valim-pifidianana

1. vetsoko ( 06/12/2006 17:20)
madagasikara moa efa tany tsy tan-dalàna satria ny mpitondra mihintsy no tsy manara-dalàna
Fantatrareo ve fa ny vokam-pifidianana avoaka n'ny fanjakana ofisialy hatramin'izao dia ny résultats izay là ou ra8 mène
Nous déplorons la manipulation des informations relatives à l’élection présidentielle“, devait indiquer Saina Michel. Autrement dit, ce directeur de campagne a pointé du doigt les agents du ministère de l’Intérieur qui ne publient que les bureaux de vote ou les régions où le candidat Ravalomanana a gagné, alors que les résultats dans les autres régions sont complètement occultés. A ses yeux, il s’agit d’une préparation psychologique de la population pour la victoire du candidat Ravalomanana Marc au premier tour.
Après le dépouillement du quart des bureaux de vote dans l’ensemble de l’Ile, soit 4 219 sur les 17 581 existants, ce bras droit de Lahiniriko Jean reste confiant quant à la tenue d’un deuxième tour. Selon les résultats collectés par l’état-major électoral de l’ancien président de l’Assemblée nationale, le deuxième tour est inévitable. Aucun des 14 candidats en lice lors du premier tour n’a obtenu plus de 50% de suffrages exprimés, a déclaré Saina Michel. Pour étayer sa thèse, il a cité le cas de la commune rurale de Bezaha. Contrairement aux informations véhiculées par les médias publics, le candidat Lahiniriko Jean a frappé fort dans son fief. A Bezaha, sur les 559 votants, Ravalomanana a 172 voix et Lahiniriko a 363, au bureau de vote “Station“ 86 voix pour Ravalomanana et 273 pour Lahiniriko, à Avaradrano : Ravalomanana 24, Lahiniriko 277, à Sahamadio : Ravalomanana 103, Lahiniriko: 133, à l’EPP Marché : Ravalomanana 43, Lahiniriko 172 et à Soavinagny : Ravalomanana 04, Lahiniriko 96... Dans le district de Toliara II, le candidat Lahiniriko a raflé 13 201 voix contre 7 150 pour Ravalomanana. À noter que chaque candidat a organisé des collectes de résultats par leur propre moyen. Actuellement, l’équipe de Lahiniriko a déjà eu des résultats dans 45% des bureaux de vote, tandis que celle du candidat Herizo a, de son côté collecté près de 60%. A ce rythme, on s’achemine vers une guerre de chiffres. Une manière de dire que la confrontation des procès-verbaux, semble inévitable pour éviter un conflit. Heureusement que chaque candidat ayant droit dispose d’un procès-verbal grâce aux procès-verbaux autocopiants qui sont une nouveauté introduite par les organisateurs de l’élection.
NY TSY MIJERY AFA TSY NY VERSION 'NY FANJAKANA RA8 MOA MAZAVA HO AZY TSY MAHARAKA AN4IZANY
novalian'i belaza ny 09/12/2006 09:44
2. zandikely ( 06/12/2006 18:05)
Fa na izany na tsy izany dia hita taratra ny fandresen'i Ravalomanana Marc amin'ity fihodinana voalohany ity, midina ny salan'isany nefa mahazo lavitra ny salan'isa ilaina amin'ny fandresena izy.

Résultat:

- Marc Ravalomanana----- Président
- Roland Ratsiraka------ mahazo 10 % dia miverina ny 125 millions azy
- Ny candidats hafa: Misaotra tamin'ny fandraisana anjara.
3. Fiffi ( 06/12/2006 18:06)
de ahoana zany ity ?

Lohateny : Résultats des élections (Publiés le 05/11/2006 À 18h32)

MADAGASIKARA
Inscrits : 2 935 813
Votants : 1 788 895
Blancs et nuls : 37 366
Suffrages exprimés : 1 751 529
Participation : 60,93


Nombre Bv : 17 581
Enregistrement : 4 617
Rapport : 26,26

Candidats Voix obtenues Taux
RAVALOMANANA Marc 1 101 458 62,89
LAHINIRIKO Jean 114 639 6,55
RATSIRAHONANA Norbert Lala 101 733 5,81
RATSIRAKA Iarovana Roland 157 362 8,98
RAZAFIMAHALEO Herizo Jossicher 141 912 8,10
RAKOTONIAINA Pety 22 274 1,27
RANDRIANJOARY Jules 14 117 0,81
RAJAKOBA Daniel 6 289 0,36
ANDRIAMANJATO Ny Hasina 50 392 2,88
TSIRANANA Philippe Madiomanana 599 0,03
RAZAKARIMANANA Ferdinand 37 0,00
MONJA Roindefo Zafitsimivalo 2 0,00
MANADAFY RAKOTONIRINA 3 926 0,22
RAVELOMANANTSOA R. Elia 36 789 2,10
TOTAL 1 751 529 100,00

MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA REFORME ADMINISTRATIVE MIRA
4. ainga ( 06/12/2006 18:06)
:D Aza entimpondangitra fotsiny fa jereo ny rohy

http://www.mira.gov.mg/election/resultatelection.php

jereo ohatra : ao @ " Résultat élection" ety ambony ankavia,
choisir "TOLIARY"
la région : "ANOSY"
le ditrict : AMBOASARY SUD

DIA LAZAO RAHA MARINA IO VOALAZAN'iSAINA Michel :

tokony hanova anarana io olona io !:evil::evil::evil::evil::evil:
5. ainga ( 06/12/2006 18:14)
Amin'izao fotoana izao dia 1 948 678 no vato azon'i Ra8.
Mila vato miisa 165.186 sisa izy dia mahatratra ny 50% .
Koa mahaiza monona ry vetsoko fa ny FAIR PLAY dia tsy MAHATOFOKA an'i Lahiniriko. I Rolland Ratsiraka no mety hahatratra 10% dia remboursé fa ny hafa :P:P:P:P:P:P:P:P:P:P asa?
6. Lalah ( 06/12/2006 18:39)
Ny valimpifidiana aloha dia milaza fa lany @ 70% izy hatreto, na nisy fangalarana na tsy nisy dia lany izy ary tokony ho ekena, saingy zao enga anie mba hiova izy fa natao hahatongasaina azy daholo koa reny fanamposahana ny alahelo sy fanaintainam-bahoaka rehetra reny.

Marina fa nanamboatra lalana izy, saingy ny point t@ reny dia zay nisy ny adversaire sy hanangonany vokatra no nataony voalohany hanapenana ny vavan ireo(ex: vatomandry, alaotra antsiranana sy ireo tsy voatanisa) fa tsy nataony prioritaire ny lalana manana importance economic( tana-morondava sady ratsy no tery, lalana mankany @ reny ressources minerals rehetra reny sombiny fotsny reo) tokony nasian lalana nampitohy ny port rehetra ex: manaraka ny sisiny ny nosy, fantany tsara zany saingy tsy natao, alohan ny hanaovana zavatra tokony mijery zay point fort rehetra izy,ny sante public tsy misy tokotaniny, ny sakafo, marina fa betsaka ny ecole vita fa na te hianatra mafy tahaka ny ahoana aza ny zaza malagasy rehefa marofy tsy tafavoaka, saingy tsy zay moa ilay izy, ka aleo indray handeha ny 5 taona manaraka fa tsy ampy tokotrany angamba ilay fandinihany teo aloha teo. Mbola tsy fahamarinana araka ny hirahirainy aloha ny tsapa hatreto fa zay mety ho fihovany no zava-dehibe.
Aza tsinotsinoavina ny gasina andafy, fa ny gasyn andafy no mahatsapa zavatra tsy mety be dia be noho nareo ao Dago ao raha ny tena marina, satria nareo efa tsy miotsina intsony @ ilay onjam-piainana dia tsy raharahanareo, fa ny gasy rehefa tonga aty tena mahatsapa mihintsy hoe hay zao no lesoka ao Dago ao,minimun ny tokony hiainana aza tsy hiainany, mahita tsara nareo raha aty e!, surtout olona nifanerasera t@ olona mafy ady, na nahita ilay hamafisan ny fiainana tany

7. kitjo ( 06/12/2006 19:28)
lalah>
ilakaka(saphir), vatomandry (rubis), Andilamena (rubis), Ambilobe (saphir), Miandrivazo (volamena), Mananjary (emeraude)...vao novitaina dol reo lalana ireo ka mahagaga ahy zany remarque nataonao izany ...

hisy port vao amboarina any Maintirano amzao fotoana izao, ho afindra any Arivonimamo ny fret aerien...vao novitaina ko ny lalana amin'ireo (Bongolava)

sante> marina fa mbola tsy arifomba ary mbola lafo, fa betsaka kos aireo centre de Sante de Base moa sa in le CSB? ny dispensaire bdb ary ny firoborobn'ireo ONG mikarakara anzany miara-miasa @fanjakana!

hevitry ny Diaspora na gasy andafy (tsy ao frantsa rery): jereo ny valin'ny sondage @site rht momba ny fifidianana

hevitry ny Malagasy ao an-toerana. jereo ny valim-pifidianana...

Fehiny:
Misy fotoanany ny zava-drehetra fa misy ny ordre de priorite ka zay no ilaina le 5taona manaraka. Ndao amzay tohizana ny lalantsika!

Tsy ho diso fanantenana @reo fangatahanao ireo ianao ry Lalah!
8. Fiffi ( 06/12/2006 20:50)
Ndao amzay tohizana ny lalantsika!
9. fijo ( 06/12/2006 22:09)
vetsoko an,efa mihaiky ny rehetra fa mitarika lavitra be izy.ka mahaiza mionona.
ry saina misely te hikotaba fotsiny,fa efa ainy tsara fa tsy ahavita hanova inona eo izy
10. ninonati ( 06/12/2006 22:28)
efa voalazanareo daholo ny point faibl - n'i R8 fa izao ny system n'ndra8 anie efa hita eto fa ny baba alo vao ny reste e zay voky maharaka ny namany ka isika tsy mbola manana harena misongadina ahafahan-tsika mandresy firenena goavana afatsy ny famokarana aloha izao e
11. fijo ( 06/12/2006 23:40)
izay koa aloha no tanjona e
12. bazylou ( 07/12/2006 01:10)
tsary mety kosa raha misy hala bato dia jerena amin'izao fotsiny !! izaho manoratra dia mahita fa ho sarotra ny fandidiana satria ho maro be ireo b de vote tsy nanara dalana!
13. sasa ( 07/12/2006 05:16)
bazylou ireo mpanaramaso ny fifidianana avy any ivelany marobe ireo ve d mbola hisy hangalaram-bato ihany, toa plus de 10000personnes ry zareo,efa ny avion sy ny helikopitera an'i SADEC anie no manangona ny vokam-pifidianana any, ary isan'andro ry zareo toa manao tatitra tsirairay avy amin'ny fahitany ny fifidianana sy ny vokam-pifidianana.
14. fijo ( 07/12/2006 06:03)
bazy kely an,jereo ny vokatra avoakan'i herizo,dia lazao hoe iza no mangalabato??????
15. Ranavalomanjaka ( 07/12/2006 06:38)
Bazil ngah sa mjoro vavolombelona amin'ny hala-bato? Hatram zao ane mbola resab fotsiny ny hoe misy zany fa iza no tena sahy nijoro vavolombelona?

Ary mba kajikajio anefa oe firy ny 20% (70% - 50%) n'ny 1 751 529 vato manankery = 350 305 :io no vato nolazaina fa nangalarina izany ra azoko tsara mba tsy hisian ny 2é tour. Vato betsaka anie izany saino oe bureau de vote firy zany no ampy hangalarana izany?

Mba msaina vao mteny e!
2e tour :arrow: ts misy
Mangala-bato tsy misy fa ny manao maivandoha manendrikendrika tsisy porofo no feno
16. tenagasy ( 07/12/2006 09:29)
VITAAAAAAAAA!
Mankamamy hatrany e!
Raha marina izany ny voalazan'i AINGA etsy ambony: hoe mila mahazo isam-bato 2.113.864 dia mahazo 50%: dia arahabaina daholo isika rehetra fa nahazo FILOHA vaovao, na mpomba na mpanohitra.Arahabaina satria tsy lany vola, fananana ary fotoana satria vita fihidinanana iray ihany ny fifidianana.
Ito ny vaovaoo farany navoakan'i MIRA:
MADAGASIKARA
Inscrits : 6 264 857
Votants : 3 894 891
Blancs et nuls : 77 308
Suffrages exprimés : 3 817 583
Participation : 62,17

Nombre Bv : 17 581
Enregistrement : 13 450
Rapport : 76,50

Candidats Voix obtenues Taux
RAVALOMANANA Marc 2 177 267 57,03
LAHINIRIKO Jean 371 684 9,74
RATSIRAHONANA Norbert Lala 172 912 4,53
RATSIRAKA Iarovana Roland 398 261 10,43
RAZAFIMAHALEO Herizo Jossicher 322 854 8,46
RAKOTONIAINA Pety 66 425 1,74
RANDRIANJOARY Jules 28 651 0,75
RAJAKOBA Daniel 21 015 0,55
ANDRIAMANJATO Ny Hasina 151 583 3,97
TSIRANANA Philippe Madiomanana 1 038 0,03
RAZAKARIMANANA Ferdinand 46 0,00
MONJA Roindefo Zafitsimivalo 8 0,00
MANADAFY RAKOTONIRINA 11 494 0,30
RAVELOMANANTSOA R. Elia 94 345 2,47
TOTAL 3 817 583 100
(*) : Résultats provisoires non officiels

Mirary soa indrindra e!
17. bazylou ( 07/12/2006 12:39)
57% izany ny an'ilay 8, ok misaotra e
18. Stone ( 07/12/2006 13:08)
Na 50%+1 aza dia ampy
19. vegas ( 07/12/2006 17:54)
tsy mazava
20. tenagasy ( 07/12/2006 18:36)
Mankamamy!

Ito indray izany ny farany ao e!

Nombre Bv : 17 581
Enregistrement : 14 439
Rapport : 82,13

Candidats Voix obtenues Taux
RAVALOMANANA Marc 2 241 127 56,40%
LAHINIRIKO Jean 401 077 10,09%
RATSIRAHONANA Norbert Lala 176 763 4,45%
RATSIRAKA Iarovana Roland 412 951 10,39%
RAZAFIMAHALEO Herizo Jossicher 346 233 8,71%
RAKOTONIAINA Pety 69 169 1,74%
RANDRIANJOARY Jules 29 901 0,75%
RAJAKOBA Daniel 23 314 0,59%
ANDRIAMANJATO Ny Hasina 160 259 4,03%
TSIRANANA Philippe Madiomanana 1 060 0,03%
RAZAKARIMANANA Ferdinand 46 0,00%
MONJA Roindefo Zafitsimivalo 8 0,00%
MANADAFY RAKOTONIRINA 12 609 0,32%
RAVELOMANANTSOA R. Elia 99 225 2,50%
TOTAL 3 973 742 100,00%

(*) : Résultats provisoires non officiels

Mirary soa eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418