amis/es sur internet

1. Aino ( 17/12/2006 22:15)
izaho ry zareo, mba betraka ihany ny namana nifankafatarako sur internet izay ary betraka ny nangataka ny hihaona mivantana, dia ravo namana gasy ilay izy dia tahaka misosa fotsony aho matetika manaiky raha toaka posible, nefa ravo vaza dia tsy haiko fa lasa manda tampoka izany aho, dia mody mamorona zavatra hafa @fomba mba tsy hifakahitana.
inn kay ny antony?
novalian'i Aino ny 21/12/2006 22:29
2. Zina ( 17/12/2006 22:45)
inn ary ti betraka ty??? betsaka oe retsy a:wink::-*
Aino a ka afa ihany anie ny gasy e... otrany oe manana confiance kokoa isika o? hihihiih na dia tsy fantatra ary.. sa ahona oy njy?
3. ikaretsaka ( 18/12/2006 00:57)
ny gasy hafa ihany e.. zay ny antony
4. patrick2002 ( 18/12/2006 03:09)
Ny olona efa mahita fiainam-bazaha dia tsy te hierika vazaha ,fa ny mbola tsy nahita fiainam-bazaha dia revo hoe tsy misy hoatry ny vazaha ,@ cinema no hita fa tsara ny fiainam-bazaha ,fa rehefa miaina miaraka aminy ianao dia aoka itsy :-D:-D
5. fasaly ( 18/12/2006 06:20)
:roll:
6. miarina ( 18/12/2006 10:07)
Olona toy ny olona rehatra ny vazaha (asa na inona aloha ny vazaha resahinareo eto e). Amiko misy ihany koa ny malagasy no mitovy @ vazaha (toy ny fiheveranareo azy). Raha eto PAris aloha dia aleoko lavaitra minamana @ vazaha toy izay Gasy e (aza atao ahatezitra anareo gasy eto paris izany satria zavamisy tsy azo kianina). Miavona loatra sy miseho ho azy inona daholo ianareo ... na dia mpiasa kely aza izahay sao mihevitra ianareo fa hangataka na hitady fanampiana aminareo izahay ... samy itady no aleha aty
7. fiderana ( 18/12/2006 10:56)
"mifalia fa malagasy", izay ilay hiran'i Njakatiana , dia aza dia mba miavona kosa rehefa mba samy any , fa manjary mankarary ny fo'olona , fa zah aloha mahita fa ny malagasy milay ê!ary tia fiavanana, sy mora mifandray.
8. Imahaka ( 18/12/2006 10:59)
miarina> kita wa, ambarany fa hisy hisarangotra aminy angamba eo ;-)

aino> ary raha metisy?
9. vale ( 18/12/2006 13:12)
fiderana: hoy ianao hoe "aza dia miavona fa mankarary ny fon'olona" ianao angamba no tsy mila namana... zava-misy daholo ireo, fa tsy ny rehetra aloha e!
Aino: rehefa mampisalasala dia ajanony, izay hitanao fa maha à l'aise anao ihany, amiko aloha dia tsy misy ohatra ny olona mifankafantatra kilitiora, sy mitovy2 fomba fisainana ihany e, raha vazaha ka teraka sy lehibe tany madà ohatra dia iny no mety manavanana kokoa, raha gasy koa anefa ka lehibe sy teraka taty ivelany, dia hanana fombafomba toy ny vazaha ihany izy, aza atao vato misakana ny volon-koditra , fa ny toetran'ilay olona ihany jerena!:wink:
10. xxx ( 18/12/2006 14:38)
ary aona zany izahay afikana??
sa zahay koa vazah?
11. booboo ( 18/12/2006 15:03)
Zà ndray tsy mahatsapa an'izany hoe hafa kokoa rehefa malagasy na miavona zareo ao Paris, na tsy ary mbola nifanabe tarehy tamiko aza dia misy akaiky ny foko ny oul mifampiresaka amiko @ internet. Mandeha ho azy lé fihaonana voalohany avy teo, sahala @ reny efa nifankahalala efa ela beeee ireny ery hihihihihihi, na vavy io na lahy.
12. vale ( 18/12/2006 17:36)
xxx:

ary aona zany izahay afikana??
sa zahay koa vazah?
xxx> zaho ve no tianao anontaniana sa i Aino?:roll: hihihi, hitsaingoka kely za, raha ny hevitro dia raha afrikana enao ohatra ka manao fomban'ny vazaha de afrikana tapany izay:lol:, raha ny volon-koditra indray, izany aza izy hoe afrikana koa ho vazaha (fotsy) ahoana indray! :roll::-D:-D



13. Aino ( 18/12/2006 18:18)
tsy hoe manavakavamb-olokoditra aho na inn fa tahaka ny tsy mazoto fotsony izao dia izay, ny namako aty aza vaza dol ko!! fa le namana mifankafatatra @net aty mihintsy no mampihafahafa ahy dia tsy haiko anefa ny antony!!
14. Zina ( 19/12/2006 16:56)
patrick2002 [ Valio ] 18-12-2006 04:09:01
Lohateny : Re : amis/es sur internet
Ny olona efa mahita fiainam-bazaha dia tsy te hierika vazaha ,fa ny mbola tsy nahita fiainam-bazaha dia revo hoe tsy misy hoatry ny vazaha ,@ cinema no hita fa tsara ny fiainam-bazaha ,fa rehefa miaina miaraka aminy ianao dia aoka itsy


toa izay mihitsy ilay izy ko...
otrany oe mila gasy manodidina ...
15. xxx ( 19/12/2006 17:10)
fa ahoana ny fomban'ny afrikana?
16. Fiffi ( 19/12/2006 17:17)
miarina:
Miavona loatra sy miseho ho azy inona daholo ianareo ...
:-w:-w:-wheu....sao de mi-exagéra kosa zany eh ! zah zao manana namana betsaka mipetraka eto paris fa tsy misy an'zany hoe miavona sns...zany an !


17. Bakobako2 ( 19/12/2006 18:23)
ny zavatra tena voamariko ndray dia ny lhl gasy aty ivelany dia tsy misalasala mihintsy miresaka sy manao manaôna , fa ny vhv dia e e e sahy miodina fotsiny zao, indrindra moa izy zay ka manambady vazaha , ndray , tsy ny rehetra io an ,tsy azo atao ny manakapoka azy rehatra ao anaty harona iray , fa eo am 80 isan jato eo.
ha ha ha matahotra angamba ry zareo reny hoe sao dia maka ny vadiny raha vao mifanerasera ka dia aleony . . .
zanak'olompirahavavy zao ary zay samy aty dia matahotra fotsiny zao reo sao hono dia maka ny vadiny .
18. booboo ( 19/12/2006 18:47)
Bakobako2 > tsy azo tsy araka tsy mazava. Hiodina fotsiny zao ahoana ? sa hoe rehefa mifampiresaka @ internet dia ça va fa rehefa mihaona dia mihodina sy matahotra bla bla @ reo teneninao reo ?
19. Aino ( 19/12/2006 19:07)
oui izhao manaiky fa dia maro tokoa hireo vhv aty hivelany miavona indrindra fa france, aty aminay moa tsy haiko satsia tsy dia mahita aty aho!! fa rehefa mande Paris na hoatrany izany rehefa ao anaty masinina ka sendra mahita gasy aho, naha te hiarahaba aza dia tahaka manidy ny vavako ny fijeriny ry zareo fa hafahafa be izany indraindray ny sasany mody tsy mijery, dia aleoko mangiana.
fa raha sendra ianareo aloha no mahita ahy eny andalana rehefa resahina sy anotaniana fotsony aho dia miresaka, fa normal aloha raha toaka hoe tsy fatatro endrika hoe gasy sa tsy dia tsy miteny aho tsy mivolana, izaho manko tsy de mahay manavaka ny endriky ny gasy!!
20. Bakobako2 ( 19/12/2006 19:10)
zay e! internet io anonyme tsy misy olana , iza no mafantra an'iza ao.
fa reefa mihaona . . .
ary ra vazah ndray mazava oazy fa ol tsy mitovy am tsika reny , à l'aise kokoa enao mihaona am gasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.143