NANGALA-BATO NY HAVANA RAVALOMANANA....
42. BloodTitan
(
11/12/2006 08:24)
Alefaso ny menomenona miaraka am porofo e!!! efa hivaly nge le izy afaka 20 andro androany e!!! efa 54,bobaka% le izy no iafarany de spida lisany mitady porofo am zany halabato zany fa refa avy eo nge lisany tsy ho afa miteny tsony lisany fa hiainga am zay ny fety be revy be tsy otran zany. six
43. naej
(
11/12/2006 11:41)
wawawa , mba matotra rehefa milaza zavatra fa raha tsy zazakely izy ity sa efa reraka dia tsy voalaza intsony ilay porofo.
44. rabejo
(
11/12/2006 11:54)
SARERAKA2:
IO FA HITA NY FIKA VORETRA!.....ny tody tsy misy fa ny atao no miverina !
Mba maneke @zay ho'ah mitsabo tena fa manjary ataon'ny olona fihomehezana. Ilazao ny fianakam's ikara2 raha sahirana e. Afaka manao tsipaipaika koa ange izahay e.
45. jaloky
(
12/12/2006 08:43)
izao ry sareraka a :
rehefa tsy ianareo ve no nahazo dia mahita hoe mangalabato ?
ny anareo mantsy tsy mbola nahazo ny tena vrai mihitsy hatramin'izay depuis 75 jusqu'à 2001
tsy omena tsiny ianareo fa izay mba takatrareo
Nandresy tamin'ny mangarahara ny any io

46. fijo
(
13/12/2006 06:01)
ary mbola misy zatra le mandresy 90% ato izany kle?????raha 54% aminy dia efa tsy ampy.
midika io ry namana isany fa nalalaka ny fifidianana.raha tsy nalalaka io nandresy 80% levalo.
midika io ry namana isany fa nalalaka ny fifidianana.raha tsy nalalaka io nandresy 80% levalo.
47. rabaradaka
(
15/12/2006 06:41)
Ny fangalaram-bato tompoko dia pratique anti-démocratique fa mba manaova kely hoe jery todika tamin'ny fifidianana tany France sy Venezuela ary Chine, mangala-bato ve ireo sa tsy mangala-bato dia inona ary no tena démocratie.