te ho any @ paradisa daholo kanefa...
61. prime
(
26/12/2006 11:28)
Mitombina ihany io fanamarihan'i zina io fa diso kely iray loha ianareo... ny size eto tsy hoe "paradisa na ny fiainana any am-paradisa" fa ny tahotra ny fahafatesana nefa olona milaza sy te-hoany am-paradisa avokoa... sa ahoana ozy diams?:wink:
Izany hoe mitombina ihany koa ny fanamafisana finoana lazain'i fiffi... satria toy ny hors-sujet tokoa ilay izy raha ilay resabe resahinareo eo ambony ireo fa tsy hors-sujet mihitsy satria ny olona manam-pinoana tsy manana ahiahy ny @ fahafatesana na dia kely aza... ary manana fanantenana ny hiditra any am-paradisa rahateo... ka i cutie no nivaona t@ size niresaka aloky ny fahafatesana any am-paradisa fa tsy ilay resaka nataon'i fiffi na i zina velively...
Fanamarihana ihany iny...