Tehaka ho an'ny Vezetariana

21. simplex ( 12/12/2006 11:05)
tsara le hevitra fa saingy hoe mila fanavaozana na fanatsarana kely satria mila ravin-kazo bedabe ra tena hanao famokarana mihoatra ny 1 metatra aoka re.

ra ongotana doly koa anefa ny ravin-kazo rehetra tsy vao mia pira noho ny vokatry ny omby mikapa no hitranga :?:

Mety efa misy fomba fanaovana zezika ara-tsimika na otr'zany fa tsy haiko. Avoay Herimiafina :°)

sady za mieritreritra hoe mihoatra ny 1 hektara ny tsonjo amboleko mba hahazoako tombony
22. pissoa ( 12/12/2006 16:10)
ampy hanamboleko anana + korzety io e :-D
23. Achia ( 12/12/2006 17:20)
pis tena mahay manao zezika mitsy a ! le totofana @ fasika de avela miotrika ;-)
24. simplex ( 12/12/2006 17:55)
Nitombo 1 njay ny vezetariana kle:P za nga hitehaka tsony :°):-P

kay ve mila fasika ve ny fanaovana zezika e! renjekaky o hitako no tsisy voaniny ny korizetin'i pissoa :-D:-D

25. lapino ( 12/12/2006 19:28)
Hay ve ka zany no atao hoe vezetariana e! Ny voaniny no enjehina amin'ny korizety. :-D:-D
Ny aza hitako misy fasika le 1 hektara misy tsonjo kle :roll:
26. simplex ( 12/12/2006 19:52)
lap,
misy miteny hoe aza ny tahony no jerena fa ny angozan'ny voniny :roll:

sao d mba tsonjo mitanin'andro l'tia zany. tsonjo maina ;-):°)
27. pissoa ( 12/12/2006 19:59)
Achia:
pis tena mahay manao zezika mitsy a ! le totofana @ fasika de avela miotrika

Ampenaro manao zezika i simp haingana njy :-D

PS : Njy kou, pissoa kia ny anarako fa tsy pis an :-D:-D:-D

simp : taiza kou nahita an'zany ? Hay elah le mpangalatra ao an :roll::-D

lap : tsy zany ny dikany, fa elah sy simp tssss :{:-D
28. pissoa ( 12/12/2006 20:00)
Kalou averina ny size : Tehaka ho an'ny Vezetariana :-P:-D:-D:-D:-D:-D
29. lapino ( 13/12/2006 05:38)
Ndriiii e le mikory korizety e! http://www.digitale-katzenfibel.de/jpg/gurke.jpg :-D:-D
30. pissoa ( 13/12/2006 07:22)
=))=))=))

(Aleo kou refa avy mikandra hitady sary atao eto fa tssss :-P:-D )
31. Achia ( 13/12/2006 13:18)
Ary nangalarinjy njay ny kalin'i bitso teto ry pissoa a ! :-D:-D zao ry pissoa hijero le sarin'ilay manao hoe : quoi de neuf docteur , asa iza moa ny anaran'iny aktera malaza iny
32. pissoa ( 13/12/2006 16:35)
Kay alahelon-kanina njay no nahatonga an'bitso nametraka an'io sary io teto, tsssss :-D:-D:-D

'ty nen'lah de henjy tsara :-P http://smallfarms.typepad.com/photos/farmers_markets/carrots.jpg
33. booboo ( 13/12/2006 16:42)
:-D:-D:-D:-D
34. simplex ( 13/12/2006 21:37)

ary i pissoa zany mitady hanatavy bitso an:roll: akaiky ny fety :°)
35. lapino ( 14/12/2006 00:42)
Fa ngah tsy hanatavy korizety sy anana ndray ? :roll::-D:-D

De maninn koo nefa moa ny bitso no halahelo korizety le? Tsy aleo mba mitira ohatra an'itony na itony ? :wink::-D:-D
36. pissoa ( 14/12/2006 06:19)
Ny hohaniko anana sy korzety iany, fa le bitso amidy any amile 5 star refa matavy =))

Aza mba akoooo iany oa fa ataon'ny bitso ... :-D:-D:-D
37. Achia ( 14/12/2006 16:06)
efa tena maro loatra ngamba ny zanak'ilay bitso @ ny vadiny de naleony njay naka akoho , lalina zany marina :-D:-D:-D ry lapino tokoa moa zany zao maro anaka be ?! :°)
38. pissoa ( 14/12/2006 16:53)
Hihihi, kou na akoho aza, refa mi-domine be otran'io ve le bitro tsy ho otran'izao ihany no hahazo azy ? :-D:-D:-D
39. lapino ( 14/12/2006 23:20)
Ary ratsy saina ireto sipa ireto kle!
Ery amin'ny vava no mihinana an'ilay akoho ka! 8)
40. pissoa ( 15/12/2006 06:13)
Poikany :oops::oops::oops::-D

Mitira oz'elah fa tsy mihinana e :°) Otran'tsy azoko tampoka oe tiren'bitso ho aiza ary le akoho amin'ilay sary :°):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1249