te ho any @ paradisa daholo kanefa...

41. diamondra27 ( 20/12/2006 18:24)
Raha mbola eto an-tany isika dia tsy maintsy miaina araka ny maha-olombelona antsika raha tsy izany dia atao ho E.T = extra-terrestre
Miaina toy ny rehetra: misakafo, mianatra sy miasa, matory etc... eny antenantenan'ny fiainana eny anefa dia tonga ny tsy fahasalamana, ahoana no hataon'ny olona? Mitsabo Raha tsy mitsabo ianao dia lazain'ny olona fa secte , témins Jehovah etc... Na ianao mihitsy no nifidy tsy hihinampanafody.

Ho an'ny olona sasany indray ary dia manakina ny fiainanay @Atra izy ka tsy mila izany fanafody izany.

Raha vao avy nanolo-tena ho an'Atra ianao, nametraka ny fiainanao tanteraka taminy , nibebaka, nifona noho ny ratsy nataonao. Converti(e) hoy ny sasany inona no zavatra miseho matetika? Te-ho faty haingana satria @io fotoana io no fantatrao fa masina indrindra ianao ary siora fa tonga any @ paradisa.

Tsy voatery @io fotoana io ihany anefa no mahamasina anao fa io foana izany no matetika miseho e!

Hoy ny Apostoly 1 hoe: Fa fahafatesana no hahazoako tombony , inona no hevitr'izany?
42. Zina ( 20/12/2006 19:09)
oy i vale oe:
any an-danitra izany!! saotra nanazava misy2 an! @ maha kristiana aho manko dia any an-danitra koa ny paradisa fantatro ! fa gaga koa aho raha nitorian'ny olona avy à finoana témoinde jéhovah hoe, ny paradisa dia ety an-tany! mmmhhhhh

vale a:
misy marina io lazain'i Temoin de Jehovah io fa asa raha nahay nanazava anao ry zareo.
satria rehefa voadio @ afo ity tany ity sy izay rehetra nanda sy tsy nanaiky sy izay rehetra contre an'i Jesosy, dia hipetraka eto ilay jerosalema vaovao (jereo Apocalypse 21, 22) izay ilay atao oe ny tany vaovao.
43. Zina ( 20/12/2006 19:21)
oy i vale oe:
mba gaga aho akia ry Zina! sady toa vao may miha-ratsy faoana za(asa na efa mandiha ny vanipotoan'ny apokalipsa ve isika izao,???mmmhhhhhhhh..

ny histoire ny ra-olombelona dia ita ao Apokalipsa. Ny fiangonana voalohany ka hatramin'ny fiangonana @ zao fotoana izao..
Ka oy injy oe - asa na efa mandiha ny vanipotoan'ny apokalipsa ve isika izao - efa tao isika ary efa any @ farany isika izao...
Ny azo lazaina aky dia efa ao @ fara-andro isika izao a...
Mahaliana be ny bokin'ny apokalypsa raha tena mianatra azy isika...
44. dailynews ( 20/12/2006 20:09)
diamondra27> Hoy ny Apostoly 1 hoe: Fa fahafatesana no hahazoako tombony , inona no hevitr'izany?

Ilay fahafatesana lazain i paoly dia ny fahafatesana @ ota, ary fahafatesana mihitsy ilay maha izy azy @ maha olombelona azy mbola andairan ota. Hoy izy ihany koa hoe: izaho tsy maintsy mihena ary Izy tsy maintsy mitombo.

rehefa maty @ ota izany dia tsy taitra intsony @ fakampanahy sy ny ota isankarazany. Tahaka ny olona maty tsy taitra intsony na amin inona na amin ny inona fa efa maty tsinona koh..



45. prime ( 21/12/2006 14:27)
\"Fa Jesosy, raha nahare, dia namaly azy ka nanao hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho velona* izy.[*Gr. voavonjy]\" Lioka 8:50

Minoa dia tsy hatahotra e...
46. cutie ( 21/12/2006 14:32)
eny wa ry Mr be finoana a:lol::lol::lol:
47. Fiffi ( 21/12/2006 15:22)
enyna dia hamakivaky ny lohasaha alokin'ny fahafatesana aza aho de tsy hatahotra ny loza aho.....
48. Fiffi ( 23/12/2006 21:24)
49. cutie ( 24/12/2006 01:35)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 21-12-2006 16:22:21
Lohateny : Re : te ho any @ paradisa daholo kanefa...
enyna dia hamakivaky ny lohasaha alokin'ny fahafatesana aza aho de tsy hatahotra ny loza aho.....

any @ paradisa kosa ngamba tsy misy an'io :lol:
50. soanja ( 24/12/2006 02:03)
cutie:

Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 21-12-2006 16:22:21
Lohateny : Re : te ho any @ paradisa daholo kanefa...
enyna dia hamakivaky ny lohasaha alokin'ny fahafatesana aza aho de tsy hatahotra ny loza aho.....

any @ paradisa kosa ngamba tsy misy an'io :lol:


:-D:-D:-D=))=))=)) Mampme tsika ato kah.


51. cutie ( 24/12/2006 02:06)
soanja
nivadika tampoka le izy koa
le size no tadidiko we paradisa, kay misy we lohasaha alokin'ny fahafatesana tampoka teo :lol::-D
52. soanja ( 24/12/2006 02:09)
Zay indrindra.:-D:-D:-D Mahita raha atsika ato ka. Io le tenenina hoe aza ampiasampiasaina ny ao amin'io baiboly io fa manjary mety hiboredika eto.

Fiffi > ndry tiko foana an ary tena tsy foiko. :-D:-D fa mampihomehy ahy le resaka.
53. cutie ( 24/12/2006 02:12)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 24-12-2006 03:09:41
Lohateny : Re : te ho any @ paradisa daholo kanefa...
Zay indrindra. Mahita raha atsika ato ka. Io le tenenina hoe aza ampiasampiasaina ny ao amin'io baiboly io fa manjary mety hiboredika eto.

:-D:-D:-D:-D:-D
sady efa akaiky krismasy zao , velombelona any ho any daholo
54. soanja ( 24/12/2006 02:15)
Bizou bisou daholo ary de manaova Fety sambatra na dia 25 Dec aza le izy. Tiako aby nareo!
55. cutie ( 24/12/2006 02:16)
zay zany
happy holiday daholo de @herinandro njay mifankahita :-*:-*:-*:-*
56. cutie ( 24/12/2006 02:17)
soanja misy zavatra nalefako any @ njy any fa jereo :-*
57. Zina ( 24/12/2006 02:33)
prime [ Valio ] 21-12-2006 15:27:49
Lohateny : Re : te ho any @ paradisa daholo kanefa...
"Fa Jesosy, raha nahare, dia namaly azy ka nanao hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho velona* izy.[*Gr. voavonjy]" Lioka 8:50

Minoa dia tsy hatahotra e...


tsy miboredika zany i fiffi,
mamaly ilay lazain'i Prime izy momban;ny finoana...
io lazainy io dia manana an'i jesosy foana izy na dia
hamakivaky ny lohasaha alokin'ny fahafatesana aza aho de tsy hatahotra ny loza aho...
bien sur tsy misy idiran'ny ilay size paradisa
58. soanja ( 24/12/2006 02:54)
cutie:

soanja misy zavatra nalefako any @ njy any fa jereo :-*

Ok Cutie ao fa jereko dia misaotra mialoha.
Zina > ka izay anie le nampihomehy ahy fa azafady raha manohana fa ilay izy hoe HS no mampime ahy. Fa raha io resaka io dia mitombina tsara ka.
Ny tena ahatsiarovako io teny navokan'i Fiffi io de tamile film hoe "Lilies in the Valley" moa.:-*:-*


59. Zina ( 24/12/2006 03:09)
an3 tsy manohana ka... mba niteny fotsiny za ka hihihiih
60. diamondra27 ( 24/12/2006 07:55)
Tongava soa daholo any @ paradisany daholo aza e!

de manaova fety sambatra daholo

:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079