andao hampirevy 205 e!

21. kitjo ( 03/12/2006 16:44)
any dago reny mbola malaza ry MTN

ny anah aloha 2CV ary zao no tena tanjoko refa any dago, za tena adala 2Cv fa znay oe soloina Visa ny motera
22. Fiffi ( 03/12/2006 18:17)
ny ahy aloha de ity no tena reviko eh ! hummm...
23. bilakarenjy ( 03/12/2006 19:18)

zao ilay 205 cc fotsy kely ry Fiffi rehefa nasiana fanamboarana .Parade any anaty zavaboary e!.Ry zalahy manam-pahaizana ireo .Efa mi-booste io 205 io an!
24. Fiffi ( 03/12/2006 20:52)
bilakarenjy: hummmm......milay be an ! :)
25. MTN ( 04/12/2006 04:01)
ka ny malagasy manaja ireo voky andro dia mbola malaza ny 205 sy 305 :°)
26. kitjo ( 04/12/2006 04:39)
aty aminay aty aloha dia tsy ahitana an'itony mihitsy..

206 sy 307 ny peugeot bas de gamme indrindra aty
laguna sy kangoo kosa ny Renault

na izany aza anefa hitako fa mbola miasa tsara ireny any Dago!

ra rallye kosa anefa dia mbola manjaka ny 504 an! hihihi
27. ikaretsaka ( 04/12/2006 04:54)
aty aminay tsy misy daba frantsay mihitsy :roll:
ny 2CV ovaina ny boite-ny de angezaina ny carburateur-ny sy ny radiateur fa mbola tafiakatra 3 eme ery @ bibilava.. efa any @ ISPM vao miditra 2eme...
Fa tsara ny 2CV
mety aventure koa izao ny manao Diego Tulear na miteny an'i M/car amin'ny 2 CV rehefa vita tsara ny lalana an
28. bilakarenjy ( 04/12/2006 14:38)
io fitiavana fiara io dia miankina aminao tanteraka fa na ataoko hoe :mercedes aza no anananao ka tsy hainao ny miaraka aminy dia mampalahelo be ilay fiara .
Misy cousin-ko izay any Dago any manana dauphine izy fa tena nandaniany vola be mihitsy ny nikarakara azy ny nanamboatra azy tsara .Ny vatany sisa no ahafantaran'azy hoe : dauphine fa ny sisa dia hafa daholo .
Ka tsy midika hoe :tranainy io na vaovao io fa rehefa hainao ny mokolo sy mikarakara azy dia mitazona sy mateza eny foana ilay fiara .
29. Fiffi ( 05/12/2006 06:30)
ikaretsaka; zany ve ?
30. ikaretsaka ( 06/12/2006 04:05)
ie.. mbola mahavita tana tamatave tsara izay 2cv zay

Bilakarenjy:
fa ny olona koa hita @ fiara entiny ny toetrany a

misy tia confort fa tsy miraharaha ny sisa rehetra (ilay olona saina mercedes sns, chaise cuir e, GPS e, sns...)

misy ny tia fiara matanjaka ( ilay ao anaty capot no mikoty, na io amboarina atao tuning, na ilay orizaka fa be cylindres sy sy be turbo)

dia misy ny tia fiara mahatonga azy @ ze tiany aleha (le olona tia 4x4 le tena biby be reny fa tsisy confort.. jeep, hummer h1 na h2 tsy misy options, land rover defender..)

MIsy ilay hoe rehefa fiara de fiara na manambola aza izy de tsy raharahany fa maty tateraka no fetra, le hoe karavasiana hatr@ farany ..(4l efa boiten-drakotra, daba vaovao fa efa pepo sahady na tsy misy entretien mihitsy)
31. bilakarenjy ( 06/12/2006 11:01)

Ento indray ilay fiara 205 dia efa manomboka matanjaka (220 cv) no manambika (novelarina dia nahidina ny haavony),ilay atao hoe RACING CAR .
32. Fiffi ( 06/12/2006 14:47)
hummmm....tsy ratsy an ! :)
33. makafoka ( 06/12/2006 16:31)
sô de misy mahita 205 gti d'origine tsy dia lafo loatra ianareo?
34. bilakarenjy ( 06/12/2006 17:37)
makafoka>sahala @ ity ve fa tsy tena ohatra an'io aloha e!.Kofa any normandie any no tompon'io ,fa tena mbola manitra mihitsy no sady manosika
35. kitjo ( 06/12/2006 17:55)
milay k!

ny ahy alo ny 2CV dia tena tiako manokana mihitsy h@ zay e...saingy domazy fa le collection tobil kely reny aty tsisy afatsy kolera ray iany ny 2Cv, beige creme oh taxi any Tana..ihhiihhi

ra resaka motera ndray dia ny anah tobil be feo no tiako..surtt misy turbo..hhmmm

araka2 ny oe aiza no aleha sy ny poziko ny ah no itiavako tobil oe endrika sa motera...fa matetika alo d motera fa za tia milalao vitesse!

36. Rasiligaoma ( 06/12/2006 18:26)
ny ahy ny feon'ilay fiara vita Amerikanina be ireny no tiako..
ilay mustang na ilay hummer .. aoka fotsiny
37. bilakarenjy ( 06/12/2006 18:49)

raha toy io aloha dia atokisako tsara sady afaka anaparanao ny vitesse tsara mandra-pahatonga any Bira .
Mihinana 45mn fotsiny isika manomboka eo Ambatolampy mankany Bira @ io raha be indrndra .Za co-pilote avec sono matanjaka sy hira mirefotra tsara .OK!
38. ikaretsaka ( 07/12/2006 05:04)

Rasiligaona: hatraty io haha!

fa inona ny tena ambiance @ ilay sono matanjaka sy hira mirefotra tsara tokoa alongany fa tsy arako mihitsy..8O

Ny ahy manko rehefa mitondra bibil de ny feon'ny motera no henoiko fa raha te hihaino matosy mafy be za mandeha any atsahamanitra de eo ambodin'ilay ho parlera za no mipetraka...
Tsy haiko aloha e
39. bilakarenjy ( 07/12/2006 09:05)
ikaretsaka>tsy mifanalavitra ny mihaino feona moteur sy ny mihaino maneno mafy .
Samy maneno mafy daholo na ny moteur na ny maneno fa ny tsy itovizany aloha dia ny feona moteur madomelina be rehefa elaela satria dia iny feony iny foana no henoina sady feo tokana mandra-pijanon'ny fiara fa ny maneno azonao ahena ny hamafiny fa tsy voatery hihaino mafy koa aza ianao .
Ilay manaraka hira sy somary mivazavaza iny no tena manala ny stresse sy ny manelingelina ,fa tena ilaina ilay mila mivazavaza kely sy mikiakiaka dia avy eo mihaino am-pilaminana indray ilay hira .
Izay ilay manala azy e!.Tsy voatery alefa mafy akory ny maneno fa ilay zaka iny tsara no tena hiainona azy .
Hafa indray ilay mitatatata hoatran'ny kermesy ireny.Tsy ireny no tiako lazaina fa ilay @ antonony .Renao tsara ny mitsifotsifotra dia toy izany koa ny midobodoka fa tsy ilay mikarantsana akory .
Apetrako tsara aloha fa milay ny matos @ io fa tsy ilay gadradraka be ireny a!.
40. Fiffi ( 07/12/2006 12:41)
ary toa ambany be io ? mila hikasika @ tany an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034