andao hampirevy 205 e!

41. bilakarenjy ( 07/12/2006 20:17)
io izy no tena stable ry Fiffi a!,na dia mandeha mafy aza ianao dia tsy renao akory izany mandeha mafy izany rehefa somary iva toy izao izy .Raha somary mivelatra kely aza ny kodiarana vao maika tena mipetraka tsara izy .
42. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:58)
fa asio lavaka kely ny lalana fa tonga de mikasoka...
43. xxx ( 08/12/2006 06:05)
ny an'ikaretsaka ve tsy feona fiara karetsaka no tiany eh?:@
44. Fiffi ( 08/12/2006 06:27)
ambany be loatra kosa aloha le izy an ! heu....sa tena spesialy fanaovana course ?
45. bilakarenjy ( 08/12/2006 08:30)
tsy special fanaovana course aloha izy ry Fiffi fa matanjaka ny mouteur dia mila stabilitée ilay fiara na dia mandeha mafy aza ,fa raha io no taille normal mandeha 130 km eny @ autoroute fa vao mahazo fiolanana kely na sendra mijanona tampoka fa tonga dia any ivelany avy hatrany na mivadika fa tsy ahatazona azy ny frein-ny .
ikaretsaka>aiza aloha ilay asiana lavaka aty sa any . tsara ny lalana aty fa tsy misy mieritreritra ny anisy lavaka izany na dia any ambanivohitra be any azy .
Ny any Dago aza efa mba miezaka ny ahatsara ny lalana raha ny resaka reko sady tsy izay no tsara e!
46. Fiffi ( 08/12/2006 16:47)
hummmm....
47. bilakarenjy ( 08/12/2006 17:14)
merci Fiffi a!.ianao angamba no milako azy io an!
48. malalatinasoa ( 08/12/2006 18:07)
voan'i pave otrany miakatra kely any dago fotsiny io daba ambany kelin'ny bilakarenjy io de :cry:.

Aleo le touty krousy na touny decapo ndry fiffi tony, mitira be le ao anatiny :-D:-D
49. bilakarenjy ( 08/12/2006 19:28)
tsy mety any an-tanana aloha io 309 io e!,tsy maintsy akarina kely indray izy rehefa tonga any .
50. Fiffi ( 09/12/2006 06:09)
matanjaka kosa aloha lery an !
51. bilakarenjy ( 09/12/2006 09:57)
toy io mihitsy ny 205ko any Dago ry Fiffi .Tena tsy misy anombinana fa dia iio saingy izy tsy GTI fa GT .
52. Fiffi ( 09/12/2006 10:57)
fa inona no maha-samy hafa azy ?
53. bilakarenjy ( 09/12/2006 19:48)
iny ilay mainty kely @ sisiny iny fotsiny no tsy misy fa ny rehetra dia mitovy
54. ikaretsaka ( 09/12/2006 20:13)
ny GT toa 4 portes fa ny GTI 2 portes ko..
de ny GT sasany toa carbu fa ny GTI injection...
tsy haiko aloha fa elaela ihany izay tsy nahitana 205 izay e
55. bilakarenjy ( 10/12/2006 20:57)
noheveriko hoe :ilay jerena avy eto anoloana no resahinareo hay ve! ilay tena maha-samihafa azy mihitsy e! .Betsaka loatra ka .
Raha mbola any Amerika ianareo dia tsy ahita 205 izany aloha ,toa anay tsy mahita mustang koa raha tsy makany @ province .
56. ikaretsaka ( 11/12/2006 00:22)
ny mustang any europe any aza toa efa modifieny hono fa tsy haiko aloha
57. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:39)
Zay aloha dia tsy haiko fa mety misy an!.
58. Fiffi ( 11/12/2006 17:54)
andraso tadiavina hoe ?
59. bilakarenjy ( 13/12/2006 17:15)
ka ilay resaka 205 aloha toa lasa mustang indray ry Ikaretsaka .Masaka be indray iny koa .Matanjaka aloha ilay mustantg fa jereo ilay 205 ery @ voalohany misokatra capot io fa ity no
manosika azy .Kely mipetraka tsara an!
60. Fiffi ( 13/12/2006 18:06)
toa tsy misy pentina mihintsy izy zany klé ! milay an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7355