FAMINANIANA TOHINY
1. NYAMPITSO
(
02/12/2006 07:29)
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra ihany ny tenako ary mirary ny tsirairay ho feno fahasalamana tanteraka .Araka ny efa nambarako teo aloha dia ho lazaiko eto ny isambato azon’ny kandida Marc Ravalomanana amin’ny fifidianana izay atao rahampitso fa telon’ny volana desambra .Mba hisintomana ny saintsika ary aloha de ireto misy zavatra maro efa nitranga teo amin’ny fiainan’ny vahokaka malagasy izay efa talohan’ny fotoana no nanambarako azy fa saingy tamin’ny olombitsy ihany izany tamin’ny fotoana .
1- Fony mbola vao nilatsaka ho fidiana ho ben’ny tananana anantananarivo andriamatoa Ravalomanana de efa nanambara aho fa io no ho lasa filohan’ny repoblika afaka fotoana vitsy fa saingy hisy ra mandrika sy fijaliana eto amintsika vao hipetraka ny fitondrany .Nambaran’ny olona sasany anefa fa rediredy izany ambarako izany de hoy ny tenako hoe samia ary tsika ho ela velona ahita ny sy hijery ny zava- mitranga . Dia samy niaranahita isika ary fa dia nitranga tokoa ilay zavatra teo vao gaga ireo olona nanaovana fanambarana fa tena nitranga ilay zavatra nisy moa no nanantona nitady zavatra hafa ary teo koa ireo olona maro izay nikasa hifofo ny aiko mihintsy ka nahatonga ny tenako tsy nijanona tany an-tanindrazana .
Sombiny kely fotsiny io ambara io fa raha ny zavatra efa hita de tsy ho voatantara eto daholo fa elefa tsikelikely araka ny zava misy ihany io .
Ravalomanana 57.24%

novalian'i kitjo ny 11/12/2006 12:21
2. Fiffi
(
02/12/2006 07:37)
:wink::-D:-D mampihomehy ahy enao an ! heu....ny sondage rehetra tsinona no milaza an'io fa tsy hoe faminaniana nataonao mitokana ...:wink:
3. tywa68
(
02/12/2006 07:38)
izy anie ho lany ê ! ary tsy misy atahorana zay ! sao mahita zavatra hafa ary enao ?
Ohatra hoe fety be sy olona mandihy² eran'ny tanàna :wink::-D

8. xxx
(
03/12/2006 00:04)
Fiffi:
:wink::-D:-D mampihomehy ahy enao an ! heu....ny sondage rehetra tsinona no milaza an'io fa tsy hoe faminaniana nataonao mitokana ...:wink:
Fa mahery kosa izy Fiffi raha toa ka marina tsara io 57.24% ho azon-dRavalomanana io 'ka. Dia ho hita eo izany ry Ampitso fa dia misaotra a!
Raha mbola misy zavatra hafa de lazao ihany hoe!
10. kitjo
(
03/12/2006 07:43)
raha tsy tena ,24 izany dia ahoana le?
mba zavatra hafa zay tsy eritreretinay mihitsy oe lazaina....
misaotra anao aloha e!

12. Papoose
(
04/12/2006 03:02)
NYAMPITSO:
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra ihany ny tenako ary mirary ny tsirairay ho feno fahasalamana tanteraka .Araka ny efa nambarako teo aloha dia ho lazaiko eto ny isambato azon’ny kandida Marc Ravalomanana amin’ny fifidianana izay atao rahampitso fa telon’ny volana desambra .Mba hisintomana ny saintsika ary aloha de ireto misy zavatra maro efa nitranga teo amin’ny fiainan’ny vahokaka malagasy izay efa talohan’ny fotoana no nanambarako azy fa saingy tamin’ny olombitsy ihany izany tamin’ny fotoana .
1- Fony mbola vao nilatsaka ho fidiana ho ben’ny tananana anantananarivo andriamatoa Ravalomanana de efa nanambara aho fa io no ho lasa filohan’ny repoblika afaka fotoana vitsy fa saingy hisy ra mandrika sy fijaliana eto amintsika vao hipetraka ny fitondrany .Nambaran’ny olona sasany anefa fa rediredy izany ambarako izany de hoy ny tenako hoe samia ary tsika ho ela velona ahita ny sy hijery ny zava- mitranga . Dia samy niaranahita isika ary fa dia nitranga tokoa ilay zavatra teo vao gaga ireo olona nanaovana fanambarana fa tena nitranga ilay zavatra nisy moa no nanantona nitady zavatra hafa ary teo koa ireo olona maro izay nikasa hifofo ny aiko mihintsy ka nahatonga ny tenako tsy nijanona tany an-tanindrazana .
Sombiny kely fotsiny io ambara io fa raha ny zavatra efa hita de tsy ho voatantara eto daholo fa elefa tsikelikely araka ny zava misy ihany io .
Ravalomanana 57.24%
mba aminanio koa rangahy ny fiainako rahatrizay on!mety ho firy %?l appreciate dat ;-)
14. zakony
(
05/12/2006 08:04)
nena ny faminaniako dia
63,02%
ze ray marina nenay sy mpaminanay
sarotra be mintsy vo nahita io ,02 io an, niaritory sy nivavaka ary nanome sorona ho an'ny masina

17. zakony
(
07/12/2006 13:47)
tena nandainga ny masina fa angamba tsy ampy an lery ny ran'Ilemasira nomeko azy
53,02% indray hono e
53,02% indray hono e
19. zakony
(
08/12/2006 07:11)
tena dila tandroany ny faminanianao razokibe ra mpaminany
efa tafidina 56,?? ravalo izao, miampy ireo mbola ho avy, ny BV annule rehefa avy eo
dia ny an'anakah no marina 53,02%:lol: