le diamondra io a ... haiko aloha fa ianao dia anisany ilay voalaza e. Sady nenao forum bdb no aitana anao (ohatra hoe Dago Sound Radio)
Mbola miverina @ity ihany aho fa ianao no nihevitra an'io fa tsy toovs.
Sady tsy eto @ sera² ihany aho 24H/24 fa mivezivezy mitady izay mahasoa ahy.
Raha be fialonana ianao araka ny voalazanao atsy ambadika dia aleo resahantsika any ambadika fa tsy eto.Fa manjary voafafa eo ity size milay be ity.
Ny tian'i toovs lazaina dia hoe: hita eto foana ilay vhv, ary raha mandinika ianao dia tsy eto foana aho fa mba manana ny asa aman-draharaha ataoko, tsy mamaly forum isak'izay mivoaka fa misy size éviter-ko satria fantako fa blabla izany tsy important amiko.
Sao de mba love tamiko ary toi de tsy nahazo de eto no manala azy?:-D:-D
Raha izay no ifanarahana dia ndao hifanala fa milay be io an!
45. Fiffi
(
22/12/2006 12:46)
tsy hitako ry zareo zay hidirana @ fiainan'ny olona @ zany an ! samy olon-dehibe daholo ry zareo ka mahafantatra ny hataony ! Ary matoa mbola tsy voaroka t@ asany le olona de nanao ny asany ara-dalàna izy zany de mba afaka mi-forum eto.....
46. fasaly
(
22/12/2006 17:16)
toovs:
naritsimba:
toovs> matoa ise mahamarika fa hoe misy olona tsy misy atao matoa miditra eto foana dia ise koa izany tsy misy atao afa-tsy ny mijery izay soratany foana.
naritsimba sy fiffi: za ngah hoatra anareo ka mila fotoana ho laniana bedebe vao hahay hanamarika an'io zavatra io. 5 minitra anatin'ny 1 andro ra be indrindra de mahatsikaritra fa misy olona tsisy ato raha tsy ato.
marihiko aminareo aloha fa za mbola tsy mpiasa ka ny fotoana ariako dia faty antoka ho ahy manokana fa tsy toy ny an'ny mpiasa. faharoa 2 fois par semaine aho en moyenne no miditra ato ka asa na foana na indraindray no filaza an'izany.
la enao aza izany, 2 fois par semaine no mitsofoka eto ary en 5 mn fotsiny dia ahoana no hitsarànao sy ahitanao anlay vehivavy hoe eto foana isan'andro 24/24 mandany andro sy tsy manao ny asany ara-dalàn fa manambàka patrô! ???:roll: mampieritreritra....:-w
47. Fiffi
(
22/12/2006 17:29)
fasaly::-w:-w mampiheritreritra marina .......
la enao aza izany, 2 fois par semaine no mitsofoka eto ary en 5 mn fotsiny dia ahoana no hitsarànao sy ahitanao anlay vehivavy hoe eto foana isan'andro 24/24 mandany andro sy tsy manao ny asany ara-dalàn fa manambàka patrô! ???:roll: mampieritreritra....:-w
49. soanja
(
22/12/2006 19:09)
toovs:
naritsimba:
toovs> matoa ise mahamarika fa hoe misy olona tsy misy atao matoa miditra eto foana dia ise koa izany tsy misy atao afa-tsy ny mijery izay soratany foana.
naritsimba sy fiffi: za ngah hoatra anareo ka mila fotoana ho laniana bedebe vao hahay hanamarika an'io zavatra io. 5 minitra anatin'ny 1 andro ra be indrindra de mahatsikaritra fa misy olona tsisy ato raha tsy ato.
marihiko aminareo aloha fa za mbola tsy mpiasa ka ny fotoana ariako dia faty antoka ho ahy manokana fa tsy toy ny an'ny mpiasa. faharoa 2 fois par semaine aho en moyenne no miditra ato ka asa na foana na indraindray no filaza an'izany.
Time management no hitako tianao resahina angamba ry Toovs. Zah mino fa olon-dehibe daholo ireo voaresaka ireo. Ao anatiny koa zah satrai mpatetika mpanketo aho.
Fa ny zavatra tena tsara hotadidiantsika dia responsable amin'ny zavatra ataony ny olona iray na dia manana liberte aza izy amin'izay ataony any. ka za manahy fa raha toa ka misy ny tsy famokarany na olana dia izy ihany no voa fa tsy ianao mihitsy ka aleo izy hahalala izay ataony. Nefa na izany aza da mila mahalala mitsinjo ny hafa koa, satrai raha very no ho ny adalanao ny orinasa dia ny rehetra no voa. Rha izany dia ratsy fanahy tokoa ny olona irya raha manao izany. Aty aminay moa izany dia migadra le olona raha tratra ka niniana le izy.
Raha manana izay toe-tsaina izay hoe samy mahalala izay atoany ary mandray andraikitra amin'ny vokany ary mitsinjo ny hfa lalandava izay isika rehetra dia miodina tsara ny orinasa satria matetika na mpiasa mpamafa trano na patiro dia samy te hampahariatra ny asa iray raha tsy hoe efa misy kakay ao.
Izay ny any ampiasako dia milamina ny tanana: -Responsability and Consideration
Ilay resaka zavatra tsy misy dikany indray no voresaka eto na valiny dia atao akory fa tsy mtovy aby ny IQ intsika ato sy ny experiences nandalovana dia fahafantarana na fahatsapana izay tsapany no tokony hananatsiak ary tsy fanomezantsiny. Mandalo vetivety mantsy ity fiainana ity ka aza de kizitina amin'n zavatra minor fa lalovy fotsiny ny hafany raha hita fa tsy dia manaitra anao loatra.
Izy ny avy aty amiko fa lavabe. MISAOTRA NAMAKY DE MERRY XMAS ABY.
50. xxx
(
22/12/2006 19:54)
Tsy hitako izay olan i toovs.
Izaho manana ny asako tsara ary manao ny asako tsara aho any ampiasana. Rehefa ato antrano aho dia manketo ary mandany adiny iray sy sasany eto isanandro ka h@ adiny roa eo. Ny zavatra hafa vita ihany koa.
ka tsy hitako mihitsy ilay olan i rangahy.
samy manana ny ataony avy ireo olona ireo ka tsy hitako izay manahirana andrangahy amin izany ka hanaovana size eto. Ny size ataonao ary tsy dia hitako loatra hoe mankaiza loatra miolotra @ size ny sasany. :-@

51. diamondra27
(
23/12/2006 08:19)
xxx:

Mba constataion ny azy fa njy ihany no mitondra ny fiainanjy akia a!
raha eto no ahitandry fahafinaretana de ataovy.
Tsy hanome sakafo anjy akory toovs raha tsy ho eto njy.
De ataovy tsara ihany koa ny asanjy fa sao de tsy misy hividianana kilalao ho any zenfants @zao noely zao fa ary ambadika dadabenoely tsy mi-existe satria 25 Déc tsy noely hoe.
Zay fa de samy manala azy eto zany e!
za zao manalatao ato ho ato de tsy hita tsony eto klé
Miala tsiny @ mpankasitraka.
52. Fiffi
(
23/12/2006 21:11)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
53. andry08
(
24/12/2006 13:08)
Ny marina aloha dia rehefa tsy misy hatao aho dia eto e! Nefa anie ny hatao dia tena betsaka ka!Ny masoandro maty no mampalahelo e! Fa raha afaka miditra eto foana ny olona dia tsara ho azy izany.
:D
Fa joyeux noël aloha i Fiffi sy izay rehetra eto e!
Indrindra ilay olona eto foana andro aman'alina hihihi!:-*:-*:-*
:D
Fa joyeux noël aloha i Fiffi sy izay rehetra eto e!
Indrindra ilay olona eto foana andro aman'alina hihihi!:-*:-*:-*
56. naritsimba
(
26/12/2006 09:50)
toovs> ny ahy izao dia sady miasa aho no miditra eto.
raha misy fotoana moa dia miditra rehefa any an-trano, ny irariana dia ny hahavitan'ise tahaka ahy, sady vita ny asa, no mandeha ny resaka ato, no mahazo tombony ny orinasa iasako, tadidio fa raha asa mikasika ny fifandraisana na ny fitaizana ny mpiara-miasa no ho hitan'ise ao aoriana dia ho tsapan'ise fa tsy ampy ilay fotoana hidirana eto. Tadidio fa ny fitaizana dia tsy voafetran'ny 5 minitran'ise izany, fa isan'andro, isan'ora, isa minitra, isa-tsegondra, koa raha raisin'ise ho fitaizana no eto dia malahelo ise raha tsy miditra eto, fa raha raisin'ise ho fandanian-andro, dia maty antoka tahaka an'ise miditra eto na dia 5 minitra aza, aleoko tsy mandany vola namandany fotoana raha tsy misy antony ny idirako eto.

57. xxx
(
26/12/2006 16:11)
izaho koa mitovy hevitra @ toovs ihany, aza atao mahatezitra fa indraindray eto dia misy hita hoe eto foana tontolo andro, ohatran'ny lasa drogue angamba ilay izy na dépéndance.
Ka aza atao mahatezitra ho aho fa jereo ihany sao dia tafahoatra . Mba "conseil d'ami" e
Ka aza atao mahatezitra ho aho fa jereo ihany sao dia tafahoatra . Mba "conseil d'ami" e
58. fasaly
(
26/12/2006 16:30)
:roll: azy re zany a! samy manao zé tiny sy manao zé mahafinaritra ny sainy , na eto foana 24/24, 7/7 aza azy izany tsy tokony hidiran'ny hafa, araka ny voalaza etsy ambony hoe refa mbola manaja ny hafa sy manaraka ny fitsipika...
59. Fiffi
(
27/12/2006 17:51)
fasaly:zah mba gaga !
:roll: azy re zany a! samy manao zé tiny sy manao zé mahafinaritra ny sainy , na eto foana 24/24, 7/7 aza azy izany tsy tokony hidiran'ny hafa,