valim-pifidianana

21. bazylou ( 07/12/2006 21:25)
misaotra betsaka fa tsyizahoirery kay no mizara ilay info e!!, tokony tany aminn'y size fifidianana nosokafako no natao ilay izy dia mitambatra ao daholo. sa ahoana ??
22. fijo ( 07/12/2006 22:02)
misaotra anareo e.bazy an,rah ahendry izao ny mpanohitra dia mivory hainga,ary izao dia efa manomana ny manaraka,satria mazava izao hoe iza no tena tokony hitarika ny atao hoe mpanohitra.dia izay no hamasahana,mba tsy hivaralila lava toa izao
23. bazylou ( 07/12/2006 22:35)
impossible io, tsy maintsy mitana nyantokony avyny mpanohitrafa tsy hisy hitambatra izany.
24. fijo ( 07/12/2006 22:41)
mila fiovana letsy ny rafitra politika any an,samy mahita izao hoe ahoana ny hery mifanandrina.raha tena tia firenena ireo,izay no vahaolana.fa raha seza fotsiny ,aleo hitsahatra
25. bazylou ( 08/12/2006 20:03)
tsy androanay angamba ilay fiovana fijo fa amin'ny siekla ambony!! sa ahoana hoy ianao
26. fijo ( 08/12/2006 21:52)
indrisy,fa toa marina io hevit'ise io.
27. jajaf401 ( 09/12/2006 07:25)
ilay hoe hitambatra ny mpanohitra , toa mandranitra @ stratejia hafa zany; fa raha tsy misy eritreritra hanongam-panjakana IZAHAY mpanohitra dia aleo samy maka hoazy aloha,
Fa afaka 5 taona in-1 ehhhhhh !
DEMOCRATIE !
28. akama2006 ( 09/12/2006 08:39)
ny hitambatra aloha dia mety hisy fa tsy hanaiky ilay valiny fifidianana!
29. belaza ( 09/12/2006 09:44)
tena mapihomehy mihitsy lesy ty bandy ty le, de inona koa ny manaraka???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076