andao hampirevy 205 e!
63. bilakarenjy
(
18/12/2006 17:34)
izay ilay fan e!.lasa any anaty fiara daholo ny sosy e!passion koa io e!.
64. bilakarenjy
(
19/12/2006 08:22)

Tena lasa lavitra be ny aingam-panahin'ilay tompony ;saingy mba hafa noho ny hafa kosa aloha e!,passion daholo izao ,fa ceramic kosa aloha ny vatan'ilay fiara ,malamalama tsara sady tsy misy milempona
65. Rasiligaoma
(
19/12/2006 15:46)
tsssss ratsy be ny vodiny le..
ohatran'ny hoe manao string izany ilay daba
di mitondro-body be:b
ohatran'ny hoe manao string izany ilay daba
di mitondro-body be:b
66. kitjo
(
19/12/2006 18:17)
hahahha
tena hita oe lehilahy ny tompon'io..hiihih
hafakely indray io
ceramique? aza midona na mikasoka fts..hihi
oh zao koa ny haivan'ny 205-ko fa tena kalikaliana mihitsy reehfa mande...tsy azo entina pavE..haha...tsy azo itondrana ol...
hihihi...voamenomenona foana nddray satria nddray irahina d tsy maintsy manda hoe tsy afk any ny 205..lol

67. Fiffi
(
20/12/2006 08:53)
Rasiligaoma::{:{:-D:-D:-D:-D
tsssss ratsy be ny vodiny le..
ohatran'ny hoe manao string izany ilay daba
di mitondro-body be:b
68. bilakarenjy
(
20/12/2006 19:33)
Iva toy io koa ny 205 any an-tanana any fa saingy afaka mitondra ny fianakas kosa na dia izany aza e!,ny mankany ambanivohitra fotsiny no tena blem fa dia tsy maintsy miala foana fa iva loatra .
Sady ngozabe toy io koa ny kodiarana .
Fa raha mahazo godron kosa aloha dia tena masaka be .Iny mankany Bira iny ,mila tsy hijanona mihitsy .
Sady ngozabe toy io koa ny kodiarana .
Fa raha mahazo godron kosa aloha dia tena masaka be .Iny mankany Bira iny ,mila tsy hijanona mihitsy .
69. bilakarenjy
(
20/12/2006 19:49)

Niova tahaka izao ilay any an-tanana fa saingy gris fotsiny .Mbola tsy misy matos matanjaka izy aloha izao