Tehaka ho an'ny Vezetariana

61. pissoa ( 18/12/2006 11:00)
Refa mahita an'ze voarangotra angamba reo kia ry Achia dia hendry tsara an :roll::-D:-D:-D
62. simplex ( 18/12/2006 11:50)

le voakapoka no tena tsara :roll:
63. Achia ( 18/12/2006 16:26)
TSSS ragijo ve haresy saka , ary nakaiza ary bitso no tsy hita le sa matahotra fandrika sy ny hovoarangotra :^)
64. simplex ( 18/12/2006 19:48)

ary ny verba sacager ve misy hifandraisana @ saka e ? :roll:
65. pissoa ( 18/12/2006 22:07)
tsisy k :°)

Achia, ny bitso mbola sahirana mitady hanin'ny zanany :roll::-D (Aza hitako zah ka bedy amin'io kle --- lap mou namako oooo :oops::-D )
66. lapino ( 19/12/2006 03:04)
1 andro fotsiny ve ry reto ?

pissoa > ombay mihaza e :miam::wink:
67. pissoa ( 19/12/2006 05:04)
Kaly vezetarianina iany no hitako an ! :wink::-D:-D:-D
68. lapino ( 19/12/2006 08:06)
Tsy koi ka :D:D
Aleo tonga omanina ny fitonoan-kena raha izany fa tss :wink:
69. Achia ( 19/12/2006 08:55)
ka tsy hita e! izy ne maro anaka ry pissoa e! ary mitady hametaka anarana njay nga i simp...e :-D
70. simplex ( 19/12/2006 10:44)
renjekaky o :{:{
otr'izao teo aloha, lasa otr'izao sy izao avy eo :roll::°)

misy mahafantatra ny tena dikan'ny hoe mAchiavelisme ve ?:roll:
71. Achia ( 19/12/2006 17:52)
gijo lavafe mitsorapaka e! any anaty alabe! efa natao tsianjery mitsy nareo @ T1 a! :-D
72. Achia ( 19/12/2006 18:03)
Pissoa raha ohatra moa izany ka avy any Inde i simplex de iza no filaza azy ? tsy hoe makaka ve!?:-P:-D:°)
73. simplex ( 19/12/2006 19:01)

ka zay mitsoropaka foana na misy ala na tsisy kou :roll:

ary aza tonotononina ny anaran'i dadatoanay fa nga zazakely otran'i toi iny :-P
74. pissoa ( 19/12/2006 19:37)
simplex:

renjekaky o :{:{
otr'izao teo aloha, lasa otr'izao sy izao avy eo :roll::°)

Efa hitombo iray ny vezetariana eto am'serasera :-P:-D:-D:-D
75. pissoa ( 19/12/2006 19:38)
lapino:

Tsy koi ka :D:D
Aleo tonga omanina ny fitonoan-kena raha izany fa tss :wink:

Ie - omano ny fitotoan-kena ... fa am'ty tsy hena no totoina fa karoty :-P:-D:-D:-D

76. pissoa ( 19/12/2006 19:39)
Achia:

ka tsy hita e! izy ne maro anaka ry pissoa e!

:-D:-D:-D:-D:-D
77. pissoa ( 19/12/2006 19:40)
Achia:

Pissoa raha ohatra moa izany ka avy any Inde i simplex de iza no filaza azy ? tsy hoe makaka ve!?:-P:-D:°)
Ze hifanarahan'ny machiavel... sy ny makak... eo ka :-P:-D:-D:-D


78. lapino ( 20/12/2006 05:41)
pissoa, mihena iray hoe :-P
simp, renjekaky ôô :{:{ ny vezetariana nge lesy no mihina-manta e! Raha tsy hoe Georges de la Bush ngah http://myfilestash.com/userfiles/compter/bush%20eating%20cat.jpg :D

:arrow: mmmm Achia ve lisany ? :-D:-D:-D
79. pissoa ( 20/12/2006 08:00)
Mitombo iray wa ! Nga reny piso reny matin'ze fitotoan-kena any :-D:-D:-D
80. Achia ( 20/12/2006 08:10)
inona moa ry pisoa le zavatra mena maso be reny de ny orony ohatra ny minempnempona izay de ny sofiny somary lava ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1616