amis/es sur internet

21. vale ( 20/12/2006 00:45)
Aino:

oui izhao manaiky fa dia maro tokoa hireo vhv aty hivelany miavona indrindra fa france, aty aminay moa tsy haiko satsia tsy dia mahita aty aho!! fa rehefa mande Paris na hoatrany izany rehefa ao anaty masinina ka sendra mahita gasy aho, naha te hiarahaba aza dia tahaka manidy ny vavako ny fijeriny ry zareo fa hafahafa be izany indraindray ny sasany mody tsy mijery, dia aleoko mangiana.
fa raha sendra ianareo aloha no mahita ahy eny andalana rehefa resahina sy anotaniana fotsony aho dia miresaka, fa normal aloha raha toaka hoe tsy fatatro endrika hoe gasy sa tsy dia tsy miteny aho tsy mivolana, izaho manko tsy de mahay manavaka ny endriky ny gasy!!

tena marina zany Aino ! zaho koa indray2 tsy mahalala, misalasala hoe gasy ve iny sa.......! ny malagasy manko manana endrika samy hafa be, ka tena sarotra, fa misy ny sasany heno miteny gasy izao an, dia vao mahita azy enao oh, de mody tsy mijery zareo, hahah!ny tena mampiome de ny vahiny rehetra aty miray hina be anefa ny malagasy toa...na samy efa mifankalala izao aza nys asany de ny hifaninana fotsiny ny ao an-dohany!:o

22. vale ( 20/12/2006 00:47)
...(tohiny kely) raha internet aloha de ataovy izay hifankafantarana bebe kokoa @ ilay olona, fa raha vao mifankazatra @ dia hiala io fisalasalàna io, fa na izany aza de aza atao koa ny mahatoky olona be loatra an!!;-)
23. Aino ( 21/12/2006 22:29)
Mpandefa : vale [ Valio ] 20-12-2006 01:47:47
Lohateny : Re : amis/es sur internet
...(tohiny kely) raha internet aloha de ataovy izay hifankafantarana bebe kokoa @ ilay olona, fa raha vao mifankazatra @ dia hiala io fisalasalàna io, fa na izany aza de aza atao koa ny mahatoky olona be loatra an!!
marina izany;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7293