misy olona de tsisy atao mihitsy ato

21. fijo ( 21/12/2006 21:47)
avelao letsy ny olona hiresaka an,za koa teto dia efa nisy nanao io tsikera io.ary dia nanoratra taty amiko mihintsy moa le olona,rehefa tena niresaka anefa izahay roalahy,dia gaga izy,fa za aza miasa be lavitra noho izy.ary tena tsy nampoiziny akory.
ka milamina isika fa serasera anie manamaivana e.
22. soanja ( 21/12/2006 22:09)
Fiffi:

soanja: zah mba gaga ! tsy hitako aloha zay maharatsy ny eto eh ! soahiany aza fa mba misy an'ity ....sady zao ririnina be frizy be zao de mba eto aloha no manafana ny forum ! sady forum koa ange ity eh !

Fiffi >:-*:-*:-*:-* hatrany hatrany aky a.

23. diamondra27 ( 21/12/2006 22:11)
miarina:

Ary mahay miresaka le diamondra io a ... haiko aloha fa ianao dia anisany ilay voalaza e. Sady nenao forum bdb no aitana anao (ohatra hoe Dago Sound Radio)

na voalaza aho na tsia aloha dia io voalazako io ny ahy , tokony hitandrina rehefa mamaly fa ny teny manindrona , mety mamono, mety hitondra fifaliana na fiadanana ho an'ny hafa.
Mahaiza mampiasa azy.

Hay ianao zany mpandehandeha koa raha izany koa

Za ndray aloha de tsy maintsy mijerijery rehetra rehetra e! zara misy an'ity internet ity hahazoana mampitatra saina sy hahafahana manao zavatra izay tsy hain'ny ntaolo taloha.

Ngah miarina mihaino DRS? Mazotoa de tandremo aza tsy mihaino ny rubrique-ko refa mandeha le izy an!:-D:oops::oops:

Raha misy ny fotoana dia mijery ze mahasoa e!
mba manala ihany koa.

Miarina zany tsy tia ahy fa tsy mahavita asa aho.
Raha mba fantatrao manko ny zava-bitako(misy tsara misy ratsy), ndao mba hiaraka aminay hanao zavatra mampandroso.
24. diamondra27 ( 21/12/2006 22:12)
miarina:

Ary mahay miresaka le diamondra io a ... haiko aloha fa ianao dia anisany ilay voalaza e. Sady nenao forum bdb no aitana anao (ohatra hoe Dago Sound Radio)

ary ianao mahita sopapa an!
25. diamondra27 ( 21/12/2006 22:17)
fijo:

avelao letsy ny olona hiresaka an,za koa teto dia efa nisy nanao io tsikera io.ary dia nanoratra taty amiko mihintsy moa le olona,rehefa tena niresaka anefa izahay roalahy,dia gaga izy,fa za aza miasa be lavitra noho izy.ary tena tsy nampoiziny akory.
ka milamina isika fa serasera anie manamaivana e.

:-D:-D

sss ze vavan'olona v ry fijo asiana sira a!
ze mahafalifaly ny fonao ihany atao e!
tena bosy be zany toi fa tsy hita intsony tokoa an!
De oviana no ho any italie hisotro dite?

refa reraka v izy tsy hijanona ry fijo fa afaka milaza izay zavatra tsikariny aloha izy e!
Samy manana ny andraisany azy wa le olona.
26. Stretch ( 21/12/2006 23:03)
Nareo zany mamaly mamaly , dia samy miasa loha eo nefa le ol nampiditra an le tsikera aza tsy hita akory .
Ary ataoko fa ny forum anie tsy isika irery no manao forum e!
fa feno site forum era tany , ko nahoana rehefa hoe isika dia tsy maintsy ny mitsikera foana no haintsika .
Ary ndraindray koa anie tsy voatery hoe zavatra matotra be foana no hifampiresahana fa mba ao koa ny fanalana azy e!
Ataoko fa samy manana ny maha domelina azy any am asany any avy ny tsirairay , ka mbola hampiasa loha koa ve no aleha eto dia tsy ho surmenazy jiaby :-D
27. diamondra27 ( 21/12/2006 23:39)
Stretch:

tena mahakobo ny atao hoe: forum ianao.

Marina mihitsy io fa tsy eto ihany ny forum fa be de be , de ilaina ny manala azy , de samy manana ny mahavariana azy.
Tandrelo kosa aloha le andevozin-javatra fa tsy itovizantsika iny an!
28. Stretch ( 21/12/2006 23:58)
Non , tsy misy andevoziny zany ,tsy mahita tory ary de ahôna, misy zavat^ra maha sorena be ohatra, tsy hisotro tôka a na hifoka môly fa mi forum ohatra ny anadinoko azy .
dia diso a v ?
29. xxx ( 22/12/2006 03:44)
toovs> =D=D=D
Misaotra betsaka-nao.

Sady teha mandreraka be io olona io, ilay izy ato matetika tsy dia ahoako fa ny famaliny, ny zavatra teneniny, ny firesahany aman'olona tsy ao mihitsy.
30. niryna ( 22/12/2006 06:35)
Misy atao izy matoa manana fotoana.Rehefa manao izay mahasoa ny namana tsirairay dia tsy misy olana izany.Toy ireny mi-telefonina ireny ihany koa.Amboarina ny fandriana fa ny tanana miasa.Vita ny asany matoa izy miresaka ny namana.Tsy maintsy mahita fitsikerana foana isika, aleo mba lafi-tsara alefa fa tsy fitsikerana foana e.
31. naritsimba ( 22/12/2006 06:36)
toovs> matoa ise mahamarika fa hoe misy olona tsy misy atao matoa miditra eto foana dia ise koa izany tsy misy atao afa-tsy ny mijery izay soratany foana.
32. fasaly ( 22/12/2006 06:41)
:-D:-D:-D:-Dzay zany mitsy e!
33. barry ( 22/12/2006 06:42)
rehefa tsy misy atao kosa ve tsy aleo mba miresadresaka eto e; izy ary mba manome hevitra tsara ihany fa tsy hoe ratsy
34. fasaly ( 22/12/2006 06:47)
xxx:

toovs> =D=D=D
Misaotra betsaka-nao.

Sady teha mandreraka be io olona io, ilay izy ato matetika tsy dia ahoako fa ny famaliny, ny zavatra teneniny, ny firesahany aman'olona tsy ao mihitsy.

io fa efa manomboka ny fanapotsirana vomaso:?
fa mandreraka manin kou izy zao de manao ahona ny fomba famaliny????

aza mifampitsikera izany wa e! tsy mitovy dodol tsin tsika fa samy manana ny maha izy azy sy ny toetrany:wink::-*

35. Fiffi ( 22/12/2006 08:01)
Tsy maintsy mahita fitsikerana foana isika, aleo mba lafi-tsara alefa fa tsy fitsikerana foana e.
zany ange hoa eh ! de maninona koa nefa raha nandefasana hafatra manokana izy fa de tsikeraina eto @ forum eto ? :roll:
toovs> matoa ise mahamarika fa hoe misy olona tsy misy atao matoa miditra eto foana dia ise koa izany tsy misy atao afa-tsy ny mijery izay soratany foana.
naritsimba: tena marina io voalazanao io an !
36. toovs ( 22/12/2006 10:26)
booboo:

Fasaly > hihihihihihi

Toovs > dé maninona kay ? fiainam-porum aby zany. Refa manaraka ny fitsipiky ny namana/forum dé zay. Sa mampisy olana manokana @ fiainanao ? :roll:

booboo: tsy misy problem am fiainako mihitsy io fa mba tokony hanana fijery objectif ihany koa e. rehefa misy tsy mety de mba milaza hevitra. raha azonao ny tiako hambara de tsy nijery an'izay lafim-porum nao any ah fa nijery ny lafin'ny fotoana very. raha mbola tsy azonao ihany de hoy ah hoe mba mipetraha eo amin'ny toeran'ny mpampiasa enao izay miezaka hirentabiliser chaque seconde et cahque minute an'izay olona ampiasany. Ny mpampiasa anie ka tsy afaka hanery olona hiasa mihoatra ny ora nifanarahana e. kanefa koa mino ve ianao io fa hitovy ny performancen'ny olona mifantok irery amin'ny asany sy ny olona sady mandany andro amin'ny forum
booboo: mba ialao amin'izay ny fihevitra hoe tsy mijery afatsy ny olna amin'ny tenako fa soit compréhensif e sady aza manao vaindrahalahy tsy mba maharary.
raha hendry ianao de valio ampanajana sy de façon intelligente fa aza maanao valy boraingina. misaotra ano dieny mialoha
37. toovs ( 22/12/2006 10:31)
naritsimba:

toovs> matoa ise mahamarika fa hoe misy olona tsy misy atao matoa miditra eto foana dia ise koa izany tsy misy atao afa-tsy ny mijery izay soratany foana.

naritsimba sy fiffi: za ngah hoatra anareo ka mila fotoana ho laniana bedebe vao hahay hanamarika an'io zavatra io. 5 minitra anatin'ny 1 andro ra be indrindra de mahatsikaritra fa misy olona tsisy ato raha tsy ato.
marihiko aminareo aloha fa za mbola tsy mpiasa ka ny fotoana ariako dia faty antoka ho ahy manokana fa tsy toy ny an'ny mpiasa. faharoa 2 fois par semaine aho en moyenne no miditra ato ka asa na foana na indraindray no filaza an'izany.
38. booboo ( 22/12/2006 10:45)
toovs > ny tsirairay r'ingahy samy manana ny fomba hitany fa mety handaniana ny 24 ora nomena azy. Tsy anjarako ary tsy anjaran'iza n'iza no mitsara zay hanaovany ny fotoany sady efa samy olon-dehibe aby tsika ato mahanfatatra ny vokatry ny ataony aby.
Manarak'izay, @ fomba ahoana no ahafahanao milaza fa tsy concentré @ asany "io" olona io ? Raha aminao dia midika tsy fifantohana @ asa ny tahaka izany, fa tsy mitovy aminao aby ny tsirairay. Ampiharo @ tenananao aloha ilay hoe "soit compréhensif" vao afaka miteny ahy ianao.
39. toovs ( 22/12/2006 10:49)
hery:

Ny hoe misy atao sa tsisy aloha dia samy manana ny ataony. Zah zao dia eto no asako dia eto foana aho izany na miasa aza... ary raha vao tsy eto aho dia voaroaka :-)

Faharoa dia marina io lazain'i booboo io. Rehefa mbola manaraka fitsipika izy dia tsisy azo atao na dia mandreraka be aza. Mety tsy fantany koa hoe mandreraka raha tsy mahita hafatra tahaka izao izy. Lazao aminy fotsiny kosa anefa hoe inona ilay tena mandreraka.

Farany. Vao no-verifier-ko mihitsy fa tsy mampitombo isa ao amin'ny namana.serasera.org ny famaliana eto amin'ny forum. Site anakiroa samihafa ireo. Raha mamaly bedabe eto dia mitombo fotsiny ny statistika forum fa tsy mitombo isa mihitsy. Koa raha heverinareo hoe eto no mahabe isa izay olona resahinareo dia diso ianareo :-)

Mazotoa mi-forum daholo e.

ka efa hoe ekeko raha ny hoe mahatsra ny forum izany fa ny ahiahiko de ny momba ny mpampiasa. raha ohatra moa tsy kramaina izay olona manao asa hafa nefa mandany andro eto ko maninona.

ny anao ange zany ry hery asanao koa ny mijanona eto e.

fa ho an'ny sasany kosa sao de mba tokony hokaramain'ny serasera ry izy. ary izy tsy tokony ho gaga ra toa ka voaroaka satria tsy maneha ny asa. averiko hatrany fa tsy mitovy ny performance vitan'ny olona tsy mijery afatsy ny asany raha oharina amin'ireo olona dia mandany plus de 1/3 ny fotoana tokony hiasany eto amin'ny serasera.

bref tsra ny miala voly eto nefa mba eritrereto koa ny mba hahatsara ny asa ataonareo zay miasa. aza faly manana connexion fotsiny. matoa mamorona asa ny mpampiasa de fantaro fa mila bénéfice avy amin'ny mpiasany izy. raha tsy izany tsy misy olona adala eo ka hamoona asa tsy hahazoany tombony.

farany ho an'ny rehetra ato ity fa tsy hoan'ny olona iray irery. indrindra ho an'ireo izay manao fomba famalin-jaza toy ny hoe: de manin, ko manin, mialona angaha, sns sns e. de mba jereo koa hoe mba mitombona ve ny zavatra teneniko na tsia fa aza faly manao valy boraingina.
40. toovs ( 22/12/2006 10:49)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3104