misy olona de tsisy atao mihitsy ato

1. toovs ( 21/12/2006 15:51)
mba mandinika ny olona mandray anjara ato aho ho ah de tena misy olona ato foana isan'andro. de mandray anjara sy mamaly amin'ny hevitra rehetra eny fa na de tsisy texte hosoratana akory ary.
mba lasa ny eritreritro hoe mba miasa amin'ny inona loatra ary inona no plasinizany olona izany any @ fiasany any. ny azoko tenenina aloha de toa manenjika record mba ho mpanoratra sy mpandray anjara io olona io ka de mamaly na de tsisy hatokona aza; ra izaho no mpampiasa an'io de tokony ho roahina tsy ampihambahanmbana fa tena tsy concentré amin'ny asany à 100% ka mamono antoka. ny fotoana ange volamena e. tsy mahagaga ra tsy de mandeha loatra ny raharahampirenena raha be ny olona manao hoatra an'azy io. marihina moa fa de mitondra pseudo vehivavy izy io
novalian'i Fiffi ny 27/12/2006 17:51
2. fasaly ( 21/12/2006 15:55)
:°) ka izay no tsy naha -patrô an'i toovs zany...:°)
ka tsy de hitako lotra ny olana amzany alou hatramzao fa izy aza manana fotoana ny hamaliana kou! raha resaka reccord inona no olana raha azony izany:wink:
iza kay lay ps????:wink::-D
3. tslem ( 21/12/2006 15:58)
:roll:sao d mialona kosa ary i toovs zany e;ary enao afaka mamaky an lé dinika koa mba aôna? sao d enao no tena tokony ho roahina sa te ho record fa tsy lasa :-D:-D
4. diamondra27 ( 21/12/2006 16:22)
marina kosa izany e!
tsy manamarina ny propos-ny za fa manamarina ny constatation-ny hoe: misy io zavatra lazainy io ary hitan'ny be sy ny maro fa tsy lainga.
Après chacun interprète à sa façon.

Raha patron za de mety tsy roahiko izy fa mety mitady kil ho ahy sy mitady contact , izany hoe: apetrako eo @ placen'ny relation publique sy communication hihihi
fa kosa tokony zavatra tsara no lazainy mampandroso ny entreprise fa tsy resaka privée na personnelle.
Dans l'intérêt ny société :wink:

Nisy sondage natao fa ny vhv hono be resaka noho ny lhl
Mazava ho azy izany raha ny vhv io olona io.

Avelao izy mba hanao ny sitrapony e!
Tsy aleo ve mba manala azy eto izy toa izay droguée na toxi na prostitue, na mpilaiso na criminelle etc...
Fa kosa ny angatahiko aminao ramatoa dia aoka mba ho fampandrosoana ny avoakan'ny vava fa tsy tsikera fanaratsiana. Tsy midika akory izany hoe: mpitsikera ianao.
Tsara ny tsikera natao hampandroso.

Ny tiako lazaina dia tandremo ny vava avoaka fa ny teny dia mamono, misy fiatraikany be @olona.
Asakasakao @ fampiasana azy. Anao ny safidy
5. miarina ( 21/12/2006 16:24)
Ary mahay miresaka le diamondra io a ... haiko aloha fa ianao dia anisany ilay voalaza e. Sady nenao forum bdb no aitana anao (ohatra hoe Dago Sound Radio)
6. fasaly ( 21/12/2006 16:30)
hifanapotsipotsitra vômaso eto ndray izany kou!:x:?8O
7. booboo ( 21/12/2006 16:38)
Fasaly > hihihihihihi

Toovs > dé maninona kay ? fiainam-porum aby zany. Refa manaraka ny fitsipiky ny namana/forum dé zay. Sa mampisy olana manokana @ fiainanao ? :roll:
8. hery ( 21/12/2006 16:46)
Ny hoe misy atao sa tsisy aloha dia samy manana ny ataony. Zah zao dia eto no asako dia eto foana aho izany na miasa aza... ary raha vao tsy eto aho dia voaroaka :-)

Faharoa dia marina io lazain'i booboo io. Rehefa mbola manaraka fitsipika izy dia tsisy azo atao na dia mandreraka be aza. Mety tsy fantany koa hoe mandreraka raha tsy mahita hafatra tahaka izao izy. Lazao aminy fotsiny kosa anefa hoe inona ilay tena mandreraka.

Farany. Vao no-verifier-ko mihitsy fa tsy mampitombo isa ao amin'ny namana.serasera.org ny famaliana eto amin'ny forum. Site anakiroa samihafa ireo. Raha mamaly bedabe eto dia mitombo fotsiny ny statistika forum fa tsy mitombo isa mihitsy. Koa raha heverinareo hoe eto no mahabe isa izay olona resahinareo dia diso ianareo :-)

Mazotoa mi-forum daholo e.
9. Samoana ( 21/12/2006 16:51)
toovs:

mba mandinika ny olona mandray anjara ato aho ho ah de tena misy olona ato foana isan'andro. de mandray anjara sy mamaly amin'ny hevitra rehetra eny fa na de tsisy texte hosoratana akory ary.


mitovy ihany izany nareo ( na isika:D) saingy nareo mody miasa sy mody mamaky ary mody tsy mameno ny mombamomba anareo fotsiny:wink:



10. kelly13 ( 21/12/2006 16:52)
za klou d mamaly e, ze faly faly ze tsy faly bof, tsy faly!!! ze tiko no ataoko fa tsy ze tin'ny hafa no nde ataoko, ary za manara dalana :wink:
11. soanja ( 21/12/2006 16:54)
toovs:

mba mandinika ny olona mandray anjara ato aho ho ah de tena misy olona ato foana isan'andro. de mandray anjara sy mamaly amin'ny hevitra rehetra eny fa na de tsisy texte hosoratana akory ary.
mba lasa ny eritreritro hoe mba miasa amin'ny inona loatra ary inona no plasinizany olona izany any @ fiasany any. ny azoko tenenina aloha de toa manenjika record mba ho mpanoratra sy mpandray anjara io olona io ka de mamaly na de tsisy hatokona aza; ra izaho no mpampiasa an'io de tokony ho roahina tsy ampihambahanmbana fa tena tsy concentré amin'ny asany à 100% ka mamono antoka. ny fotoana ange volamena e. tsy mahagaga ra tsy de mandeha loatra ny raharahampirenena raha be ny olona manao hoatra an'azy io. marihina moa fa de mitondra pseudo vehivavy izy io


Enga anie mba tsy ho zah izay olona izay ry Toovs. Saingy na zah koa aza dia aza manahy fa miodina tsara ny asa ato ka. Mahazo tombotsoa tsara ny rehetra rehetra manome toky anao aho. :-*:-*:-*
Mba mahatamana ahy fotsiny ny ato amin'ny serasera ary mahazo tombony be koa zah misera eto toy izay any an-kafa. Merry Xmas!


12. salmo ( 21/12/2006 17:00)
Fa angah mou rehefa eto de tsy milay?
13. Samoana ( 21/12/2006 17:10)
Hoy Toovs/ra izaho no mpampiasa an'io de tokony ho roahina tsy ampihambahanmbana fa tena tsy concentré amin'ny asany à 100%


Ity serasera ity no mbô vôtamina mampavitribitrika ny namana sasany hiasa bebe kokoa Ratoovs a ! Ny mpampiasa no matiantoka raha tsy avela manketo intsony "izahay":D
14. fasaly ( 21/12/2006 19:21)
samona::Pzà kalou vao mifoha de manokatra eto fa tsy mety de lasa de am alina ndray no eto fa mahazo force mitsy an! force caché:wink::-D
15. soanja ( 21/12/2006 20:17)
Zah zao tena tsisy atao mitsny androany de eto foana fa eto no mahafinaritra ahy. :wink:
16. Fiffi ( 21/12/2006 20:34)
soanja , fasaly: zah mba gaga ! fa tsy hitako hoe aiza ny olana ? heu..raha tsy hoe mpiasan'i toovs nga le olona de tsy misy vita ny asany de manaiky aho....io le nahatonga an'le dinika hoe "forum quand tu nous tiens" ! :-D:-D:-D
17. Fiffi ( 21/12/2006 20:46)
Samoana:
saingy nareo mody miasa sy mody mamaky ary mody tsy mameno ny mombamomba anareo fotsiny:wink:
hummm....iny indray no tsy hitako ! :wink::-D


18. Rasiligaoma ( 21/12/2006 20:51)
izaho aloha vao haingana no mpiserasera fa heoko fotsiny ny lazany ..
fa tratra koa aho e
19. soanja ( 21/12/2006 21:19)
Rasiligaoma:

izaho aloha vao haingana no mpiserasera fa heoko fotsiny ny lazany ..
fa tratra koa aho e


Tsy misy maharatsy ny eto mitsiny Rasiligaoma satria tena mahaafaka andro eto sady mampivoatra. Any antokotany any izao aty aminay mandanezy be dia iza no te ho frizy any?


20. Fiffi ( 21/12/2006 21:41)
soanja: zah mba gaga ! tsy hitako aloha zay maharatsy ny eto eh ! soahiany aza fa mba misy an'ity ....sady zao ririnina be frizy be zao de mba eto aloha no manafana ny forum ! sady forum koa ange ity eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1141