mister 2007

81. kala ( 06/12/2006 14:48)
ekeko aloha raha izaho manokana ê! sady zay tsy nirotsaka tsy azo fidiana rahateo :oops::oops: :oops: :oops:

watafon > arahabaina ê! =D =D =D =D =D =D
:*
:* :*
:* :* :*
:* :* :* :*
:* :* :* :* :*
82. watafon ( 06/12/2006 15:32)
:oops::oops::oops: za ange tsy nirotsaka akory d nisy nifidy e! :-D:-D:-D:-D
83. melody ( 06/12/2006 16:07)
watafon: ka izay ange no maha-manja ilay izy e, ireny tsy mirotsaka ireny mihintsy no hasisika eo aloha mba ho fantatrin'ny be sy ny maro, f'aza menamenatra izany hoa:)
84. watafon ( 08/12/2006 06:34)
melody: :-*:-* za ngah menamenatsa zany e
kala : :*:* bobaka b mitsiny !
85. melody ( 08/12/2006 11:58)
watafon: za tsy menamenatra ihany koa, porofoiko?:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*bdb fa tsy 2 fotsiny an!:-D:-D
86. watafon ( 09/12/2006 12:08)
mci akia melody an ! :-*:-*
87. melody ( 10/12/2006 16:16)
mbola 2 ihany v? tena kahihitra mihintsy ange ity watafon ity e:-D:-D:-D
tsy misy fisaorana e!:)
88. kelly13 ( 10/12/2006 19:04)
melody>efa mister ankia izy d kahihitra hono a, mila maka rdv ra mila :-* avy aminy hono, hahahaha!! za zao liste d'attente!!! =))
89. watafon ( 11/12/2006 15:45)
melody : :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
kelly : :*:*:*:*:*:*:*:*:*=))=))=))=))=))
90. kelly13 ( 11/12/2006 15:52)
watafon>lollll lasa zénézé b se? hihih
91. melody ( 11/12/2006 17:40)
watafon: hafa-po @izay zà:-D
kelly13: f'anga mbola misy liste d'attente fona hatramin'izao akia?:wink:
92. nolalaina ( 12/12/2006 10:06)
kelly13:

lapino 1er sy 2nd dauphins, mdrrrrrrrrrrrr


Ahona ny fivôkan'zany sady lapin no dauphin?? :-P
:wink:


93. kelly13 ( 12/12/2006 11:27)
melody>lollll ie fa nisongona za mdrrrr

nolalaina>fita kou, tiko ho hita ny fivôkany :p
94. totofy ( 15/12/2006 08:53)
Andrekaiky ôooooooo !
hay ve nisy an' izao tao é ..; tsy hitako mihintsy ,
mamma mia .......
zah variana nanao propagande tary amin' ny faritany hafa ... sainga lany fotsiny ny 125millionako...
mamz , kelly , ari.malala ,kala .....:*:*:*:*:*(l)
1 totofy le sombin'ny aina
2 totofy le bikan'ny fiainana
3 totofy le inn ko mo


mamz > :roll::?:(l)(l)(l)(l)=))=))=))=))=))
95. watafon ( 18/12/2006 06:55)
=))=))=))=))
totofy : d tsy tafaverina v lesy le 125 Mil ? :-D:-D:-D
96. totofy ( 18/12/2006 19:04)
wata > :roll::roll: ny an'elah ngah efa niverina ny 125 ... , zah zao ho any @ banky hijery raha niverina ....sa elah nisy niantoka :-D:-D:-D:-w:-w
tena banky leitsy ra tsy miverina eo io klé:-D:-D

TAIRO amin' izay ny BAL é ! 8)8), ngah tsy misy bal refa vita ny fifidianana (l):-D:-D
97. melody ( 18/12/2006 23:40)
eny hoa ry totofy, tokony hisy bal mihintsy io ry watafon a:D
98. watafon ( 19/12/2006 07:07)
mitadiava salle sy sono d raikitra e! d teneno ftsn a refa vonona nareo e !:-D:-D:-D:-D:-D
99. melody ( 19/12/2006 18:45)
toa henoko fa vonona daholo ny rehetra, sa ahona ry totofy?:)
100. totofy ( 19/12/2006 20:24)
atao aiza nefa ? atao virtualy ve ? zah alou vonona beuuuu , sady efa ok daholo ny rehetra fa miandry ny 'invité' anareo ? :lol::lol::lol:
kelly13 kou tsy hita tsouny :-D:-D:-D:-D nefa izy ny Mme sefo beuuuu teto (Mme G. de F.)=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399