te ho any @ paradisa daholo kanefa...
21. xxx
(
19/12/2006 07:24)
ny paradisa dia lanitra vaovao sy tany vaovao fa tsy ity tany ity akory ;ary jerosalema vaovao no anarany;ka @ fahatongavan'i JesoKristy no midina miaraka aminy eto io jerosalema vaovao miaraka @ anjely maro be ; haka ireo olona nofidiny ;ary ny olona zay nanota na zay tsy nofidiny dia ho may eto @ ity tany ty miaraka @ afo be sy ny devoly ;fa ny jerosalema vaovao dia lasa miakatra any an danitra
22. zizi
(
19/12/2006 07:51)
cutie:Ilay any an-koatra eto anie any an-danitra ihany e. Aza dia variana amin'ny terminologie.
zizi
any an-koatra sa any an-danitra :roll:
23. Imahaka
(
19/12/2006 09:18)
diamondra27:
pissoa:
Raha io tenin'i diams io no zohina, dia tokony hamono tena daholo isika mianakavy dia tonga malaky any amin'ny paradisa :lol: Fa tsy izay no izy. Isan'ny fikatsahana ny Paradisa ny "fiahiana" ny aina ! Izay tonga soa no arahabaina (fa tsy izay tonga aloha ihany). Tsy dia ny fahafatesana izany no atahoran'ny olona, raha ny hevitro, fa ny "miaina" no mbola maminy. Misy nuances be izany. :-D:-D:-D
ka maninona ary ny olona no mitsabo tena rehefa marary e!
Rehefa marary diamondra27 dia aza manantona dokotera fa endraso eo izany rafahafatesana :°)
Rehefa noana koa raha izany dia aza misakafo, sa matahotra ny ho faty dia mikaly?:miam:
24. cutie
(
19/12/2006 09:38)
Ilay any an-koatra eto anie any an-danitra ihany e. Aza dia variana amin'ny terminologie.
za ve nahalala
ka zay no nanontaniako :lol:
25. monstre
(
19/12/2006 12:01)
Raha ny hevitro dia eto an-tany no Paradisa. tsy mbola nisy nahita ny tany an-danitra any ka dia aleo ny eto no atao milay tsara: mikaly tsara refa noana, mitsabo tena tsara refa marary!
Mamy anie izany miaina eh, na Cancer aza mbola tsaboina mba hahafahana mankafy ilay paradisa na dia iray volana fotsiny aza no azo!
Izany akory tsy milaza fa tsy ilaina ny manantena ah! Ny fanantenana tsy maintsy apetraka raha mbola olona!(Ny lanitra angamba io fanantenana io)

26. mpanota
(
19/12/2006 12:31)
Matahotra ny fahafatesana avokoa ny olona normale rehetra satria tsy misy mahalala izay aorian'izao fiainana eto an-tany izao ary nampitahorina koa ny amin'ny ho aviny
30. Zina
(
19/12/2006 16:26)
raha vao marary na misy zavtra manjo dia matahotra ny ho faty.
Contradictoire be ilay izy.
Izay manana an'i Jesosy ao am-po dia tsy matahotra ny ho faty zany...Rehefa tonga ilay fotoana dia tonga...
32. simplex
(
19/12/2006 19:37)
diams:mamy ny miaina kle, iza kosa no ho faty eo :roll:
raha vao marary na misy zavtra manjo dia matahotra ny ho faty.
Contradictoire be ilay izy.
fa hono hoah e, ny fototenin'ny paradisa ve tsy hoe parisy :?:
33. Fiffi
(
19/12/2006 20:27)
simplex:an ? :roll::roll: nga parisy paradisa ?
fa hono hoah e, ny fototenin'ny paradisa ve tsy hoe parisy :?:
34. vale
(
20/12/2006 00:54)
Fiffi:
heu.....ny paradisa fantatro aloha de any an-danitra.....zay natokana ho an'ny ...(?)
ho an'ny xtiana >izay marina,sy tsy mandika ny didin'Atra ny paradisa any an-danitra Fiffi !
35. vale
(
20/12/2006 01:00)
xxx:any an-danitra izany!! saotra nanazava misy2 an! @ maha kristiana aho manko dia any an-danitra koa ny paradisa fantatro ! fa gaga koa aho raha nitorian'ny olona avy à finoana témoinde jéhovah hoe, ny paradisa dia ety an-tany! mmmhhhhh
ny paradisa dia lanitra vaovao sy tany vaovao fa tsy ity tany ity akory ;ary jerosalema vaovao no anarany;ka @ fahatongavan'i JesoKristy no midina miaraka aminy eto io jerosalema vaovao miaraka @ anjely maro be ; haka ireo olona nofidiny ;ary ny olona zay nanota na zay tsy nofidiny dia ho may eto @ ity tany ty miaraka @ afo be sy ny devoly ;fa ny jerosalema vaovao dia lasa miakatra any an danitra
36. vale
(
20/12/2006 01:05)
Zina:mba gaga aho akia ry Zina! sady toa vao may miha-ratsy faoana za(asa na efa mandiha ny vanipotoan'ny apokalipsa ve isika izao,???mmmhhhhhhhh..
ka ny olana tsy mifankatia ka diakan'izany tsy misy eto an-tany....
37. prime
(
20/12/2006 10:17)
diams> hafa kely indray no nisintonanao ny sain'ny maro teto an...
Tena marina ny fanamarihanao fa miankina amin'ny finoana tokoa ny tahotra na tsia ny fahafatesana raha vao misy ny manjo...
Tena marina ny fanamarihanao fa miankina amin'ny finoana tokoa ny tahotra na tsia ny fahafatesana raha vao misy ny manjo...