NANGALA-BATO NY HAVANA RAVALOMANANA....
1. SARERAKA2
(
08/12/2006 10:54)
IO FA HITA NY FIKA VORETRA!.....ny tody tsy misy fa ny atao no miverina !
novalian'i fijo ny 15/12/2006 22:56
2. belaza
(
08/12/2006 11:08)
AIZA IZANY FA TSY KOBONAY E! SA MBA TE HANDRAY ANJARA ETO FOTSINY NAREO?
5. ainga
(
08/12/2006 12:18)
:P:P:P
Io dia tahaka ny fitenenana hoe JEREO FA TSY ADALA I SARERAKA !
Aiza ny porofo ?
Ity ngha mitapy sa reraka ?
Io dia tahaka ny fitenenana hoe JEREO FA TSY ADALA I SARERAKA !
Aiza ny porofo ?
Ity ngha mitapy sa reraka ?
6. aja
(
08/12/2006 12:37)
AZA MANRLY TSAHO FA TSY METY ETO @ FIRENENA.
MPANARAMASO B D B REO V D?
TANDREMO RA NY ARTISTA NO AIN NY FIRENENA.
KA MPITAIZA NY MPIRAY TANINDRAZANA.
OKAY MASINA NY TENY?
HOY NY MANAMPAHENDRENA
MPANARAMASO B D B REO V D?
TANDREMO RA NY ARTISTA NO AIN NY FIRENENA.
KA MPITAIZA NY MPIRAY TANINDRAZANA.
OKAY MASINA NY TENY?
HOY NY MANAMPAHENDRENA
7. vale
(
08/12/2006 12:56)
SARERAKA2:omeo porofo hoe ry sareraka? fa nanao in hono i RAVALOMANANA? :{
IO FA HITA NY FIKA VORETRA!.....ny tody tsy misy fa ny atao no miverina !
9. Fiffi
(
08/12/2006 13:05)
tena tsy tantin'i sareraka mihintsy ny prezidà ve eh ! zao ve de hoa nangala-bato ?
11. Lejim
(
08/12/2006 13:23)
sareraka> aleo amin'izay mangina fa tsy fotoanan'ny wawawa be intsony izao. Mbola tian'ny pokona ny filoha Ravalomanana, ary tokony ho eken'ny rehetra izany. Amin'ny demokrasia, izay mhazo antsamanila mihoatra kely dia filoha izay. Juste notion de Droit ampitaina aminareo any fotsiny! :lol:
12. papounette
(
08/12/2006 14:04)
SARERAKA2:
IO FA HITA NY FIKA VORETRA!.....ny tody tsy misy fa ny atao no miverina !
8O8O =))=))=))=))Za Rangà mba te hahita porofo a!
19. Robert
(
08/12/2006 15:34)
Ndao ary ekena fa nangalatra izy t@ bureau de vote sasany... Omeo ny porofo, samy manana PV daholo izao ny candidat rehetra.
Torio Rangah de tsy hanankery ilay vokatra, sady higadra koa ilay olona nanao ilay halatra (mivantanana) sy ny mpiray tsikombakomba t@.
Lejim> Marina Demokratia, de 50% + vato iray de lany, ary tokony hanaiky io ny rehetra.
Sa tena tsy demokrate ny mpanohitra malagasy (Sareraka, ronaldo..)

20. Fiffi
(
08/12/2006 16:10)
Fiffi:zao kosa ve de hatao hoe mpangalatra eh ! ary raha mba asehon'i sareraka hoe ny sarin'sareraka jerena ? :{:{ :-D:-D:-D
tena tsy tantin'i sareraka mihintsy ny prezidà ve eh ! zao ve de hoa nangala-bato ?