NANGALA-BATO NY HAVANA RAVALOMANANA....

21. tefy ( 08/12/2006 17:45)
ry sareraka miteniteny foana; aiza izay fangalaram bato eo tsy misy akory ;mbola tsy ampy anareo ihany vé; ireny famonohana olona ireny é
22. vale ( 08/12/2006 18:06)
za mba gaga ry tefy!!:{
23. bazylou ( 08/12/2006 20:10)
mba misy maimbo ihany kosa ny an'ilay 8 e!! ohatrany tsy mazaka demokrasia ledala io! 55% , misy 45% izanytsy mankasitraka azy. Tokony mba hahay handinika ihany le8 io.
24. xxx ( 08/12/2006 20:40)
Bazylou a! mbola tsy mpiady ny mpanohatra an-dRa8. Tokony hitambatra aloha ry zareo dia olona iray ihany no nilatsaka hofidiana ho mpanohatra an-dRa8 dia tsy nizara ny vato. Mety tsy nisy nanao vato fotsy akory fa tena izy. Izany no porofo fa tsy mahazaka pataloha ireo marobe milaza hilatsaka ireo.Misaotra azy ireo t@ izay vola narotsaka e!
25. fijo ( 08/12/2006 20:56)
saotra lejim an,tsy hoe inona fa mahay manaja ny zavatra nisy.
ato dia ahitana taratra ny zavatra misy any mada mihintsy.
misy ny mpomba be fahatany.ny filoha.
misy ny momba nefa mijery ary maita ny tsy mety koa,ka manantena fiovana.
misy ny mpanohitra bontolo:sareraka isany.
misy ny mpanohitra nefa misaina sy maharaka ny zavatra misy tsara.:bazy kely;sy ry akama izao isany eto.
tsoriko,fa tena manahirana be ny miresaka amin'ireo manohana be sy manohatra bontolo ireo,satria tsy izay zavatra misy no ampiadiany,fa ny fo,ka sarotra be
26. simplex ( 08/12/2006 21:01)
fijo> eka ouz!

adino kely fotsiny le ol mpanisy sira sy mpanala azy otranah :°);-):-P:-*:-*
27. fijo ( 08/12/2006 21:03)
iny indray le revy kely milay eto ka.
28. xxx ( 08/12/2006 21:07)



Izany ka olona tia tanindrazana e!
29. pissoa ( 08/12/2006 21:33)
cf Lejim + Fijo :)
30. fijo ( 08/12/2006 21:55)
pissoa na,izahay samy manana ny hevitray,fa izahay koa tsy hiady ka.izay no tsara.
31. RADOUXE ( 08/12/2006 22:32)
Ny ana ndray lo ry namana isany d zao a ,tsy itako oe in lo no d oe anoerana andRavalomanana ,vo 5 taona anie izy no teo e ,marina fa betsaka ny tsy vita ,fa tsy afaka atao ao anatin'ny 5 taona daholo zay titsika rehetra eritreretitsika oe samy mangataka ze tiny doly ny olona rehetra dia iza no enona sy tsy enona,ka zay ze asa vitany atrizay naha teo azy zay lo no noeveriny fa mety d ekeo e,d omena 5 taona manaraka ndray izy manoy ny asany d oita eo ny toiny,fa tsika tena efa samy poritra b daoly ka lasa tsy maharitra tsony,nefa ny mirakla tsisy:(
32. Fiffi ( 08/12/2006 22:32)
marina zany....
33. andratax ( 09/12/2006 08:16)
Mba omeo porofa ry Sareraka fa aza wa wa wa fotsiny eo fa efa leo wawawa ny valalabe mandry a
34. xxx ( 09/12/2006 08:28)
"Betsaka" ange ry andratax ny olona manararaotra ny anonymat eto dia miteniteny foana e! Nataoko anaty farango sosona ny hoe "betsaka" satria mety ho olona iray koa zareo ireo.

Misy ihany anefa ireo diso "fanatique" loatra ka tratra e : http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331 de vakio ny hevitra t@ 08-12-2006 22:37:26
35. akama2006 ( 09/12/2006 08:47)
aza atao xxx koa aza ny anao e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
36. mikka401 ( 09/12/2006 09:03)
8)Marina ny an'ny zoky f'efa tsy mamy nysony lé 8 éh! Aiza 'reny vava be 'reny hoe 80% é! mahita ny kil vory marobe d nanantena hoe hifidy azy dôly. 'Zao mihena andro aman'alina ny isam-bato azo.:evil:
bazylou:

mba misy maimbo ihany kosa ny an'ilay 8 e!! ohatrany tsy mazaka demokrasia ledala io! 55% , misy 45% izanytsy mankasitraka azy. Tokony mba hahay handinika ihany le8 io.



37. mpanota ( 09/12/2006 10:06)
Aza matahotra 'nareo fa ho kôzin'i Lahiniriko atsy ho atsy ny porofo eh
Dia avy eo isika mifankahita:twisted:
38. rakotoyvon ( 09/12/2006 12:01)
mba mangina @ sarereka sa lay mampirevy ohatr'izaao no tena tianareo? io na nisy 2 eme tour aza nataona'antananarivo 97% ny azy
39. Stone ( 09/12/2006 23:35)
SARERAKA,
Le chien aboie, la caravane passe !
40. xxx ( 10/12/2006 09:16)




:wink: :wink: :wink: :wink: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009