Zanahary

41. majesty ( 01/12/2006 12:44)
prime:atao frity v?:D
42. prime ( 01/12/2006 13:50)
ritina amin'ny henakisoa...:-D:-D:-D
43. simplex ( 01/12/2006 16:05)
:-D:-D
ra tsonjo misy taviny tsy ilana menaka k :°)
44. prime ( 04/12/2006 11:05)
simplex> ndao ary hiaraka hanjono...:lol:
45. niryna ( 13/12/2006 06:27)
Lany andro mampiady karajia eto isika ry reto fa izao fontsiny ihany,tamin\'ny voalohany ny Teny,ary ny Teny dia Andriamanitra.Tsy mbola hary izao tontolo izao dia efa nisy Andriamanitra ary tsy mbola nisy hendriny izao tontolo izao.Teo no nonomboka nanome hendriny Andriama nitra dia nanao ny lanitra sy ny tany fa maizina daholo ny rehetra.Dia nasiany ny mazava,nozarainy ny maizina sy mazava ary dia tsara hoy izy.Isaky nahavita zavatra izy dia tsara hoy izy.Diniho ny tenanao ahoana no nahatonga anao nanana fofonaina?Maka baloma ary tsofy,mihetsika ny baloma tsy hita maso ny rivotra, kanefa hitan\'ny masona ny fihetsikin\'ny baloma.Maninona no mifindra ny vorona rehefa fantany fa mangatsiaka ny toerana fipetrahany ka lasa kilometatra maromaro izy.Tsy misy mpiahy ireny kanefa velona ihany.Maninona no tsy nety nifandona mihitsy ny kintana ,nahoana no tsy nisy na andro iray aza nivadika ny rasa ka ny andro alina lasa maraina ary ny andro maraina lasa alina? Mitia olona ianao kanefa tsy misy porofo aran-tsiansa milaza ny fitiavanao azy, ao am-ponao ao fontsiny ila y fitiavana.Na ny dokotera aza dia mbola mivavaka alohan\'ny handidiany marary,maninona no tsy tonga dia katsakatsahany amin\'izao fontsiny, mihevitra izany ianao fa avara-pianarana ilay dokotera kanefa dondrona minomino foana.Tsy mila porofo io fa ny tenanao ihany dia efa mahatsapa ny fisian\'Atra.Ny amin\'ny malagasy dia sarotra be satria ny zanahary dia Andriamanitra no filaza azy kanefa koa dia mbola mivavaka amin\'ny razana izy,hany ka tsy fantany izy hinoany.Tsy mila porofa aho fa ampy ahy ny fitiavan\'Atra ahy sy ny nanavotany ny aiko.Maro dia maro ny olona mitsiriritra ny toerana misy ahy,ary manontany ny nahatonga ahy amin\'n toerana misy ahy saingy .Iray ao anatin\'ny arivo no hitovy amiko tsy noho ny reharehako na ny heriko manokana anefa izany fa noho ny fahatokisako sy ny nifikirako ny fiainako an\'Andriamanitra.Koa raha hitady porofo ianao dia lany andro eo satria toy ny rivotra mifofo izay tsy hita maso kanefa heno ny fifofony ny finoako an\'Atra
46. prime ( 13/12/2006 11:35)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0534