Tehaka ho an'ny Vezetariana

41. Achia ( 15/12/2006 09:38)
Lap a ! fa ratsy saina ahoana njay ary ? aleo atao hoe miandry akoho njay ary le bitso e ! :°) sa mety nihinana ny karaotiny angamba le akoho de darohany
42. lapino ( 15/12/2006 19:15)
:-D:-D:-D
Aleo kloo zay ndeh hikaly tsy vezetariana fa tssss :wink:
karibo e :-P
43. pissoa ( 15/12/2006 20:11)
Maztoo homana e :-P:-D:-D:-D
44. lapino ( 15/12/2006 20:24)
Trondro no laoka 8)
45. simplex ( 15/12/2006 20:27)

ary za mba gaga hoe mihena ny ao antanimboliko :-w
46. pissoa ( 15/12/2006 20:42)
Oujiii, ngah simp mamboly trondro :°):-D:-D:-D

Lapino : zah wa tsy hinana :-P:-D:-D:-D
47. simplex ( 15/12/2006 20:59)
:°)
efa eo ampiandrasana ny voniny za zao,
kay le izy ze mivoaka 1 majifa, ze mivoaka 1 majifa :-w:-w
mandady ny bitro 8):-P:-D:-D
48. lapino ( 15/12/2006 21:27)
Fa ngah reny tsy angalan'lah zezi-trondro fotsiny hambolena korizety e ? :roll:
Aleo ny trondro hohanina fa ny korizety aleo ho any :-P
49. pissoa ( 15/12/2006 21:41)
Ngah kou simp vezetariana ? :roll::-D

Sady tsy namako raha maka ny korzety tokony anah :-P:-D:-D:-D
50. simplex ( 15/12/2006 21:43)
ka ny lasopy trondro asiana kozety kou ;-)
51. lapino ( 16/12/2006 00:43)
:-D:-D:-D
52. Achia ( 17/12/2006 08:47)
pissoa ndao hamandrika bitso e! atao eo @ tanimbolin'i simplesika :°)
53. simplex ( 17/12/2006 12:42)
d hoe ny trondroko ve no hamandrihana azy :-w
odoie, trondro efa misy tompony tsy azo ampesaina intsony :-P:°)
54. Achia ( 17/12/2006 16:55)
zay tsy mila trondro fa tota na hanamamy ihany e!:°)
55. pissoa ( 17/12/2006 17:48)
:-D:-D:-D karoty
56. lapino ( 17/12/2006 19:18)
karoty ngah no betsaka any ? :-P
fa 'tansiôn an :!: http://static.flickr.com/1/154676_5d0764c0f6.jpg :miam::miam:
57. simplex ( 17/12/2006 19:43)
mamay ndray ny piso kle :-D:-D
58. pissoa ( 17/12/2006 21:23)
lap, betsaka any k. Zah nga no bitso eto :wink::-D:-D:-D

Miaoooo kely ilay jereo eto :-D
59. lapino ( 18/12/2006 09:10)
Tsy Miaoooo fa Miammm ka :wink:
60. Achia ( 18/12/2006 10:23)
ary tadiavindry zala ohanina ne nareo ry pissoa e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1701